Dans la mÍme rubrique

Kaominina Antananarivo Renivohitra Tsy miditra ny haban-tsena, tsy azo ny ďsubventionĒ

18/01/2017

Mikatso ny famohana ďquittanceĒ eo anivoníny trano printim-pirenena aminíizao fotoana izao, ary anisaníny mibaby ny voka-dratsiny ny kaominina Antananarivo Renivohitra.

Kaominina Antananarivo Renivohitra Tsy miditra ny haban-tsena, tsy azo ny ďsubventionĒ

Hamaky ny tohiny...

Ady aminíny delestazy Mila 750 miliara Ar ny Jirama

18/01/2017

Naharitra ora 4 ny fivorianíny filankevitry ny governemanta teny Mahazoarivo omaly.

Ady aminíny delestazy Mila 750 miliara Ar ny Jirama

Hamaky ny tohiny...

Paompin-drano Manomboka aminíny 1 ora maraina ny filaharana

18/01/2017

Niova endrika tanteraka ny filaharan-drano teny aminíny paompy nanomboka omaly.

Paompin-drano Manomboka aminíny 1 ora maraina ny filaharana

Hamaky ny tohiny...

Volkano ao Antsirabe Ahiana hipoaka

17/01/2017

Mahoraka be ao Antsirabe ao aminíizao fotoana izao ny fiakaraníny maripana tsy tahaka ny mahazatra ny rano ao aminíny tobin-dranomafana na ny ďstation thermaleĒ, ao Andranomafana.

Volkano ao Antsirabe Ahiana hipoaka

Hamaky ny tohiny...

Miha ritra i Mandroseza Atahorana ny krizin-drano

17/01/2017

Namoaka fanambarana ho aníny mpanjifa aminíny tokony hitsitsiana ny rano ny orinasa Jirama manoloana izao tsy fisianíny rotsakíorana izao.

Miha ritra i Mandroseza Atahorana ny krizin-drano

Hamaky ny tohiny...

LABIERA GUINNESS Tafaverina eny an-tsena indray

17/01/2017

Tafaverina eny an-tsena indray ankehitriny ny labiera guinness raha tao anatiníny tavoahangy mirefy 45 sl no nahitana azy farany ny taona 2015.

LABIERA GUINNESS Tafaverina eny an-tsena indray

Hamaky ny tohiny...

Delestazy sy vono olona Nirefotra ny basy sy lakrimŰzena tao Vangaindrano

17/01/2017

Nitangoronaníny olona teo aminíny manodidina ny biraoníny zandary Vangaindrano omaly, nitaky ny hamoahana hampiharana fitsaram-bahoaka ireo olona voarohirohy tamina famonoana tovovavy iray, 19 taona, mpianatra amina sekoly tsy miankina iray ao an-toerana.

Delestazy sy vono olona Nirefotra ny basy sy lakrimŰzena tao Vangaindrano

Hamaky ny tohiny...


Actualitťs

Fokontany Soanierana III - I Niampy 4 ireo trano noravana

11/01/2017

Taorianíireo trano 20 isa efa noravana tetsy aminíny fokontany Soanierana III I dia fantatra fa niampy efatra vaovao indray izany omaly talata

 

. Nitombo 100 mahery ireo traboina izay marihina fa efa natory teo an-tokotany niaraka tamin’ny entany nanomboka ny alatsinainy hariva teo. Mbola nambenana mpitandro ny filaminana hatrany ireo tompon-trano nandritra ny fandravana omaly. Olona roa no voatoton’ny vodibasy ny alatsinainy teo, anisan’izany ilay renim-pianakaviana iray vao tera-bao. Tsy mahazo miteny mantsy izahay na mamaly, hoy Ramatoa Claire anisan’ireo Raiamandrenibe ao amin’ity tanàna ity fa tsy maintsy manaraka ny sitrapon’izy ireo mandra-pialanay eto. Nambarany ihany koa fa manana taratasy ara-dalàna izy ireo satria efa 46 taona nanajariana io tanàna io niaraka tamin’ny iray tampoho aminy.  Nilaza anefa ilay karana tompona orinasa iray eto amin’ny manodidina  fa azy ny tany ary namidiny tamina teratany Sinoa ka ireto farany no nandroaka anay. Tsiahivina fa 48 ora no nomen’ny vadintany ireto fianakaviana 24 tafo mba hialany nanomboka ny zoma teo saingy tsy mbola nisy nahita toerana hifindrana izy ireo na dia iray aza.

Patty


 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana