Fil d'actualités du 16/01/2018

  • 16/01/2018 - 15:30 : Nody mandry omaly teo amin’ny faha 74 taonany ilay mpihira Amerikana Edwin Hawkins, fantatra amin’ilay hira hoe”Oh Happy day”.

  • 16/01/2018 - 15:00 : CACAO : Nihena ny vokatra cacao noho ny fandalovan’ny rivodoza Ava ary ny vidiny koa dia nihena 600 Ariary raha ny nambaran’ireo mpamboly any Sambava.

  • 16/01/2018 - 14:30 : SOLIDARITE DES JOURNALISTE MORONDAVA : Nanao fanambarana izy ireo fa tokony hisy zavatra hivoaka ny fakana am-bavany ny mpanao gazety 1 tamin’ny famoahana vaovao momba ny fanondranana sokatra any amin’ny zandary fa tsy fampihorohorona mpanao gazety fotsiny hoy ireo mpanao gazety any Morondava.

  • 16/01/2018 - 14:00 : BORIBORITANY FAHA-2 : Hitsahatra tsy hiasa intsony ireo mpiasa ao rampitso raha tsisy ny fanapahan-kevitra raisin’ny kaominina mahakasika ilay Delegué hoy ny sendikan’ny mpiasa ao.

  • 16/01/2018 - 13:30 : MPIANATRA ENY ANKATSO : Nolavin’ny mpianatra ny andininy faha-2 tamin’ilay fehin-kevitra nivoaka izay milaza fa ny vatsim-pianarana ny volana hitsahina ihany no ho azo.

  • 16/01/2018 - 13:00 : FAMPIANARANA : Ahemotra 2 herinandro amin’ny daty voatondro ny fanadinam-panjakana sahanin’ny Ministeran’ny fanabeazam-pirenena toy ny CEPE, BEPC,CAE, CAPE.

  • 16/01/2018 - 12:30 : MAHAJANGA: Mpianatra 3 no nosamborina omaly noho ny fanakorontanana ireo mpiantra hafa manao fanadinana.

  • 16/01/2018 - 12:00 : RIVODOZA AVA : Tafiakatra 51 no maty ary 22 tsy hita popoka tamin’ny fandalovan’ny rivodoza Ava teto raha ny tatitra navoakan’ny BNGRC ny alatsinainy teo.

  • 16/01/2018 - 11:30 : JIRAMA : Araka ny tatitry ny tale jeneralin’ny Jirama dia mpanjifa 2000 amin’ny 20 000 natao fanadihadiana nanomboka ny volana Oktobra no tratra nangalatra herin’aratra.

  • 16/01/2018 - 11:00 : MPIANATRA ANKATSO : Tsy eken’ny mpianatra mipetraka enyamin’ny cité ny hananganana cybercafé ao amin’ny salle d’étude noho ny fahateren'ny toerana.

Voir plus d'infos...

16/01/2018

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20161228

Misongadina

Marc Ravalomanana Vonona aminizay hitranga

28/12/2016

Ity taona 2016 ity no nitetezanny filoha mpanorina ny antoko Tiako i Madagasikara (TIM), Marc Ravalomanana faritra betsaka indrindra hatraminizay niverenany indray teto an-tanindrazana ny volana oktobra taona 2014.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Governemanta Hodakana ny PM Mahafaly Olivier ?

28/12/2016

Mangingina ny tontolo politika aminizao vanim-potoananny fety izao.

Hamaky ny tohiny...

Depiote Randrianasolo Nicolas Nataonny ladoany lavanty ny fiarany

28/12/2016

Fiara Mercedes 600SEL, mitovy aminireny fitondrana filoham-pirenena ireny, nentinny sambo Hoegh Treasur avy any Eoropa ary tonga tao aminny seranan-tsamboni Toamasina ny 4 aprily 2014 ity nataonny ladoany lavanty ny herinandro teo ity rehefa ela nipetrahana tao fa tsy voaloanny tompony ny haban-tseranana sy ny saranny fipetrahany tao efa roa taona mahery izay.

Hamaky ny tohiny...

Afaka i Augustin Andriamananoro Taraiky i Alain Ramaroson

28/12/2016

Afaka ihany ! Nivoaka omaly ny didim-pitsarana ka afaka madiodio sy noho ny fisalasalana i Augustin Andriamananoro tamin'ny vesatra miisa telo nanenjehana azy.

Hamaky ny tohiny...

Fiainanantoko Feno 60 taona anio ny PSD

28/12/2016

28 desambra 1956 - 28 desambra 2016 : feno 60 taona katroka ny antoko PSD (Parti Social-Dmocrate)

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Nofy ratsy

28/12/2016

Arahabaina aloha ry Jean fa namanny afa-bela fa tsy nataon-dRafrsa sy ny ekipany in-droa nahita ny maizina toy ny tainomby natsentsin-davabary a !

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Toetrandro Hanomboka hisesy ny rotsakorana

28/12/2016

Hirotsaka ny orana mandritry ny fetinny faranny taona sy ny taom-baovao ho anny eto an-drenivohitra, raha ny tombanny Foibe mpamantatra ny toetrandro.

Hamaky ny tohiny...

Asaramanitra eny Iavoloha Hotambazana 10% ny mpiasam-panjakana ?

28/12/2016

Hotanterahina eny aminny lapam-panjakana Iavoloha aminny zoma 6 janoary 2017 ny Asaramanitra, lanonana fifampiarahabanny Andrim-panjakana noho ny taona vaovao.

Hamaky ny tohiny...

Minisiteranny fiarovam-pirenena Hamboly hazo faramparany

28/12/2016

Mbola hamboly hazo faramparany eny Tsimahabeomby Imerintsiatosika eny ry zareo avy eo anivonny minisiteranny fiarovam-pirenena, etsy Ampahibe, ny 29 desambra izao.

Hamaky ny tohiny...

Rozette Lucienne Im-pito niteraka, kambana ny roa

28/12/2016

Harena tokoa ny zaza ho ani Soavindrazana Rozette Lucienne, vehivavy 40 taona, mponina avy any Ambohimalaza,

Hamaky ny tohiny...

Edito

Tombanezaka sa mampifezaka ?

28/12/2016

Telo andro sisa dia higadona ny andro hanaovam-beloma ny taona 2016. Samy nanana ny fahitany azy mikasika azy iny ny isam-batanolona.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana