Dans la m麥e rubrique

Masera miasa any Ilakaka Mitaraina amin地y fandrahonana mahazo azy

26/04/2017

Efa nilaza tamin地y fanehoan-kevitra nataoko hatramin段zay aho, fa misy ampahan誕ndraikitra lehibe avy amin地y mpitantana ifotony (autorit駸 locales) eny anivon地y faritra tsirairay eto Madagasikara ny tsy fandehanan-javatra eto Madagasikara,

Masera miasa any Ilakaka Mitaraina amin地y fandrahonana mahazo azy

Hamaky ny tohiny...

Solontena maharitry ny FNUAP Tapitra ny fe-potoana niasany teto Madagasikara

26/04/2017

Tapitra ny fe-potoam-piasan地y Solontena maharitry ny firenana mikambana momba ny tahiry ho an地y mponina (FNUAP) eto Madagasikara Mamadou Dicko, ka nisy ny fitsidihana fanaovam-beloma ny Praiminisitra Mahafaly Solonandrasana Olivier nataony teny Mahazoarivo omaly.

Solontena maharitry ny FNUAP Tapitra ny fe-potoana niasany teto Madagasikara

Hamaky ny tohiny...

Rabokona Fanahy ratsy mampiorohoro sady manolana ?

26/04/2017

Taorian地y ambalavelona, ny satanika izay samy asan地y maizina avokoa dia tonga eto amintsika indray Rabokona raha ny feo miely. Efa ho iray volana izao no nalaza ho nampahory vehivavy maro tany Arivonimamo sy Ankazobe tany izy sy ny forongony.

Rabokona Fanahy ratsy mampiorohoro sady manolana ?

Hamaky ny tohiny...

Mahery Tianasoa Hatao veloma farany eny amin地y Magro

25/04/2017

Tonga tao amin地y tranon段 tompokolahy Mahery na Tianasoa Andriamanandaza Mahery mpanentana teny amin地y kianjan地y Finoana Magro Behoririka, niondrika farany teo amin地y nofo mangatsiakany, ny fianakaviamben地y mpitolona teny amin地y kianjan地y Finoana Magro Behoririka,

Mahery Tianasoa Hatao veloma farany eny amin地y Magro

Hamaky ny tohiny...

Marc Ravalomanana 滴anome aina vao ho anareo aho

25/04/2017

Mitsidika ny faritr段 SAVA indray nanomboka ny alahady teo i Marc Ravalomanana.

Marc Ravalomanana 滴anome aina vao ho anareo aho

Hamaky ny tohiny...

Tsy fandriampalemana Tsy vitan地y basy intsony, hoy ny minisitry ny fiarovana

25/04/2017

Nangataka fiaraha-miasa amin地y mpanao gazety omaly ny minisitry ny fiarovam-pirenena, ny jeneraly Beni Xavier Rasolofonirina

Tsy fandriampalemana Tsy vitan地y basy intsony, hoy ny minisitry ny fiarovana

Hamaky ny tohiny...

Kolikoly amin地y fandraisana Mpitsara Mitsipaka ireo tompon誕ndraikitry ny sekoly ENMG

25/04/2017

Resa-be ny momba ny kolikoly sy ny fahafantaran弛lona ahafahana miditra ao amin地y ENMG (Ecole Nationale de la Magistrature et des Greffes) na Sekolim-pirenena fanofanana mpitsara sy mpiraki-draharaha eto Madagasikara, niorina tamin地y taona 1996.

Kolikoly amin地y fandraisana Mpitsara Mitsipaka ireo tompon誕ndraikitry ny sekoly ENMG

Hamaky ny tohiny...


Actualit駸

Fidiran地y mpianatra Cisco Atsimondrano Teny Ampitatafika ny lanonana ofisialy

17/11/2016

Tontosa omaly teny amin地y fokontany Ankaditany, kaominina Ampitatafika ny fanokafana ny fidiran地y mpianatra amim-pomba ofisialy taom-pianarana 2015 -2016 ho an地y fari-piadidiam-pampianaran但ntananarivo Atsimondrano.

 

 Tao anatin’ny hafaliana tanteraka no nandraisan’ny Ben’ny tanàna Rado Ramparaoelina izany noho izy nahazo vokatra tsara indrindra tamin’ny taom-pianarana lasa  teo nandritra ireo fanadim-panjakana rehetra notanterahina. Tafiditra ao anatin’ny fitazonana ny vokatra ny nananganany lycée vaovao ao Ankaditany. Mbola fanamby goavana ihany koa  ny hanaovana « salle médiatheque » vaovao ao an-toerana miaraka amin’ny laboratoire de langue. Ny hanampy ny mpianatra no tanjona tsy handaniany vola hianarana teny vahiny intsony. Nomarihin-dRamparaoelina Rado fa hiompana tanteraka amin’ny fikarakarana ireo EPP sy CEG manana olana rehetra ao anatin’ny kaominina indray izy ireo amin’ny taona ho avy io ho tombontsoan’ny mpianatra rehetra. Mpampianatra  nahavita be miisa 28 no notolorana mari-boninahitra izay an’ny fari-piadidiam-pampianaran’Atsimondrano avokoa. Tokony ho 400 izy ireo fa noho ny tsy fahatomombanan’ny taratasy dia ireo ihany no tratra. Tonga nanotrona ny lanonana ny filohan’ny Antenimieram-pirenena Jean Max Rakotomamonjy.

 Pati


 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana