Dans la m麥e rubrique

Webhelp Madagascar 3 000 mイ ny toeram-piasany eny Andraharo

23/02/2017

Fomba fiasa efa tena manana ny maha izy azy sy mandeha tsara eto Madagasikara ny ォ Outsourcing サ.

Webhelp Madagascar 3 000 mイ ny toeram-piasany eny Andraharo

Hamaky ny tohiny...

Fampandrosoana an'Antananarivo Manana anjara toerana lehibe ireo fokontany

23/02/2017

Nihaona tamin段reo sefom-pokontany avy amin地y boriborintany faha-2 sy faha-6 teny amin地y Lapan地y tan瀟a ny tompon誕ndraikitra vitsivitsy eo anivon地y kaominina izay notarihin地y ben地y tan瀟a Lalao Ravalomanana.

Fampandrosoana an'Antananarivo Manana anjara toerana lehibe ireo fokontany

Hamaky ny tohiny...

Tsenan但nalakely Maharaka vaovao amin地y radio ireo mpivarotra

23/02/2017

Mandeha tsara ny radion地y tsena hifampiseraserana amin段reo mpivarotra napetraky ny CUA ao Analakely ka afaka manaraka ny vaovao rehetra misy eto amin地y firenena sy manerana an段zao tontolo izao indray ankehitriny ireo mpivarotra ao.

Tsenan但nalakely Maharaka vaovao amin地y radio ireo mpivarotra

Hamaky ny tohiny...

Airtel sy Allianz Hiara-kiasa amin'ny resaka fiantohana

23/02/2017

Ny volana novambra taona 2014 no nampahafantarina voalohany teto amintsika ny fiantohana ォ Antoka サ, vokatry ny fiaraha-miasan地y orinasam-pifandraisana Airtel sy ny Allianz Madagascar.

Airtel sy Allianz Hiara-kiasa amin'ny resaka fiantohana

Hamaky ny tohiny...

Salon De L弾mploi Et De La Formation Hanomezana asa manodidina ny 1500 isa

23/02/2017

Miezaka hatrany manampy ireo tanora tsy an誕sa eto amintsika ny ivontoerana mpikarakara olona mitady asa MRH (Maganement Ressources Humaines).

Salon De L弾mploi Et De La Formation Hanomezana asa manodidina ny 1500 isa

Hamaky ny tohiny...

Fanoherana ny herisetra Hamoaka rakitsary ny ISPPS

23/02/2017

Sekoly ambony iray manofana ho mpitsabo mpanampy sy mpampivelona ny ISPPS ( Institut Sup駻ieur des Param馘icaux et Promotion de la Sant) etsy Andrefanambohijanahary.

Fanoherana ny herisetra Hamoaka rakitsary ny ISPPS

Hamaky ny tohiny...

Hery Rajaonarimampianina Fototry ny loza

22/02/2017

Manomana fatratra ny firotsahan-kofidiany amin地y fifidianana filoham-pirenena ho avy manaraka eo ny filoha am-perinasa Hery Rajaonarimampianina.

Hery Rajaonarimampianina Fototry ny loza

Hamaky ny tohiny...


Actualit駸

FANOMEZANA FARAN誰Y TAONA Olona valo sahady no efa notoloran地y Airtel loka

28/11/2016

Olona valo tsara vintana sahady no efa notoloran地y orinasam-pifandraisana Airtel loka ny faran地y herinandro teo ao anatin段lay hetsika 鍍anteraka ny nofinofiko tanterahin段zy ireo entina hanomezana fahafaham-po ny mpanjifany amin段zao faramparan地y taona izao.

Fera fipasohana, finday, lecteur Divx no nozaraina tamin’izany. Notolorana taratasim-bola 10.000 ka hatramin’ny 200.000 Ar kosa ireo  dimy  voalohany. Anisan’ny nahazo ny loka voalohany Andriamatoa Hoavimanoy Antenaiko Valisoa avy any Toliara, nibata ny  vola 200.000 Ar. Mbola hitohy hatramin’ny 20 janoary ity fizarana loka tanterahin’ny Airtel ity amin’ny alalan’ny fandaniana fahana 3.000 Ar isan-kerinandro na fividianana finday tsotra iray izay hahazoana tapakila folo avy hatrany hahafahana mandray anjara amin’ilay ankitsapaka tanterahin’izy ireo.

 

Pati


 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana