Dans la mÍme rubrique

Boaderozy tratra tany Cap Masoala Nafenina ny marina ?

17/02/2017

ďRaha mbola eto ny tenako, dia tsy hanaiky aho ary tsy maintsy hisy ny fanasaziana. Tazoninareo aminíny teniko ahoÖĒ.

Boaderozy tratra tany Cap Masoala Nafenina ny marina ?

Hamaky ny tohiny...

Madagasikara Tany tsy misy lalŗna intsonyÖ

17/02/2017

Manomboka any aminíny filoham-pirenena ka hatraminíny vahoaka madinika no mandika lalŗna eto Madagasikara.

Madagasikara Tany tsy misy lalŗna intsonyÖ

Hamaky ny tohiny...

Delegasiona avy aminíny ę Region Normandie Ľ Nandalo tetsy aminíny Antenimierandoholona

17/02/2017

Ny alarobia 15 febroary 2017 teo, dia noraisiníny Filohaníny Antenimierandoholona Rakotomanana Honorť tao aminíny Lapa Maitso Anosikely ny delegasiona avy aminíny ę Region Normandie Ľ,

Delegasiona avy aminíny ę Region Normandie Ľ Nandalo tetsy aminíny Antenimierandoholona

Hamaky ny tohiny...

CSB II - ANDRAVOAHANGY TSENA Nodiovin'ny kaominina

17/02/2017

Loto, fofona, fotaka no hita mameno ny tanŗna eny Andravoahangy tsena manoloana ny CSB II rehefa vanim-potoananíny fahavaratra tahaka izao.

CSB II - ANDRAVOAHANGY TSENA Nodiovin'ny kaominina

Hamaky ny tohiny...

BORIBORINTANY FAHA 6 Nahazo koveta sy sio ireo vehivavy mpanasa lamba

17/02/2017

Nahazo koveta sy sio avokoa ireo vehivavy sy renim-pianakaviana mpanasa lamba ao Ambohimanarina, Boriborintany fahenina. Am-polony maro izy ireo no notolorana fitaovana omaly hahafahana manampy azy aminíny asa fivelomany.

BORIBORINTANY FAHA 6 Nahazo koveta sy sio ireo vehivavy mpanasa lamba

Hamaky ny tohiny...

Famatsiam-bola 10 miliara dolara Mahatratra 15,5% ny zanabola aloa

16/02/2017

Niompana taminíny paikady fanavaozana miaraka aminíny fandaharanasa fampiasambola mazava mitondra mankany aminíny harinkarena tsy manavaka sy maharitra lovainjafy ny fandresen-dahatra

Famatsiam-bola 10 miliara dolara Mahatratra 15,5% ny zanabola aloa

Hamaky ny tohiny...

Antanimbarinandriana Hanamboatra ę Parking Ľ sy zaridaina ny CUA

16/02/2017

Natomboka omaly ny asa fanajariana sy fanamboarana ny toby fiantsonaníny fiara miampy zaridaina eny Antanimbarinandriana, tontosainíny kaominina Antananarivo Renivohitra.

Antanimbarinandriana Hanamboatra ę Parking Ľ sy zaridaina ny CUA

Hamaky ny tohiny...


Actualitťs

Lodsia any Manakara Tafidina 500 Ar ny garaba

18/11/2016

Tafidina hatrany aminíny 500 Ar ny iray garaba aminíny lodsia ankehitriny any aminíny distrikaníi Manakara,hoy Ralaindrina Marcel, mpikambana teo anivoníny kongresiníny tetezamita teo aloha sady mponina any an-toerana.

 

Noho ny tsy fahavitan’ny seranan-tsambon’i Manakara manondrana ny vokatra mankany Toamasina no antony. Tsy misy sahy  mitatitra ny vokatra  amin’ny alalan’ny fiara ireo mpandraharaha sao ho lo fotsiny eny an-dalana ka hiteraka fatiantoka. Mijanona ho an’ny tsena anatiny ihany ny vokatra ao Manakara  ka izay fomba  hamadihana  azy ho vola sisa no kendren’ireo tantsaha mpamokatra. Miantso ny mpitondra fanjakana mba hijery akaiky ny zava-misy any an-toerana ity tompon’andraikitra  ity. Maty ny tantsaha raha mbola mitohy ny tranga toy izao sady potika ihany koa ny foto-pivelomany. Ho an’ny jirofo manokana dia notsindrian-dRalainirina Marcel fa tafidina hatrany amin’ny  15.000 Ar ny iray kilao amin’izao fotoana ao Manakara raha 85.000 teo aloha. Marihina fa manodidina ny 15.000 Ar ny vidin’ny lodsia iray garaba tonga eto an-drenivohitra ankehitriny.

Pati


 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana