Dans la m麥e rubrique

Mahery Tianasoa Hatao veloma farany eny amin地y Magro

25/04/2017

Tonga tao amin地y tranon段 tompokolahy Mahery na Tianasoa Andriamanandaza Mahery mpanentana teny amin地y kianjan地y Finoana Magro Behoririka, niondrika farany teo amin地y nofo mangatsiakany, ny fianakaviamben地y mpitolona teny amin地y kianjan地y Finoana Magro Behoririka,

Mahery Tianasoa Hatao veloma farany eny amin地y Magro

Hamaky ny tohiny...

Marc Ravalomanana 滴anome aina vao ho anareo aho

25/04/2017

Mitsidika ny faritr段 SAVA indray nanomboka ny alahady teo i Marc Ravalomanana.

Marc Ravalomanana 滴anome aina vao ho anareo aho

Hamaky ny tohiny...

Tsy fandriampalemana Tsy vitan地y basy intsony, hoy ny minisitry ny fiarovana

25/04/2017

Nangataka fiaraha-miasa amin地y mpanao gazety omaly ny minisitry ny fiarovam-pirenena, ny jeneraly Beni Xavier Rasolofonirina

Tsy fandriampalemana Tsy vitan地y basy intsony, hoy ny minisitry ny fiarovana

Hamaky ny tohiny...

Kolikoly amin地y fandraisana Mpitsara Mitsipaka ireo tompon誕ndraikitry ny sekoly ENMG

25/04/2017

Resa-be ny momba ny kolikoly sy ny fahafantaran弛lona ahafahana miditra ao amin地y ENMG (Ecole Nationale de la Magistrature et des Greffes) na Sekolim-pirenena fanofanana mpitsara sy mpiraki-draharaha eto Madagasikara, niorina tamin地y taona 1996.

Kolikoly amin地y fandraisana Mpitsara Mitsipaka ireo tompon誕ndraikitry ny sekoly ENMG

Hamaky ny tohiny...

Claudine Razaimamonjy Tsy ho eny Antanimora mihitsy ?

24/04/2017

Manjavozavo ny raharaha Claudine Razaimamonjy. Tafaverina eto Madagasikara ny sabotsy 22 aprily teo ity mpandraharaha mpanefoefo ity ary naiditra hopitaly etsy amin地y HJRA Ampefiloha indray.

Claudine Razaimamonjy Tsy ho eny Antanimora mihitsy ?

Hamaky ny tohiny...

Ampahateza Ambohipo Mandrahona ny hihetsika noho ny delestazy ny mponina

24/04/2017

Mandrahona ny hihetsika noho ny delestazy lavareny iainany isan誕ndro ireo mponina ao amin地y fokontany Ampahateza Ambohipo. Efa ho roa volana latsaka izy ireo izao no niaina izany, ka ora telo isan誕ndro raha kely no tapaka ny jiro.

Ampahateza Ambohipo Mandrahona ny hihetsika noho ny delestazy ny mponina

Hamaky ny tohiny...

KAOMININA AMPITATAFIKA Tsy hiparitaka eran'ny tan瀟a intsony ny fako

24/04/2017

Tsy hiparitaka eran'ny tan瀟a intsony ny fako ho an'ny kaominina Ampitatafika. Nahazo traktera vaovao hisahana ny fitaomana izany isan-tan瀟a sy isam-bohitra izy ireo izay efa nanaovana fanandramana nanomboka ny herinandro teo.

KAOMININA AMPITATAFIKA Tsy hiparitaka eran'ny tan瀟a intsony ny fako

Hamaky ny tohiny...


Actualit駸

Fifandraisana 200 taona ny fifankatiavana Malagasy-Anglisy

17/11/2016

Hankalazaina amin段o taona ho avy 2017 io ny faha-200 taona nanaovan-tsonia ny fifankatiavana Malagasy sy Anglisy, natomboka tamin地y Fanjakan-dRadama I


. Nivoitra io tamin’ny fihaonan’ny ambasadaoro britanika miasa sy monina eto Madagasikara, Atoa Timothy Smart sy ny Filohan’ny Antenimierandoholona Rakotomanana Honoré, tetsy amin’ny lapan’Anosikely omaly alarobia 16 novambra 2016. Nambaran’ny vahiny ihany koa ny hitohizan’ny fiaraha-miasa sy fifanakalozana eo amin’ny firenena Anglisy sy Madagasikara eo amin’ny samy Andrimpanjakana mpanao Lalàna dia ny “Chambre de Lord “ any Angletera sy ny Antenimierandoholona eto Madagasikara. Eo koa ny fanohizana fandefasana mpianatra sy tanora Malagasy handranto fiofanana any Angletera. Atoa Rakotomanana Honoré tetsy an-kilany nanamafy ny maha zava-dehibe ity fihaonana ity noho ny Britanika manana traikefa manokana eo amin’ny lafiny fanaovan-dalàna satria mpahay Lalàna avokoa ireo mpikambana eo anivon’ny Parlemanta ka ilaina ny fifanakalozana traikefa eo amin’ny Parlemantan’ny tany roa tonta.

Nangonin’i Jean D.


 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana