Dans la męme rubrique

Taksi tsy mila OMAVET Mamaky ady amin’ny Kaominina

20/09/2017

Nanatanteraka fitokonana faobe ireo fiarakaretsaka sasany mivondrona ao amin’ny FTAR ( fikambanan’ny Taksi eto Antananarivo Renivohitra) tarihin-dRaharinirina Clémence omaly talata 19 septambra.

Taksi tsy mila OMAVET Mamaky ady amin’ny Kaominina

Hamaky ny tohiny...

Lions Club sy ny CUA Mihamatotra hatrany ny fiaraha-miasa

19/09/2017

Nitsidika tamin’ny fomba am-panajana ny Ben’ny tanànan’Antananarivo Renivohitra nosoloantenan’ny lefitra voalohany ny fiadidiana ny tanàna, Col Ramboasalama Emilien sy ny talen’ny kabinetra Jean Claude Rabarijaona teny amin’ny lapan’ny tanàna Analakely,

Lions Club sy ny CUA Mihamatotra hatrany ny fiaraha-miasa

Hamaky ny tohiny...

Maharante Jean de Dieu Gaboraraka ny fampidirana mpiasam-panjakana

19/09/2017

Tsy fantatra mazava hatramin’izao ny tena isan’ireo mpiasam-bahoaka eto Madagasikara, hoy ny minisitry ny asam-panjakana Maharante Jean de Dieu.

Maharante Jean de Dieu Gaboraraka ny fampidirana mpiasam-panjakana

Hamaky ny tohiny...

MITIA SY FITIA Tsy misy ahiana intsony ny amin’izy ireo

19/09/2017

Salama tsara tsy misy ahiana intsony ny fahasalaman’i Mitia sy Fitia zazavavy kely roa kambana nitambatra teo amin’ny kibony avy any Vakinankaratra, nodidiana tetsy amin’ny hopitaly HJRA Ampefiloha ny 13 septambra teo.

MITIA SY FITIA Tsy misy ahiana intsony ny amin’izy ireo

Hamaky ny tohiny...

Kolikoly any Alaotra Dosie 30 hanaovan’ny Bianco fanadihadiana

19/09/2017

Ireo sampan’asa eo anivon’ny Bianco Toamasina rehetra no ezahana entina eny ifotony, hoy ny tale iraisam-paritra ity Birao mahaleotena miady amin’ny kolikoly ity.

Kolikoly any Alaotra Dosie 30 hanaovan’ny Bianco fanadihadiana

Hamaky ny tohiny...

Bekisoa Soavimasoandro Raikitra ny adin’ny Sinoa sy karana amin’ny Malagasy

19/09/2017

Maromaro ihany izay raharahana ady tany nitranga tato ho ato izay. Tapa-bolana lasa izay dia vahoaka an’arivony no nitokona tetsy amin’ny fokontanin’i Bekisoa Soavimasoandro ao amin’ny firaisana faha 5.

Bekisoa Soavimasoandro Raikitra ny adin’ny Sinoa sy karana amin’ny Malagasy

Hamaky ny tohiny...

Vidin’ny henan’omby Hidina ato ho ato

15/09/2017

Taorian’ny fifanatonana sy fifampiresahana teo anivon’ny koperativa Mada Omby sy ireo tompon’andraiki-panjakana dia nilamina ihany hatreto ny famatsian’omby ho an’Antananarivo, hoy ny filohan’ny koperativa, Tahiry Sambehafa.

Vidin’ny henan’omby Hidina ato ho ato

Hamaky ny tohiny...


Actualités

FIROZE NOURBHAY Efa hita

22/04/2017

Tafaverina soa aman-tsara teo anilan’ny fianakaviany ny alakamisy 20 aprily tamin’ny 8 ora alina i Firoze Nourbhay, ilay zanaka karana nisy naka an-keriny teo am-pakana bus scolaire.

 Sivy andro nanjavonana io  zaza io. Salama tsara izy,  tsy nisy nandrimbinana. Misaotra sy mankasitraka feno ny fikambanan’ny ray aman-drenin’ny mpianatry ny Lycée Français Ambatobe sy ireo mpianatra ao an-toerana niara-naneho ny firaisankinany tamin’iny tranga ity ny fianakaviany ary manantena hatrany ny fifanohanan’ny rehetra. Ho an’ny CFOIM manokana izay fikambanana hivondronan’ireo teratany Karana eto amintsika dia manantena ny ezaka ataon’ny fitondram-panjakana izy ireo amin’ny fanasaziana ireo olona niray petsapetsa tamin’ny fakana an-keriny an’i Firoze Nourbhay. Toraka izany koa ny fanafoanana tanteraka ireo mpaka an-keriny eto amin’ny firenena, hahafahan’ireo teratany karana  miaina amim-pilaminana.

Pati


 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana