Dans la męme rubrique

Julien Andriamorasata “Fanampiana ny TAXI no ataon’ny kaominina”

21/09/2017

Tsy misy olona tsy tia fandrosoana sy fanatsarana ny fiainana izany fa mety tsy azon’ny mpitondra taxi tsara angamba ilay zavatra atao.

Julien Andriamorasata “Fanampiana ny TAXI no ataon’ny kaominina”

Hamaky ny tohiny...

Mpiasa handeha hisotro ronono Ezahana hahatsangana trano

21/09/2017

Nampahafantarina tetsy amin’ny sampandraharaha misahana ny fitantanana ny taozavatra etsy 67ha omaly alarobia 20 sertambra

Mpiasa handeha hisotro ronono Ezahana hahatsangana trano

Hamaky ny tohiny...

Salon de la Gastronomie Hisy fampianarana maimaimpoana momba ny fahandroan-tsakafo

21/09/2017

Hotanterahina manomboka ny zoma 22 septambra ho avy izao, haharitra telo andro, etsy amin’ny AFT Andavamamba ilay « Salon de la gastronomie » andiany fahefatra natao hanomezan-danja ny vokatra vita Malagasy.

Salon de la Gastronomie Hisy fampianarana maimaimpoana momba ny fahandroan-tsakafo

Hamaky ny tohiny...

Tetikasa Marokanina eto Madagasikara Nofohazina herintaona aty aoriana

21/09/2017

Nosantarina tamin’ny fivoriamben’ireo minisitra avy amin’ny firenena frankofona andiany faha-34 ny fivoriamben’ny Firenena Mikambana andiany faha-72 ao New York.

Tetikasa Marokanina eto Madagasikara Nofohazina herintaona aty aoriana

Hamaky ny tohiny...

Taksi tsy mila OMAVET Mamaky ady amin’ny Kaominina

20/09/2017

Nanatanteraka fitokonana faobe ireo fiarakaretsaka sasany mivondrona ao amin’ny FTAR ( fikambanan’ny Taksi eto Antananarivo Renivohitra) tarihin-dRaharinirina Clémence omaly talata 19 septambra.

Taksi tsy mila OMAVET Mamaky ady amin’ny Kaominina

Hamaky ny tohiny...

Lions Club sy ny CUA Mihamatotra hatrany ny fiaraha-miasa

19/09/2017

Nitsidika tamin’ny fomba am-panajana ny Ben’ny tanànan’Antananarivo Renivohitra nosoloantenan’ny lefitra voalohany ny fiadidiana ny tanàna, Col Ramboasalama Emilien sy ny talen’ny kabinetra Jean Claude Rabarijaona teny amin’ny lapan’ny tanàna Analakely,

Lions Club sy ny CUA Mihamatotra hatrany ny fiaraha-miasa

Hamaky ny tohiny...

Maharante Jean de Dieu Gaboraraka ny fampidirana mpiasam-panjakana

19/09/2017

Tsy fantatra mazava hatramin’izao ny tena isan’ireo mpiasam-bahoaka eto Madagasikara, hoy ny minisitry ny asam-panjakana Maharante Jean de Dieu.

Maharante Jean de Dieu Gaboraraka ny fampidirana mpiasam-panjakana

Hamaky ny tohiny...


Actualités

Fampianarana Hiverina an-tsekoly indray ny mpianatra

09/01/2017

Vita hatreo ny fialantsasatry ny Noely. Hisantatra ny telo volana faharoa indray ny ankamaroan’ny mpianatra manomboka anio, indrindra ny amin’ny sekolim-panjakana. Hiditra amin’ny tena votoatin’ny fianarana amin’izay ny mpianatra manomboka eto.

Amin’ny Andron’ny sekoly sy Paska 2017 indray vao hisy fakana aina kely. Mialoha izao hiverenana an- tsekoly izao dia niatrika «  Journée pédagogique » ny mpampianatra ny herinandro lasa iny ho fanomanana izao fidirana amin’ny telo volana faharoa izao. Mitohy ny fizarana « kit scolaire » ho an’ny mpianatra. 4 tapitrisa mahery no notsinjaraina tamin’ity taom-pianarana 2016-2017 ity, narahin’ny fizarana « Vatsin’Ankohonana » tamina Faritra vitsivitsy eto Madagasikara ho fampirisihana ny fandefasana an-tsekoly ny zaza.

Jean D.

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana