Dans la męme rubrique

Raharaha Free news Feno tsy fanarahan-dalĂ na, hoy ny mpisolovava

23/06/2017

Nalain’ny avy eo anivon’ny biraon’ny polisy misahana ny heloka bevava am-bavany etsy Anosy omaly maraina ny talen’ny famoahan’ny gazety Free news, Haja Rasoanarivo sy ny tonian-dahatsoratr’izy ireo, Toky Ravaroson.

Raharaha Free news Feno tsy fanarahan-dalĂ na, hoy ny mpisolovava

Hamaky ny tohiny...

Afera Soanierana Ivongo Tetika hitrandrahana harena

23/06/2017

Tetika nentina nanakorontanana ny niseho tany ny alatsinainy 19 jona lasa teo, hoy i Bertrand Martin, mpanolotsain’ny Ben’ny tanànan’i Soanierana Ivongo omaly

Afera Soanierana Ivongo Tetika hitrandrahana harena

Hamaky ny tohiny...

Honoré Rakotomanana sy Lalatiana Rakotondrazafy Hifampitady eny amin’ny fitsarana ?

22/06/2017

Hiakatra eny anivon’ny borigady misahana ny ady heloka bevava (B.C) eny Anosy ny talen’ny famoahana sy ny tonian’ny fanoratana ao amin’ny gazety mpiseho isan’andro Free News anio.

Honoré Rakotomanana sy Lalatiana Rakotondrazafy Hifampitady eny amin’ny fitsarana ?

Hamaky ny tohiny...

Mpiasan’ny ladoany Hiverina hitokona Taorian’ny fitokonan

22/06/2017

Taorian’ny fitokonana nandritra ny 2 andro nataon’ny Sendikan’ny mpiasan’ny ladoany (SEMPIDOU) ny 29-30 mey, narahin’ny fivoriambe tsy ara-potoana ny 01 jona dia nanome fe-potoana ny fanjakana hamaliana ny fitakiany hatramin’ny 26 jona ny sendika.

Mpiasan’ny ladoany Hiverina hitokona Taorian’ny fitokonan

Hamaky ny tohiny...

Fanjakana sy ny sendikan’ny mpitsara Tsy mbola milamina

22/06/2017

Hiitatra any andafin’ny riaka ny akon’ny fitakian’ny Sendikan’ny Mpitsara eto Madagasikara (SMM) noho ny teritery isan-karazany ataon’ny manampahefana amin’ny asan’ny mpitsara Malagasy.

Fanjakana sy ny sendikan’ny mpitsara Tsy mbola milamina

Hamaky ny tohiny...

Alain Ramaroson Nahemotra indray ny fitsarana azy

21/06/2017

Miitatra toy ny sima misioka ny raharaham-pitsarana an’i Alain Ramaroson.

Alain Ramaroson Nahemotra indray ny fitsarana azy

Hamaky ny tohiny...

Fitondran-dRajaonarimampianina Tambazan’ny Sinoa amin’ny vary

20/06/2017

Noraisina tany amin’ny seranan-tsambon’i Toamasina omaly alatsinainy 19 jona ny vary milanja 3100 taonina avy amin’ny governemanta sinoa, izay tonga indroa miantoana ny herinandro teo.

Fitondran-dRajaonarimampianina Tambazan’ny Sinoa amin’ny vary

Hamaky ny tohiny...


Actualités

Aretina diabeta Mitombo hatrany ny voany, ireo matavy no tena lasibatra

14/11/2016

Mitombo hatrany ireo olona voan’ny diabeta eto amintsika. Ankoatra ny zaza madinika vao valo volana monja dia tsy mifidy taona intsony ny aretina, indrindra fa ho an’ireo mitombo lanja loatra na matavy.

Antony maro no mahatonga ny aretina, hoy ny dokotera Feziny Séraphine, tompon’andraikitra voalohany eo anivon’ny tobim-pitsaboana Marie Stella etsy Analamahitsy. Lohalaharana  ny tsy fahaizana misakafo ara-dalàna. Eo ihany koa ny tsy fanaovana fanatanjahantena ankoatra ireo efa tsy maintsy miaina  miaraka amin’ny diabeta noho ity aretina iray  ity manaranaka. Mba ho fanampiana ny olon-drehetra, indrindra fa ireo matavy dia hanatanteraka fitiliana ny aretina diabeta maimaimpoana ity tobim-pitsaboana iray eny Analamahitsy ity manomboka anio alatsinainy. Haharitra hatramin’ny faran’ny taona izany ka ny tanjona dia ny mba hanoroana ny olona ny tokony hataony manoloana ny firongatry ny aretina ankoatra ny fitsaboana ireo izay efa lasibatra mba tsy ho tara loatra. Mivoha manomboka amin’ny 5 ora maraina izy ireo isan’andro.

Pati


 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana