Fil d'actualités du 30/03/2017

  • 30/03/2017 - 11:45 : Minisiteraníny Asa vaventy _Fanamboaran-dŗlana: Nisy ny dinika teknika niarahan'ny Minisitra Razafimandimby Eric sy ny vondrona Eoropeanina teny aminíny Minisiteraníny Asa vaventy Anosy androany 30 martsa maraina, ka nivoitra taminíizany fa hisy ny fanamboarana ny lalŗm-pirenena 4 efa tena simba, dia Ambilobe ĖVohemar (RN5A); Ambilobe-Diego (RN6); Farafangana Ė Faradofay (RN 12A); Ihosy-Betroka (RN13).

  • 30/03/2017 - 11:30 : Mahajanga _Fitokonanan'ny mpiasan'ny kaominina: Nanao fihetsiketsehana teo anoloan'ny Lapan'ny tanŗna ao Mahajanga ny mpiasan'ny kaominina androany noho ny mbola tsy fivoahan'ny karama izay voafaritry ny tetibola 2017. Mitaky ny fandoavana ny karamany nanomboka ny volana janoary izy ireo ary nanambara ny tsy hanatsahatra ny fitokonana raha tsy mivaly ny fitakiany.

  • 30/03/2017 - 11:15 : Orinasa Jirama: Vinavinaina hatao rahapitso 31 martsa ny fandinihana sy fanivanana ireo antontan-taratasy miisa 87 napetrak'ireo te ho tendrena ho eo amin'ny toeran'ny Tale jeneralin'ny orinasa Jirama. Aorian'ny fahitana sy ny fanendrena izay ho tale jeneraly vaovao, dia hisokatra ihany koa ny fandraisana anton-taratasin'ireo izay te ho kandida amina toerana hafa.

  • 30/03/2017 - 11:00 : Iraisam-pirenena: Nanambara ny hanohanany an'i Emmanuel Macron i Manuel Valls avy amin'ny antoko sosialista, fa tsy hanohana an'I BenoÓt Hamon, izay tsiahivina fa nandraraka azy tany amin'ny fifaninana ho kandidan'ny sosialista frantsay amin'ny fifidianana filoham-pirenena hatao ny 23 aprily izao.

  • 30/03/2017 - 10:45 : Sambava _Fanafihana mitam-basy: Lasibatry ny fanafihana mitam-basy ny manamboninahitra antsoina hoe Lieutnant Tombo Claudio omaly tokony ho tamin ny 1ora maraina. Nanamarika ny tenany fa nisy mpitandro filaminana nandray anjara tamin izany fanafihana azy ireo izany. Vola 12 tapitrisa ariary sy "Vanille Noir" 50kg no lasan'ireo jiolahy. Marihina fa manodidina ny 1200 000ariary ny kilaonio lavanila io.

  • 30/03/2017 - 10:30 : Teknolojia _Finday Samsung Galaxy S8: Hivoaka amin'io volana aprily higadona tsy ho ela io ny finday avo lenta Samsung Galaxy S8 vokarin'ny Koreanina. 16 tapitrisa no isan'ny havoaka voalohany, raha toa ka hatrany amin'ny 55 tapitrisa no kendrena amin'ity taona 2017 ity.

  • 30/03/2017 - 10:15 : Bezaha _Toetr'andro: Nirotsaka izay tsy izy ny orana narahina rambon-danitra omaly tolakandro nanomboka tamin'ny 4 ora-7ora hariva, ka maro ny fahapotehana naterak'izany.

  • 30/03/2017 - 10:00 : 67 Ha _Fandrodanana trano: Anio 30 martsa no fotoana voatondro handrodanana ireo trano 70 tafo saika harodaníny tompon-tany niaraka taminíny vadin-tany afakíomaly 28 martsa. Mitaintaina fatratra ireo mponina ary milaza ny vonona hifampiraharaha amin'ny alalan'ny fividianana ilay tany ihany koa ireo olona manodidina ny 600 harodana trano ireo. Mbola tsy hay izay hiafaraníny raharaha.

  • 30/03/2017 - 09:30 : Fanatantahantena _Rugby: Taorian'ny disadisa isan-karazany, dia vaky tanteraka ny ady eo amin'ny Ligin'Analamanga sy ny Federasionina. Mandrahona ny hanasazy ny ligy ny federasionina amin'izao fotoana izao.

  • 30/03/2017 - 09:00 : Fanaovam-beloma an' Dokotera Tsinjo: Andrasana eny amin'ny tranompokonolona Analakely ny vatana mangatsiakan-dRakotomaharo Tsinjo Ismaela na Dokotera Tsinjo, Filohan'ny Sesdikan'ny mpiasa teo anivon'ny Kaominina Antananarivo (SMKAR) anio. Hatao veloma farany ao amin'ny FJKM Vontovorona Fanantenana izy rahapitso mialoha ny hanitrihana ny vantana mangatsiakany eny Lohanosy Ambohijanaka Gara.

Voir plus d'infos...

28/03/2017

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20170109

Misongadina

Madagasikara Ahiana ho lasaníny Sinoa

09/01/2017

Mivahiny eto Madagasikara nanomboka ny sabotsy 7 janoary 2017 lasa teo ny minisitry ny raharaham-bahiny Sinoa Wang Yi.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Rajaonah Andrianjaka ďTsy azo antenaina intsony ny fitondrana HVMĒ

09/01/2017

Raha ny fanazavana nomeníny filohaníny antoko politika Otrikafo, Rajaonah Andrianjaka,

Hamaky ny tohiny...

Fanovana governemanta Roland Ratsiraka no voalohany ?

09/01/2017

Misoko miadana ny kajikajy isan-karazany aminíny fifidianana aminíny taona 2018. Mivoaka tsikelikely ny resaka aminíny ho firotsahaníi Roland Ratsiraka,

Hamaky ny tohiny...

Razanamahasoa Christine Kabary volan-kakafotra ny aníny filoha

09/01/2017

Tsy mbola mitsahatra mihitsy hatreto ny aminíny fanehoan-kevitra samihafa taorianíny kabary nataoníny filohaníny Repoblika Hery Rajaonarimampianina farany teo teny Iavoloha taminíny zoma 6 janoary 2017 lasa teo.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Latsaka mbaminínyÖ.!

09/01/2017

Manao ahoana ry Jean a ! Ahoana indray izany sinemanareo mianakavy nikoropaka izany fa hoe maro ny handao ny seza amam-boninahitra atsy ho atsy ity e ?

Hamaky ny tohiny...

Actualitťs

BUCAS Antanimena Hampirisika aminíny asa famokarana

09/01/2017

Zina ny taona 2016 lasa teo ho aníny birao mpandrindra ny asa sosialy eto Antananarivo na ny BUCAS satria dia tratra ny tanjona, hoy ireo tomponíandraikitra ary mihoatra izay novinavinaina aza.

Hamaky ny tohiny...

Fampianarana Hiverina an-tsekoly indray ny mpianatra

09/01/2017

Vita hatreo ny fialantsasatry ny Noely. Hisantatra ny telo volana faharoa indray ny ankamaroaníny mpianatra manomboka anio, indrindra ny aminíny sekolim-panjakana. Hiditra aminíny tena votoatiníny fianarana aminíizay ny mpianatra manomboka eto.

Hamaky ny tohiny...

Antananarivo Renivohitra Voafehy ny fahadiovaníny tanŗna

09/01/2017

Niova tokoa Antananarivo. Manana mpitantana tena tomponíandraikitra. Isan-taona toy izao dia miakatra ny feo, ary saika lohatenin-gazety isaníandro ny fako mivangongo etsy sy eroa ary koa ny fofona aterany

Hamaky ny tohiny...

Minisiteraníny mponina Tokantrano ana hetsiny misitraka ďVatsiníankohonanaĒ

09/01/2017

Taorianíny fahataperaníny taom-piasana 2016, dia misy ny tombaníny asa vita ho aníny minisiteraníny mponina, izay tarihiníny minisitra Onitiana Really.

Hamaky ny tohiny...

Retirety eo aminíny faha-65 taona Miteraka adihevitra be

09/01/2017

Mikorontana ny sainíireo mpiasam-panjakana am-perinasa taorianíny fanambaraníny minisitry ny Fitantanana sy Tetibola Rakotoarimanana Gervais ny alakamisy 29 desambra 2016 fa mihemotra ho 65 taona ny fotoana fisotroan-dronono ho aníny fonksionera.

Hamaky ny tohiny...

Tarika Spesialista Hamoaka raki-kira ę Best of Ľ tena raitra

09/01/2017

Tsy handalo fotsiny ity taona vaovao 2017 ity ho aníny tarika Spesialista. Fomba fiasa sy fijery vaovao ihany koa mantsy no hoentiny hanomezana fahafaham-po ireo mpankafy azy raha araka ny fanazavan-dRandrianasolo Hugues lehibeníny tarika.

Hamaky ny tohiny...

Finoana

Fampiasana telefŰnina any am-piangonana ďAoka izay !Ē, hoy ny filohaníny Fjkm

09/01/2017

Nanao antso avo ho aníny mpino Fjkm rehetra manerana ny nosy ny filoha am-perinasaníny Fjkm, ny mpitandrina Irako Ammi Andriamahazosoa ny sabotsy lasa teo teny Ilafy.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Tsy tetezamitatra faÖ

09/01/2017

Hiitatra daholo ! Izay no fikasaníny avy ao anivoníny fitondram-panjakana mikasika ireo raharaha rehetra heverina fa mitana ny hoaviníity firenena ity sy ny fitohizaníainíireo mpiara-belona heverina fa nahitaníireo tanora ankehitriny masoandro.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana