Dans la mÍme rubrique

Boaderozy tratra tany Cap Masoala Nafenina ny marina ?

17/02/2017

ďRaha mbola eto ny tenako, dia tsy hanaiky aho ary tsy maintsy hisy ny fanasaziana. Tazoninareo aminíny teniko ahoÖĒ.

Boaderozy tratra tany Cap Masoala Nafenina ny marina ?

Hamaky ny tohiny...

Madagasikara Tany tsy misy lalŗna intsonyÖ

17/02/2017

Manomboka any aminíny filoham-pirenena ka hatraminíny vahoaka madinika no mandika lalŗna eto Madagasikara.

Madagasikara Tany tsy misy lalŗna intsonyÖ

Hamaky ny tohiny...

Delegasiona avy aminíny ę Region Normandie Ľ Nandalo tetsy aminíny Antenimierandoholona

17/02/2017

Ny alarobia 15 febroary 2017 teo, dia noraisiníny Filohaníny Antenimierandoholona Rakotomanana Honorť tao aminíny Lapa Maitso Anosikely ny delegasiona avy aminíny ę Region Normandie Ľ,

Delegasiona avy aminíny ę Region Normandie Ľ Nandalo tetsy aminíny Antenimierandoholona

Hamaky ny tohiny...

CSB II - ANDRAVOAHANGY TSENA Nodiovin'ny kaominina

17/02/2017

Loto, fofona, fotaka no hita mameno ny tanŗna eny Andravoahangy tsena manoloana ny CSB II rehefa vanim-potoananíny fahavaratra tahaka izao.

CSB II - ANDRAVOAHANGY TSENA Nodiovin'ny kaominina

Hamaky ny tohiny...

BORIBORINTANY FAHA 6 Nahazo koveta sy sio ireo vehivavy mpanasa lamba

17/02/2017

Nahazo koveta sy sio avokoa ireo vehivavy sy renim-pianakaviana mpanasa lamba ao Ambohimanarina, Boriborintany fahenina. Am-polony maro izy ireo no notolorana fitaovana omaly hahafahana manampy azy aminíny asa fivelomany.

BORIBORINTANY FAHA 6 Nahazo koveta sy sio ireo vehivavy mpanasa lamba

Hamaky ny tohiny...

Famatsiam-bola 10 miliara dolara Mahatratra 15,5% ny zanabola aloa

16/02/2017

Niompana taminíny paikady fanavaozana miaraka aminíny fandaharanasa fampiasambola mazava mitondra mankany aminíny harinkarena tsy manavaka sy maharitra lovainjafy ny fandresen-dahatra

Famatsiam-bola 10 miliara dolara Mahatratra 15,5% ny zanabola aloa

Hamaky ny tohiny...

Antanimbarinandriana Hanamboatra ę Parking Ľ sy zaridaina ny CUA

16/02/2017

Natomboka omaly ny asa fanajariana sy fanamboarana ny toby fiantsonaníny fiara miampy zaridaina eny Antanimbarinandriana, tontosainíny kaominina Antananarivo Renivohitra.

Antanimbarinandriana Hanamboatra ę Parking Ľ sy zaridaina ny CUA

Hamaky ny tohiny...


Actualitťs

Fiakaraníny vidin-tsolika Mety hiafara aminíny fiakaraníny saran-dalana ihany

08/11/2016

Mety hiafara aminíny fiakaraníny saran-dalana ho 500 Ar ihany ny fiakaraníny vidin-tsolika tsy miato, hoy Andriantsolomora Bernardin, filohaníny vondroníireo mpitatitra eto an-drenivohitra, indrindra raha tsy tonga ny fanampiana nampanantenainíny fitondram-panjakana.

 

 Notsindriany fa mbola azo fehezina ihany aloha hatreto ilay fiakaran’ny vidin’ny gazoala iray litatra ho  2.890 Ar nanomboka ny faran’ny herinandro teo. Tsy azo iainana intsony  kosa raha tafakatra 3.000 Ar. Ho an’ny koperativa Soamiafara ao amin’ny zotra 187 mampitohy an’Iavoloha sy 67 ha manokana dia nambaran’ny filohany Rakotonirina Jean Paul José fa tsy hampiakatra izy ireo satria mahatoky ny fahatongavan’ilay fanampiana avy amin’ny fanjakana ny koperativa. Nomarihiny fa efa tena miaina anaty fatiantoka tanteraka ny mpitatitra noho ireo karazana kojakoja tonga eto amintsika efa vita Sinoa daholo ka tsy maharitra enim-bolana dia simba tanteraka.

Pati


 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana