Dans la męme rubrique

Afera Claudine Razaimamonjy Tapitra hatreo ny raharaha ?

17/11/2017

Tsy nisy tohiny intsony ny raharaha Claudine Razaimamonjy, izay voasaringotra tamina kolikoly avo lenta.

Afera Claudine Razaimamonjy Tapitra hatreo ny raharaha ?

Hamaky ny tohiny...

ORINASA HAZOVATO May ny toerana fitobian-kazony, an-tapitrisany ny fatiantoka

17/11/2017

May omaly folakandro tokony ho tamin’ny 2 ora ny toerana fitobian-kazon’ny orinasa Hazovato etsy amin’ny Forello Tanjombato.

ORINASA HAZOVATO May ny toerana fitobian-kazony, an-tapitrisany ny fatiantoka

Hamaky ny tohiny...

Vita ny tetezan’i Farahantsana Hamokatra herinaratra ihany koa

17/11/2017

Notokanana omaly ny tetezana any Farahantsana Mahitsy izay mampitohy ny kaominina Ampanotokana sy Ambohimasina.

Vita ny tetezan’i Farahantsana Hamokatra herinaratra ihany koa

Hamaky ny tohiny...

Vahiny tonga eto Mila manaja ny soatoavintsika, hoy ny praiminisitra

17/11/2017

Notontosaina tetsy amin’ny Carlton Anosy omaly ny atrikasa famaritana ilay antsoina hoe famantarana ny fandehan’ny fitantanana anatiny na IGL izay tohanan’ny rafitra alemana GIZ.

Vahiny tonga eto Mila manaja ny soatoavintsika, hoy ny praiminisitra

Hamaky ny tohiny...

Ivato – Ambohidratrimo Nivaly ny hetahetan’ireo mpandray fisotroan-dronono

17/11/2017

Hanokafana toerana fizarana fisotroan-drononon’ny zokiolona eny Ivato. Hanomboka amin’ny volana janoary 2018 izany raha ny fanazavan’ny ben’ny tanàna Randrianarisoa Penjy.

Ivato – Ambohidratrimo Nivaly ny hetahetan’ireo mpandray fisotroan-dronono

Hamaky ny tohiny...

Raharaha Villa Elizabeth Madio ny fitondram-panjakana, hoy i Benjamina Ramanantsoa

17/11/2017

Hentitra omaly ny minisitra misahana ny fanajariana ny tany Benjamina Ramarcel Ramanantsoa momba ny raharaha famarotana ny tany St Antoine VI misy ny Villa Elizabeth fonenan’ny fianakavian’ny Pr Zafy Albert.

Raharaha Villa Elizabeth Madio ny fitondram-panjakana, hoy i Benjamina Ramanantsoa

Hamaky ny tohiny...

Mpanakanto nanaratsy ny reniranon’i Nil Hiakatra fitsarana any Egypte

17/11/2017

Novidian’i Sherine Abdel Whab lafo ny vava navoakany momba ny reniranon’I Nil, izay manan-tantara sy manana ny maha izy azy ho an’ny firenena Egiptianina.

Mpanakanto nanaratsy ny reniranon’i Nil Hiakatra fitsarana any Egypte

Hamaky ny tohiny...


Actualités

BNI Madagascar Hanampy ny olon-drehetra amin’ny fiatrehana ny fety

15/12/2016

Betsaka ireo very hevitra amin’izao ankatoky ny fetin’ny Krismasy sy ny faran’ny taona izao. Ny tsy fisian-dRavola no tena antony, ka nanosika ny Banky BNI Madagascar hanomana tolotra fampindramam-bola ho an’ny rehetra nanomboka ny 6 desambra

 

. Crédit Fety no anarany,  vola azo haverina ao anatin’ny enina ka hatramin’ny 60 volana, miankina amin’ny fahafahan’ny tsirairay sy ny mari-karama raisiny. Ireo olona manana anton’asa ara-dalàna ihany anefa no afaka mandray anjara amin’ity tolotra ity, eny fa na dia ireo eny anivon’ny orinasa tsy miankina aza. Ny 31 janoary vao hifarana ny tolotra. Ho an’ireo mpanjifa  tonga hikarakara ny antontan-taratasiny dia hisy ny fihenam-bidy 1 % amin’ny tahan-jana-bola averiny. Mitovy amin’ny mahazatra kosa ny tahan-jana-bola aloa ho an’ireo izay tara io fe-potoana io. Nohamoraina avokoa ny fikarakarana ny antontan-taratasy rehetra.

Pati


 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana