Dans la m麥e rubrique

Zanak段 Dada -MAGRO Hetsika goavana amin地y 29 martsa

27/03/2017

Nifamotoana nanomboka ny sabotsy 25 martsa 2017 teo indray teny amin地y kianjan地y Finoana Behoririka ireo mpanohana ny ara-dal瀟a. Anton地y fitakiana ny fanokafana ny radio sy televiziona MBS (Malagasy Broadcatsing System) amin地y mpitondra fanjakana.

Zanak段 Dada -MAGRO Hetsika goavana amin地y 29 martsa

Hamaky ny tohiny...

Horohorontany matetika ao Antsirabe Misy ambadika hafa mihitsy

27/03/2017

Nivoaka ny nafenina momba ilay horohorontany nisesy tany Antsirabe ka tsy nampiloa-bava ny tompon誕ndraiki-panjakana foibe sy ny manampahaizana manokana momba izany.

Horohorontany matetika ao Antsirabe Misy ambadika hafa mihitsy

Hamaky ny tohiny...

Kortezy mpanao hitsin-dalana Samy manao izay tiany ve eto e ?

24/03/2017

Ao anaty fitohanana lavareny no nisian地y teratany vahiny tao anatina fiara marika V8, izay nisy ireny lohana kortezy na mpitandro ny filaminana mitondra 杜oto lehibe ireny mitari-dalana avy eo aloha teny Ankorondrano omaly antoandro.

Kortezy mpanao hitsin-dalana Samy manao izay tiany ve eto e ?

Hamaky ny tohiny...

Famonjena ireo traboinan段 Enawo Mila 20 tapitrisa dolara i Madagasikara

24/03/2017

Avy amin地y tatitra nataon地y BNGRC na ny Birao nasionaly misahana ny loza voajanahary eto amintsika izay nanambara fa nahatratra 81 ny isan段reo maty tamin段ny fandalovan地y rivodoza Enawo farany teo iny ary nahatratra 253 ireo naratra, 4 839 985 ireo traboina ary 274 318 ireo voatery hafindra fonenana

Famonjena ireo traboinan段 Enawo Mila 20 tapitrisa dolara i Madagasikara

Hamaky ny tohiny...

Fipoahana teny Betongolo Niala tsiny ny tafika

24/03/2017

Nitondra fanazavana mikasika ilay fipoahana teny amin地y Toby R3A eny Betongolo, izay niantefa tamina trano iray teny Tsiadana ny tafika.

Fipoahana teny Betongolo Niala tsiny ny tafika

Hamaky ny tohiny...

CUA sy fokontany Voafaritry ny lal瀟a velona ny fiaraha-miasan段zy ireo

24/03/2017

Miteraka fanehoan-kevitra samihafa ny fikasan地y fanjakana foibe hanaisotra ny sary famantarana sy ny teny filamatry ny kaominina Antananarivo Renivohitra.

CUA sy fokontany Voafaritry ny lal瀟a velona ny fiaraha-miasan段zy ireo

Hamaky ny tohiny...

Fikambanana Za暖asy Hanangona fanitso ho an地y traboina

24/03/2017

Avo ny antso nataon地y avy eo anivon地y fikambanana Za暖asy ho an段reo olom-boafidy eto Antananarivo ny amin地y tokony hitsidihan段zy ireo izay traboina amin地y boriborintany hiadidiany avy.

Fikambanana Za暖asy Hanangona fanitso ho an地y traboina

Hamaky ny tohiny...


Actualit駸

Mangoro Te hizaka tena ho Faritra manokana

16/11/2016

Mitsangana ankehitriny FIZAMANGORO na fikambanana Zanak段 Mangoro tarihan地y filohany Atoa Rakotonirina Augustin ary hitambaran段reo herivelona rehetra any amin地y distrikan段 Moramanga sy Anosibe An誕la iny.

 

Fikambanana milaza ho tsy manao politika afa-tsy ny politikam-pampandrosoana izy io. Mahatsiaro izy ireo, araka ny nambaran’ny Sekretera Jeneraliny, Atoa Randriamamiarizafy Ignace   mpandraharaha, fa mitanila amin’ny ankapobeny ny fampandrosoana ny Faritra Alaotra Mangoro. satria Saika mivangongo any Alaotra avokoa mantsy ny fanapahan-kevitra rehetra vao miverina aty aminay aty Mangoro ny ampahany nefa izahay dia manana herijika manokana ny hampandroso ny misy anay ho Faritra manokana. Misy ato aminay Ambatovy mpitrandraka harena ankibon’ny tany, ny ala lehibena hazo “Pins” sy ny fitrandrahana azy, ny toerana malaza hampiroboroboana ny sehatry ny fizahantany toy ny ao amin’ny “Parc national Andasibe”. Mino izahay fa tsy handraraka ilo mby an-doha hanohana ny hetahetanay hizaka tena manokana ara-paritra ireo olomboafidy senatera 1 sy solombavambahoaka 3 mpanao lalàna voafidy avy aty amin’ireo distrika roa ireo, hoy izy.

Ntsoavina Evariste


 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana