Dans la m麥e rubrique

Vangaindrano Efa tany miady

20/01/2017

Nitohy ny sakoroka sy ny fifandonana tany Vangaindrano omaly alakamisy. Noho ny tsy famelana ireo vahoaka hanatanteraka ilay fitsaram-bahoaka efa ho andro vitsy izay, dia nihamafy hatrany ny hetsiky ny mponina omaly, ka niafara tamin地y famotehan-javatra

Vangaindrano Efa tany miady

Hamaky ny tohiny...

Famatsiana solika ny Jirama Nailika ny 溺adagascar Oil ?

20/01/2017

Ianjadian弛lana ny orinasa mpitrandraka solika 溺adagascar Oil any Tsimiroro amin段zao fotoana izao.

Famatsiana solika ny Jirama Nailika ny 溺adagascar Oil ?

Hamaky ny tohiny...

Fitantanana ny Jirama Hampanao fanadihadiana ny fanjakana

19/01/2017

Milaza ny hampanao fanadihadiana lalina na 鄭udit interne mba itsirihana ny mety ho tsy fisian地y mangarahara na koa ny gaboraraka eo amin地y fitantanana ny orinasam-panjakana Jirama ny fanjakana foibe.

Fitantanana ny Jirama Hampanao fanadihadiana ny fanjakana

Hamaky ny tohiny...

Fiovaovan地y toetr誕ndro Hamono Malagasy 300 000

19/01/2017

Voasokajy ho firenena faha-3 maneran-tany mora handairan地y fiovaovan地y toetr誕ndro i Madagasikara noho ny famotehana ny tontolo iainana.

Fiovaovan地y toetr誕ndro Hamono Malagasy 300 000

Hamaky ny tohiny...

Fakon但ndralanitra Tonga ny fotoana hamadihana azy ho angovo

19/01/2017

Zary fandatsana ny teny vazivazin地y tano manao hoe : malaza tsy hihinanana toa ny fakon但ndralanitra manoloana ny fijaliana amin地y angovo indrindra ny herinaratra sendrain地y mponin但ntananarivo sy ny manodidina amin段ty delestazy tsy manam-piafarany amin段zao fotoana ity.

Fakon但ndralanitra Tonga ny fotoana hamadihana azy ho angovo

Hamaky ny tohiny...

Fisaraham-panambadiana 10 isan誕ndro no voaray eny amin地y fitsarana

19/01/2017

7 hatramin地y 10 isan誕ndro ny fisaraham-panambadiana voarain地y avy eo anivon地y fitsarana raha ny fanazavan地y tompon誕ndraikitra iray avy eo anivon地y Pot弾nCiel oganisation na ny rafitra iray izay misahana ny fampiofanana eo amin地y resaka fandrindrana tokantrano.

Fisaraham-panambadiana 10 isan誕ndro no voaray eny amin地y fitsarana

Hamaky ny tohiny...

Kaominina Antananarivo Renivohitra Tsy miditra ny haban-tsena, tsy azo ny 都ubvention

18/01/2017

Mikatso ny famohana 賭uittance eo anivon地y trano printim-pirenena amin段zao fotoana izao, ary anisan地y mibaby ny voka-dratsiny ny kaominina Antananarivo Renivohitra.

Kaominina Antananarivo Renivohitra Tsy miditra ny haban-tsena, tsy azo ny 都ubvention

Hamaky ny tohiny...


Actualit駸

Filohan地y TAMAMI Hifaninana ho lehiben地y mpanohitra

07/11/2016

Anisan地y raharaha mitana ny sain地y maro eto amin地y firenena indray tato ho ato ny fanomezana toerana ny mpanohitra eo anivon段reo andrim-panjakana roa mijoro, indrindra taorian地y nanambaran地y filohan地y antoko Malagasy Miara Miainga ny maha mpanohitra azy ireo.

 

 Hatramin’izao anefa  dia tsy nisy ny fandaniana ny lalàna  mampihatra azy io izay takian’ny antoko politika maro ny tokony hanaovana azy. Ho an’ny antoko Tanora Malagasy Miroso manokana tarihin’ny filoha nasionaliny Samihary Floriot dia ilaina ny fanomezana toerana ny  mpanohitra eto amin’ny firenena hahafahana  mametraka ny tena demokrasia marina sy manitsy ny tsy mety entina hanatsarana zavatra. Tsy lasan-ko vavany fotsiny anefa izany ho azy fa narahiny asa ka nisy avy hatrany ny fametrahany ny antontan-taratasiny teny anivon’ny minisiteran’ny atitany hahafahany mifaninana ho lehiben’ny mpanohitra ny faran’ny herinandro teo. Iza no hitaba ny amboara ? Andrasana izay mety ho tohin’ny raharaha. Tsiahivina fa miisa  20  ankehitriny ireo antoko mpanohitra ara-dalàna voasoratra anarana eo anivon’ny minisiteran’ny atitany.

Pati


 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana