Dans la mme rubrique

Vahaolana amin’ny fidangam-bidin’ny PPN Nosantarina any Mahajanga ny “TSINJO”

22/08/2017

Nanao fidinana ifotony tany Mahajanga ny minisitry ny varotra sy ny fanjifana Tazafy Armand niaraka tamin’ny tale jeneralin’ny fanjifana sy ny fifaninanana Rakotomanga Soloalitiana omaly alatsinainy 21 aogositra.

Vahaolana amin’ny fidangam-bidin’ny PPN Nosantarina any Mahajanga ny “TSINJO”

Hamaky ny tohiny...

James Ratsima “Tsy nety ny fihetsiky ny filoham-pirenena tamin-dRavalomanana”

21/08/2017

Mitohy hatrany ny fanehoan-kevitra ataon’ireo mpanao politika eto amin’ny tany sy ny firenena manoloana ilay tranga

James Ratsima “Tsy nety ny fihetsiky ny filoham-pirenena tamin-dRavalomanana”

Hamaky ny tohiny...

Karana iray mpanefoefo ao Toamasina Tsy matahotra ny lalàna misy eto Madagasikara

21/08/2017

Teratany Karana iray malaza ho mpanefohefo sy mpanjakazaka fananan'olona ao amin'ny Faritr'Atsinanana no milaza, fa tsy matahotra ny lalàna misy eto amintsika.

Karana iray mpanefoefo ao Toamasina Tsy matahotra ny lalàna misy eto Madagasikara

Hamaky ny tohiny...

Guy Rivo Randrianarisoa Ampijabahan’ny namany ny filoha

19/08/2017

Nitondra fanazavana momba ny zava-niseho ny alakamisy alina, nandroahana an’i Marc Ravalomanana mianakavy tao amin’ny Grand Hôtel Antsiranana i Guy Rivo Randrianarisoa

Guy Rivo Randrianarisoa Ampijabahan’ny namany ny filoha

Hamaky ny tohiny...

Farmasianina Mbola tena vitsy eto amintsika

19/08/2017

Mbola tena tsy vitsy mihitsy ny farmasianina eto amintsika. Raha mahatratra 73 isa mantsy ireo hopitaly eto an-drenivohitra sy ny manodidina amin’izao fotoana, dia ny 12 amin’izy ireo monja no misy farmasianina, antony manosika ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka hanome taratasy ireo olona vonona hiantsehatra manokana amin’ny fivarotana fanafody.

Farmasianina Mbola tena vitsy eto amintsika

Hamaky ny tohiny...

Jadon’ny fitondrana HVM Noroahana tao amin’ny Hotely i Ravalomanana

18/08/2017

Voaporofo hatrany fa misy mpitondra jadona sy mpanararao-pahefana eto Madagasikara.

Jadon’ny fitondrana HVM Noroahana tao amin’ny Hotely i Ravalomanana

Hamaky ny tohiny...

Ady amin’ny fanondranana andramena “Afaka mirehareha ny fanjakana”

18/08/2017

Nihaona sy nifampiresaka tamin’ireo delegasionina avy amin’ny kongresy Amerikanina notarihin’ny filohan’ny kaomisionina momba ny raharaha ara-pitsarana Bob Goolate ny minisitry ny fiarovam-pirenena Rasolofonirina Béni Xavier,

Ady amin’ny fanondranana andramena “Afaka mirehareha ny fanjakana”

Hamaky ny tohiny...


Actualits

Boriborintany faha-4 Hitohy anio alina ny fanalana ireo 4’mi mivangongo

11/08/2017

Mbola feno “4’mi” matory ihany amin’izao fotoana izao eny amin’iny faritra Anosizato Atsinanana, Anosibe ary Anosy iny, raha vantany vao mananika ny amin’ny 07 ora hariva,

na dia efa nisy aza ny fanentanana sy ny fampitandremana  notanterahin’ny Boriborintany faha-efatra tamin’izy ireo ny talata alina lasa teo. Ankoatra ny fofona sy ny loto avelan’izy ireo mantsy dia manjaka ihany koa ny tsy fandriampahalemana, toy ny sinto-mahery sy ny harom-paosy, ka ireo olona tratra hariva  no tena mahita faisana amin’izany. Tsy maintsy alana amin’ny toerany tanteraka  izy ireo araka izany. Hitohy anio alina ny hetsika, izay fantatra fa hotontosaina in-telo isa-kerinandro, mba ho fitandroana ny fahadiovan’ny tanàna sy ho fiarovana ny fananan’ny mponina. Nisy tamin’ireo 4’mi ireo moa no efa nanaiky ny hiala saingy mbola tazana teny ihany, antony  tsy maintsy mbola hanaovan’ny Boriborintany faha-4 fidinana  ifotony indray.

Pati

 

 

 

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana