Fil d'actualités du 27/05/2017

  • 27/05/2017 - 09:00 : Fakana an-keriny: Mitaky volabe hatrany amin'ny 1 000 000 Euros ireo naka an-keriny ilay Karana Yanish Ismael, zanaky ny mpandraharaha tompon'ny La City eny Ivandry. Tsy fantatra hatramin'izao ny toerana misy io zanaka karana io ary tsy mbola nisy ny fitoriana napetraky ny fianakaviana noho ny tahotra ireo mpaka an-keriny.

  • 26/05/2017 - 16:00 : Fanatanjahantena _Taranja Tennis: Miisa ireo kandida hofidiana ho filohan'ny federasionina (FMT) hatao ny 3 mey izao eny amin'ny Lapan'ny fanatanjahantena Mahamasina, ka ireto avy izy ireo: Stťphane Rakotondrainibe (Filohan'ny Federasionina 2010-2012); MananíIala Andriamalala (Talen'ny informatika eo anivon'ny CNAPS) ary Vincent Razafindratsimba.

  • 26/05/2017 - 14:45 : YALI Madagascar _Torolŗlana ho an'ny fitadiavana asa: Hisy ny hetsika antsoina hoe "DAY OF SHARING AND SOLIDARITY" eny amin'ny CCIA Antaninarenina rahapitso 27 mey amin'ny 8 ora 30 maraina ka hatramin'ny 4 ora 30 hariva. Isan'ny hampianarina amin'izany ny Teknika fitadiavana asa, Fizarana traikefa, Famatsiam-boala sy fiaraha-miobon'antoka,...

  • 26/05/2017 - 14:15 : Fifidianana solombavambahoaka Frantsay : Manasa ireo mpifidy Frantsay eto Madagasikara hifamotoana sy hihaona aminy eny aminíny Cafť de la Gare Soarano ny kandidaníny hetsika ę En Marche Ľ Amťlia Lakrafi ho aníny faritra Afrika Moyen-Orient nyalatsinainy 29 mey aminíny 7 ora hariva. Androany dia Antsirabe no tsidihin'ity kandida ity ka ao amin'ny Rťsidence des Hauts Plateaux izy no hifamotoana amin'ny mpifidy amin'ny 5 ora sy sasany hariva.

  • 26/05/2017 - 13:45 : Fizahantany _ITM andiany faha-6 : Hatao eny aminíny tanŗna Voara eny Andohatapenaka ny 8 jona ka hatraminíny 11 jona ny andiany faha-6 aminíny Foara Iraisam-pirenena mikasika ny fizahantany na ny ITM. Mpandraharaha an-jatony no hasaina ho avy eto ankoatra ireo mpanao gazety maro be. Hasaina manokana hitsidika aníI Madagasikara ny vahiny mialohaníny hanatrehany ny ITM eto an-dRenivohitra. Hatrany amin'ny 400 000 ny mpizahatany kendrena hitsidika an'i Madagasikara.

  • 26/05/2017 - 13:15 : Fanondranana zava-mahadomelina: Miakatra fitsarana anio ireo vehivavy 2 sy Afrikanina 4 tompon'antoka tamin'ny resaka fanondranana heroÔne 495g sarona teny Ivato ny 17 mey teo. Saika halefa tany Canada io zava-mahadomelina io.

  • 26/05/2017 - 12:45 : Antoko Tiako i Madagasikara: Nosokafana androany atrikasa momba momba ny hiatarika sy hifanomezam-baovao eo anivon'ny TIM, ka mitarika izany ny filoham-pirenena teo aloha Marc Ravalomanana. Ireo mpitantana ny TIM eny anivon'ny distrika na ny DISTIM no nomena ity fampiofanana ity.

  • 26/05/2017 - 12:15 : Teknolojia _ NEW TECH EVENT: Hatao ny 1 jona ka hatramin'ny 3 jona izao ny ny andianay voalohany amin'ity hetsika momba ny teknolojia vaovao, izay ay hanome vahana ireo tanora mpandraharaha eo amin'ny sehatry ny NTIC. Hisy ihany koa ny fifaninana mamorona tranonkala ao anatin'ny 10 ora monja, ka ao anatin'ny andro hanaovana ny fifaninana vao hampahafantarina ny lohahevitra.

  • 26/05/2017 - 11:45 : Sainte Marie _Halatra lavanila : Lehilahy 1 sarona tao aminíny tanŗnaníAmbohitra teo am-pangalarana lavanila, ka nofatorana nandritra ny alina ary nentina tao an-tampon-tanŗna sy natolotra ny polisim-pirenena androany maraina.

  • 26/05/2017 - 11:15 : Antenimieram-pirenena : Ity andrim-panjakana ity no hiantoka ny fandaniana rehetra aminíny fikarakarana ny vantana mangatsiakaníny Solombavambahoakaníi Marolambo Laivao Nitadiavina, izay nodimandry tampoka teny aminíny ę Clinique Ľ iray teny Ankadifitsy noho ny fihetsehana tampoka teo aminíny aretina efa nitaiza azy.

Voir plus d'infos...

26/05/2017

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20170106

Misongadina

Fifidianana Filohampirenena Misoko miadana ny ę niÖni Ľ

06/01/2017

Manomboka manao serasera sy fanehoan-kevitra aminíny endriny maro samihafa nanomboka taminíny fiandohaníity taona ity ilay firehana efa nambara teto fa :

Hamaky ny tohiny...

Politique

Lanonana eny Iavoloha Ho avy indray ny fampanantenana poakaty

06/01/2017

Matoam-baovao indray anio ny lanonam-panjakana fifampiarahabana ny taona vaovao 2017 eo aminíireo andrim-panjakana Malagasy miaraka aminíireo solontena masoivohoníireo firenena vahny sy fikambanana iraisampirenena miasa sy monina eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny...

Jean Gabriel Harison Nesorina fa mahery fihetsika loatra ?

06/01/2017

Na dia tsy mbola nisy aza ny fampitam-baovao ofisialy dia fantatra fa efa tena nangoroníentana ary tsy mpiasa ao aminíny kaominina Antananarivo renivohitra intsony Atoa Jean Gabriel Harison lefitra voalohaníny beníny tanana.Fantatra ny mponiní Antananarivo taminíny resaka fandaminana ny tsena sy ny mpivarotra amoron-dalana izy

Hamaky ny tohiny...

Beníny tanŗna 5 avy any Mampikony Nitaraina teny aminíny filohaníny Antenimierandoholona

06/01/2017

Ankoatry ny asa fanaovan-dalŗna dia andraikitry ny Antenimierandoholona koa ny fiahiana sy ny fisoloana tena ireo Vondrom-bahoakam-paritra manerana ny Nosy .

Hamaky ny tohiny...

Pety Rakotoniaina Lany andro ny Lalŗmpanorenana Malagasy

06/01/2017

Nohitrikitrihan'Atoa Pety Rakotoniaina filohan'ny antoko politika Tambatra, izay mandalo eto an-drenivohitra amin'izao fiandohan'ny taona 2017 izao fa tena lany andro ny lalŗmpanorenana Malagasy misy eto amintsika amin'izao fotoana izao ka tsy ahafahana mampandroso velively ny firenena Malagasy.

Hamaky ny tohiny...

Kaominina Talatamaty Efa mazoto mandoa hetra ny mponina

06/01/2017

Tsy toy ny teo aloha intsony fa efa tena mazoto mandoa hetra ireo mponina ao aminíny kaominina Talamaty raha araka ny fanazavaníny Beníny tanŗna Rado Razafindratsimba.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Ataovy lalao madio e !

06/01/2017

Salama tsara ve ry Jean a ! Tonga soa aloha ny andro malaza anio dia arahabaina e ! Tehaka miorefodrefotra aloha ry Jean taminíny tsy nanavahana ireo rehetra tokony hasaina indrindra fa ireo zoky raimandreny efa nitantana ny firenena a! Fa ny loza anie ry Jean dia ity e!

Hamaky ny tohiny...

Actualitťs

Kaominina Antananarivo renivohitra Raikitra ny asa fanadiovan-tanŗna faobe

06/01/2017

Raikitra ny asa fanadiovan-tanana faobe ho aníny kaominina Antananarivo renivohitra. Hifanome tanana aminy mandritra izany ny Boriborintany I, asa hotontosaina ny Alatsinainy ho avy izao.

Hamaky ny tohiny...

Isotry sy Ampefiloha Tratra i Dore mpanendaka ikoizana

06/01/2017

Tratra ihany i Dore, lehilahy 26 taona mpanendaka sy mpanao sinto-mahery efa za-draharaha eny aminíiny faritra Isotry sy Ampefiloha iny rehefa nikelezaníireo polisy avy ao aminíny poste de police Ampefiloha aina .

Hamaky ny tohiny...

Fitaterana eto an-drenivohitra Napetrapetraky ny fanjakana ny UCTU

06/01/2017

Vaky barara ny filohaníny vondroníny mpitatitra eto an-drenivohitra Andriambinintsolomora Bernardin omaly fa napetrapetraky ny fitondram-panjakana izy ireo taminíilay fanampiana nampanantenaina azy mintentina 12 miliara ariary, antony tsy nampiakaraníizy ireo ny saran-dalŗna ho 500 Ar nanomboka ny 04 Oktobra lasa teo.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Ataovy lalao madio aminíizay !

06/01/2017

Atomotra ny fotoana hiatrehana ny fifidianana filoham-pirenena na dia efa re aza fa misy ny kajikajy hanemorana izany. Samy manana ny fomba fiadiny sy ny hofiatrehany izany ny mpifaninana tsirairay avy.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana