Dans la mÍme rubrique

Claudine Razaimamonjy Tsy ho eny Antanimora mihitsy ?

24/04/2017

Manjavozavo ny raharaha Claudine Razaimamonjy. Tafaverina eto Madagasikara ny sabotsy 22 aprily teo ity mpandraharaha mpanefoefo ity ary naiditra hopitaly etsy aminíny HJRA Ampefiloha indray.

Claudine Razaimamonjy Tsy ho eny Antanimora mihitsy ?

Hamaky ny tohiny...

Ampahateza Ambohipo Mandrahona ny hihetsika noho ny delestazy ny mponina

24/04/2017

Mandrahona ny hihetsika noho ny delestazy lavareny iainany isaníandro ireo mponina ao aminíny fokontany Ampahateza Ambohipo. Efa ho roa volana latsaka izy ireo izao no niaina izany, ka ora telo isaníandro raha kely no tapaka ny jiro.

Ampahateza Ambohipo Mandrahona ny hihetsika noho ny delestazy ny mponina

Hamaky ny tohiny...

KAOMININA AMPITATAFIKA Tsy hiparitaka eran'ny tanŗna intsony ny fako

24/04/2017

Tsy hiparitaka eran'ny tanŗna intsony ny fako ho an'ny kaominina Ampitatafika. Nahazo traktera vaovao hisahana ny fitaomana izany isan-tanŗna sy isam-bohitra izy ireo izay efa nanaovana fanandramana nanomboka ny herinandro teo.

KAOMININA AMPITATAFIKA Tsy hiparitaka eran'ny tanŗna intsony ny fako

Hamaky ny tohiny...

Fe-potoana nomena aníi Claudine A&C Hifarana ny alatsinainy izao

22/04/2017

Ny alatsinainy 10 aprily lasa teo no niala teto Madagasikara i Claudine Razaimamonjy, ka fitarafana sy fitsaboana antsoina hoe ďAngiographie cťrťbraleĒ, izay nambara ho tsy vita eto Madagasikara no antony nandefasana azy tany Maorisy.

Fe-potoana nomena aníi Claudine A&C Hifarana ny alatsinainy izao

Hamaky ny tohiny...

Randriamahavalisoa Girard Hahasambotra aníi Lylison ve ?

22/04/2017

Tsy dia any aminíny fampandrosoana na tetikasa goavana no antoníny nanoloaníny fanjakana ankehitriny ireo mpikambaníny governemanta fa mba hanamafisana orina ny fahefana sy ny sezaníny HVM.

Randriamahavalisoa Girard Hahasambotra aníi Lylison ve ?

Hamaky ny tohiny...

Lions Club District 403 B 2 Governora vaovao i Georges Chane-Tune

22/04/2017

Nifarana omaly tetsy aminíny hotel Carlton Anosy, rehefa naharitra telo andro ilay kongresy goavambe nokarakarainíny fikambanana Lions Club District 403 B 2.

Lions Club District 403 B 2 Governora vaovao i Georges Chane-Tune

Hamaky ny tohiny...

FIROZE NOURBHAY Efa hita

22/04/2017

Tafaverina soa aman-tsara teo anilaníny fianakaviany ny alakamisy 20 aprily taminíny 8 ora alina i Firoze Nourbhay, ilay zanaka karana nisy naka an-keriny teo am-pakana bus scolaire.

FIROZE NOURBHAY Efa hita

Hamaky ny tohiny...


Actualitťs

Fanokafana kaonty BNI Mahazo fihenam-bidy 80% ny mpiasam-panjakana

16/11/2016

Vonona ny hanampy hatrany ireo mpiasam-panjakana eto amintsika ny banky BNI Madagascar mba hanamorana ny fiainaníizy ireny aminíny andavanandro.

Tafiditra ao anatin’izany ny fitandroana ny fandriampahalemana amin’ny fikirakirana vola na eny am-pandehanana na any an-tokantrano. Ireo mpiasa eny anivon’ireo minisitera miara-miasa aminy akaiky no voakasik’izany, antony hanomezany ilay  tolotra misy fihenam-bidy hatrany amin’ny 80% ho an’izay mpiasam-panjakana tonga manokatra kaonty ao aminy. Mandritra ilay herinandro iray isam-bolana ao anatin’ilay hetsika herinandro ho an’ny mpiasam-panjakana no hanatontosany izany, hanomboka anio alarobia 16 novambra. Ny volana septambra lasa teo no nanomboka ny hetsika  izay  ezahina hitohy hatrany hahafahan’ireo mpiasam-panjakana rehetra manerana ny Nosy misitraka izany. Hatreto dia mpiasam-panjakana miisa 12.000 no efa nanokatra kaonty, an’arivony kosa ireo mbola maniry ny hisitraka izany.

Pati


 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana