Fil d'actualités du 18/01/2018

  • 18/01/2018 - 09:00 : FITATERANA: Mandrahona ny hitokona ny mpitatitra mampitohy an'Antananarivo dy Anjozorobe noho ny haratsian-dalana 30 km.

  • 18/01/2018 - 08:45 : RAHARAHA HOUCINE ARFA: Mitaky ny hamoahana ireo niambina ity vazaha ity mpandraharahan'ny fonja miisa 3 ny sendika misy azy ireo.

  • 18/01/2018 - 08:30 : SMM: Mangataka amin'ny Bianco ny hanokafana fanadihadiana lalina momba ny filazan'i Houcine Arfa fa nanolotra volabe ho an'ny Minisitry ny fitsarana, ny Tonian'ny mpampanoa lalana, ny Tale kabinetran'ny minisitra ny SMM.

  • 18/01/2018 - 08:15 : NOSY MAORISY: Mandravarava ny rivo-doza Berguitta amin'izao fotoana izao, ka zavatra maro no efa potika ary tanana maro no efa dibo-drano.

  • 18/01/2018 - 08:00 : RAHARAHA HOUCINE ARFA: Manimba tanteraka ary mandoto ny fitsarana ny fanambarana resaka kolikoly goavana nataony na marina na tsy marina, hoy ny sendikan'ny mpitsara na ny SMM.

  • 17/01/2018 - 17:00 : RAHARAHA HOUCINE ARFA: Miantso ny rehetra ho tony ny praiminisitra ary nilaza fa hanao fanambarana tsy ho ela momba iny raharaha iny ny Tonian'ny mpampanoa lalana.

  • 17/01/2018 - 16:00 : SYGMA: Lavin’ireto solontenan’ny mpiasa mivondrona ao amin’ny SYGMA ihany koa ny fanambarana fa nanodikodina vola mitentina 7OO tapitrisa ariary ny sekretera jeneralin ny sigma, izay vola avy amin’ny ITF.

  • 17/01/2018 - 15:30 : FAMPIANARANA: Ho fanatsarana ny foto-drafitrasa eo amin’ny sehatry ny fanabeazana dia nametraka fanamby ny ministeran’ny fanabeazam-pirenena amin’ity taona 2018 ity, fa efitra fianarana 2 054 no haorina ary 711 no havaozina, miampy fanorenana ivon-toerana fampianarana mamaky teny sy manoratra miisa 8.

  • 17/01/2018 - 15:00 : ARIVONIMAMO: Tsy nisy kara-panondro vaovao intsony tany amin'ity distrika ity nanomboka ny taona 2013, ary tsy misitraka ny hetsika fizarana kopia sy fanaovana kara panondro izay tanterahin'ny fanjakana koa ny vahoaka hoy i Rakotomanjato Rodin solombavambahoaka voafidy tany amin'ity distrika ity.

  • 17/01/2018 - 14:30 : SYGMA: Nanambara ireo mpiasa mivondrona ao amin’ny SYGMA(Syndicat General Maritime de Madagascar), fa ny filan-kevitra nasiônaly ihany no afaka manapa kevitra @ fanalana mpikambana, ary mpisoloky ireo mpiasa taloha izay mbola mitondra ny anaran’ity sendika ity.

Voir plus d'infos...

17/01/2018

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20161230

Misongadina

Taminity fitondrana ity Nandriaka ny ra, nirongatra ny fitsaram-bahoaka

30/12/2016

Hivalona afaka 24 ora ny taona 2016. Nifamahofaho ny zavatra tsara sy ny ratsy. Samy nanana ny tombana sy ny fomba fijeriny ny isam-batanolona. Raha mikasika ny fiainam-pirenena sy ny fiainam-piarahamonina kosa dia azo sokajiana ho taona mainty ho anny Malagasy ity taona ity.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Fanonganam-panjakana Ao an-dapa ny mpivoy azy

30/12/2016

Mipoitra tsikelikely ny vaovao manodidina ny serasera novoizina taminny fesiboky aminny fisianny fikononkononana fanonganam-panjakana. Minisitra lahy iray taminny tetezamita sy vazaha-gasy iray efa malaza ho mahay mamendrofendro sy milalao ny serasera aminny resaka fanonganam-panjakana no ao ambadika, mampivoy azy io.

Hamaky ny tohiny...

Narson Rafidimanana Tanjona ny fampihavanana ny Malagasy aminny taniny

30/12/2016

Hifarana ny taona, nohararaotina ny niresaka sy nakana ny hevitry ny minisitra eo anivonny fiadidiana ny Repoblika misahana ny tetikasanny filoham-pirenena, fanajariana ny tany sy fampitaovana Narson Rafidimanana ny aminny fananantany sy ireo olana misy.

Hamaky ny tohiny...

Pasitera Mailhol Izahay sisa ianteheranny fitondrana

30/12/2016

Manoloana ny fielezanny vaovao aminny tambajotran-tserasera izay mahavoatonontonona anarana olobe maromaro teo aminny tontolo politika sy manamboninahitra zandary sy miaramila ary koa ny filazana azy ireo fa hiaraka hanongam-panjakana aminny filoha mpanorina ny antokom-pivavahana Apokalipsy, ny pasitera Mailhol, dia nanambara ity mpitondra fivavahana ity fa tsaho kendrena hanenjehana ny tenany izany.

Hamaky ny tohiny...

Kaominina Antananarivo Renivohitra Tsy nomenny Fanjakana subvention hatraminizao

30/12/2016

Nanao tombanezaky ny asa vitanny kaominina Antananario Renivohitra taminity taona 2016 ity, sy ny paikady hiatrehana ny fampandrosoana aminny taona 2017 ny Benny tanna Lalao Ravalomanana ny alarobia 28 desambra nandritra ny fivoriana niarahany taminny mpanolotsaina ary ny tale

Hamaky ny tohiny...

Voahangy Rajaonarimampianina Mihetsiketsika

30/12/2016

Omaly maraina no nahatazanana indray an-dRtoa Voahangy Rajaonarimampianina, vadinny filoham-pirenena nizara vatsim-pety ho anireo beantintra tezaina etsy aminny Foyer de vie Andrainarivo sy Ambohimanambola.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Nofy ratsy

30/12/2016

Miala tsiny ry Jean fa somary taratara ny fiarahabako anao tafavoaka avy any a ! Arahabaina aloha fa namanny afa-bela fa tsy nataon-dRafrsa sy ny ekipany in-droa nahita ny maizina toy ny tainomby natsentsin-davabary e !

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Mifarana ny taona Mibosesika ny mpisora-panambadiana

30/12/2016

Farany vao menafify ! Tomefy olona teo aminny biraonny Boriborintany faha-IV Anosy omaly alakamisy farany aminity taona 2016 ity.

Hamaky ny tohiny...

Bord de la mer - Mahajanga Fampiasana zaza tsy ampy taona aminny endriny vaovao

30/12/2016

Zava-baovao eo aminny Bord de la mer nanomboka ny fialantsasatra lehibe teo ny fahitana ireo ankizy tsy ampy taona manosika fiara kilalao mitatitra ankizy toa azy ireo ihany manamorona ny sisin-dranomasina ao Mahajanga.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Atsipy ny teny

30/12/2016

Mahagaga ny fihetsiky ny olom-pirenena tsirairay avy manoloana izao fitsaram-bahoaka sy habibiana mitranga eto aminny firenena izao.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana