Dans la m麥e rubrique

Honorテゥ Rakotomanana sy Lalatiana Rakotondrazafy Hifampitady eny amin窶冢y fitsarana ?

22/06/2017

Hiakatra eny anivon窶冢y borigady misahana ny ady heloka bevava (B.C) eny Anosy ny talen窶冢y famoahana sy ny tonian窶冢y fanoratana ao amin窶冢y gazety mpiseho isan窶兮ndro Free News anio.

Honorテゥ Rakotomanana sy Lalatiana Rakotondrazafy Hifampitady eny amin窶冢y fitsarana ?

Hamaky ny tohiny...

Mpiasan窶冢y ladoany Hiverina hitokona Taorian窶冢y fitokonan

22/06/2017

Taorian窶冢y fitokonana nandritra ny 2 andro nataon窶冢y Sendikan窶冢y mpiasan窶冢y ladoany (SEMPIDOU) ny 29-30 mey, narahin窶冢y fivoriambe tsy ara-potoana ny 01 jona dia nanome fe-potoana ny fanjakana hamaliana ny fitakiany hatramin窶冢y 26 jona ny sendika.

Mpiasan窶冢y ladoany Hiverina hitokona Taorian窶冢y fitokonan

Hamaky ny tohiny...

Fanjakana sy ny sendikan窶冢y mpitsara Tsy mbola milamina

22/06/2017

Hiitatra any andafin窶冢y riaka ny akon窶冢y fitakian窶冢y Sendikan窶冢y Mpitsara eto Madagasikara (SMM) noho ny teritery isan-karazany ataon窶冢y manampahefana amin窶冢y asan窶冢y mpitsara Malagasy.

Fanjakana sy ny sendikan窶冢y mpitsara Tsy mbola milamina

Hamaky ny tohiny...

Alain Ramaroson Nahemotra indray ny fitsarana azy

21/06/2017

Miitatra toy ny sima misioka ny raharaham-pitsarana an窶冓 Alain Ramaroson.

Alain Ramaroson Nahemotra indray ny fitsarana azy

Hamaky ny tohiny...

Fitondran-dRajaonarimampianina Tambazan窶冢y Sinoa amin窶冢y vary

20/06/2017

Noraisina tany amin窶冢y seranan-tsambon窶冓 Toamasina omaly alatsinainy 19 jona ny vary milanja 3100 taonina avy amin窶冢y governemanta sinoa, izay tonga indroa miantoana ny herinandro teo.

Fitondran-dRajaonarimampianina Tambazan窶冢y Sinoa amin窶冢y vary

Hamaky ny tohiny...

Hotsaraina anio Ramaroson Hafahana sa halentika ?

20/06/2017

Hiverina hiakatra fitsarana anio 20 jona i Alain Ramaroson rehefa nandamoka ny raharaham-pitsarana azy ny 6 jona lasa teo.

Hotsaraina anio Ramaroson Hafahana sa halentika ?

Hamaky ny tohiny...

Filaharambe eny amin窶冢y banky Efa tena fampijaliana vahoaka

19/06/2017

Velon-taraina ny mpanjifa eny amin窶冢y ankamaroan窶冓reo banky eto Antananarivo amin窶冓zao fotoana noho ny filaharana lavareny.

Filaharambe eny amin窶冢y banky Efa tena fampijaliana vahoaka

Hamaky ny tohiny...


Actualit駸

Fiahiana ara-tsosialy any Atsimo 35 tapitrisa dolara ho an地y olona 320 000

14/11/2016

Hatramin地y faran段ty taona 2016 ity, olona 320 000 any amin地y faritra Atsimon地y nosy dia any Tsihombe, Beloha, Ambombe, Bekily ary Amboasary no hahazo sy hisitraka ilay fanampiana ara-tsosialy antsoina hoe牌atsin誕nkohonana.

 

 Neken’ny filankevi-pitantanan’ny Banky Iraisam-pirenena ny 10 novambra lasa teo mantsy ny famatsiana ara-bola  mahatratra 35 tapitrisa dolara hahafaha-manatanteraka ity tetikasan’ny governemanta Malagasy amin’ny alalan’ny minisiteran’ny mponina ity.  Ny taona 2015 dia vola mitentina 40 tapitrisa dolara no neken’ny Banky Iraisam-pirenena hampindramina an’i Madagasikara mba hanatsarana ny fiahiana ara-tsosialy ka 4 taona ny faharetan’ny tetikasa saingy izao dia nahazo 35 tapitrisa dolara ary tsy honerana intsony, izay hahafaha-manampy ny olona any Atsimon’ny nosy mandritra ny 18 volana. Mitohy hatrany ny fifandresen-dahatra sy ny fitadiavana fiaraha-miasa eo amin’ny minisiteran’ny mponina tarihin’ny minisitra Onitiana Realy sy ireo mpiara-miombon’antoka ka isan’izany ny Banky Iraisam-pirenena. Vao tsy ela akory izay no nihaona ny minisitra Onitiana Realy sy I Coralie Gevers, Mpandrindra ny asan’ny Banky Iraisam-pirenena eto amintsika ka nilazan’ity farany fa mipetraka ny fitokisan’ny Banky Iraisam-pirenena an’i Madagasikara.


 

Toky R.

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana