Fil d'actualités du 29/05/2017

  • 29/05/2017 - 14:00 : Fanadinana Bakalorea _Adina ara-panatanjahantena: Tovovavy 1 no naratra nandritra ny hazakazaka 100 m ary 1 hafa tsikaritra fa bevohoka nandritra ny adina ara-panatanjahantena ho an地y sokajy A2 notanterahina teny Mahamasina androany. Ireo avy amin地y lisea Andohalo sy Nanisana no niatrika izany ho an地y tamin段ty alatsinainy ity.

  • 29/05/2017 - 13:30 : Mpiraki-draharahan地y fitsarana: Hanatanteraka fivoriam-be ny mpiraki-draharahan地y fitsarana ny zoma 2 jona izao, ka mandritra izany no handraisan段zy ireo fanapahan-kevitra izay mety hirosoana amin地y fitokonam-be manoloana ny tolo-dal瀟a mety hanafoanana ny fanatrehan段zy ireo ny fotoam-pitsarana.

  • 29/05/2017 - 13:00 : Fanadinana hidirana ao amin地y INFA: Hotanterahina ny 19-21 jona izao ny fifaninana hidirana eo anivon地y INFA (Institut Nationale de Formation Administrative), ka miisa 683 ireo ho raisina eo anivon段ty Ivon-toeram-pirenena manofana momba ny fitantanana raharaham-panjakana ity.

  • 29/05/2017 - 12:00 : Iray volan'ny ankizy: Ny alakamisy 1 jona izao no hanokafana amin'ny fomba ofisialy ny volana ho an'ny ankizy hatao any amin'ny Gymnase Soavita Toamasina. Lohahevitra amin'izany ny hoe "Ankizy voaaro amin'ny herisetra, afaka hiaro ny hoaviny". Miahy mivantana ny hetsika ny Minisiteran'ny mponina.

  • 29/05/2017 - 11:30 : Toetr'andro: Somary hafana raha oharina amin'ny teo aloha ny ririnina amin'ity 2017 ity satria nitombo 0,3 ka hatramin'ny 0,5 ーC ny maripana. Mijanona ho Antsirabe no faritra ahitana ny maripana ambany indrindra.

  • 29/05/2017 - 11:00 : Filankevitry ny Fampihavanana Malagasy: Voafidy ho filohan'ny Komity hanao ny sivana an'ireo olona handrafitra ny Filankevitry ny Fampihavanana Malagasy (FFM) ny Patora Emmanuel Jacob Tehindrazanarivelo. Tsiahivina fa ny 15 mey teo no notendrena ireo 9 miandahy mpikamban'ity komity ity, ka eny amin'ny Foiben'ny Frankofonia eny Ambohitsorohitra no handraisan'izy ireo ny antontan-taratasin'ireo te ho mpikamban'ny FFM ao anatin'ny 75 andro.

  • 29/05/2017 - 10:45 : Antsohihy _Fahatratrana lavanila tsy ara-dal瀟a: Nahazo fahafahana vonjimaika ilay mpisolovava nahatrarana lavanila maintso tsy ara-dal瀟a 220kg ny herinandro lasa teo. Nidoboka am-ponja vonjimaika kosa ny olona 2 niaraka taminy.

  • 29/05/2017 - 10:30 : Toamasina _Halatra taolam-paty: Sarona ny sabotsy lasa teo tao Mangarivotra ny 2 lahy nitondra taolam-paty iray sakaosy, ka taolan-dava 117 ny fitambaran'izy ireo. 600 000Ariary no voalaza fa saika hivarotan'izy ireo io taolam-paty io.

  • 29/05/2017 - 10:15 : Mpandraharahan'ny fadin-tseranana: Mitsahatra ny asa rehetra anio sy rahapitso 30 mey noho ny fitokonanan'ny mpiasan'ny ladoany. Ireo asa maika toy ny resaka fanafody sy entana mora simba ihany no horaisin'ny mpiasa an-t瀟ana.

  • 29/05/2017 - 10:00 : Fanatanjahantena _Boxe Olympique :Hahemotra amin地y volana jona ny fiadiana ny tompondakan棚 Afrika eo amin地y haiady boxe olympique tokony hatao any Congo Brazaville amin段ty faran地y volana mey ity noho ny tsy fahatomombanan地y fikarakarana. Miisa 7 ireo solontena Malagasy hiatrika ny lalao, ka lehilahy ny 5 ary vehivavy ny 2.

Voir plus d'infos...

27/05/2017

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20161215

Misongadina

Soamahamanina Hiverina ny Sinoa ?

15/12/2016

Nangingina tao anatin地y fotoana elaela ny raharaha Soamahamanina. Nitsahatra aloha ny fitrandrahana taorian地y fitokonana sy fifandonana maromaro nampifanditra ny vahoaka sy ny mpitandro ny filaminana.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Nivadi-panekena ny fitondrana Mety ho votsotra ilay volabe 10,2 miliara

15/12/2016

Fepetra voalohany napetraky ny mpamatsy vola nandritra ny fikaonan-dohan段zy ireo sy ny mpitondra Malagasy tany Paris ny 1-2 desambra lasa teo ny tsy maintsy hametrahana ny fitoniana politika eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny...

Governemanta sy depiote Hangotraka ny ォ Face face サ anio

15/12/2016

Mialoha ny hamaranana amin地y fomba ofisialy , ny fivoriana ara-potoana faharoa natrehan段reo solombavambahoakan段 Madagasikara tamin段ty taona 2016

Hamaky ny tohiny...

Lapan地y Loholona Anosikely Volavolan-dal瀟a 4 no lany omaly alarobia

15/12/2016

Ho fampandrosoana an段 Madagasikara dia lany teny amin地y Antenimierandoholona, ny alarobia 14 desambra 2016, ny Volavolan-dal瀟a laharana faha-047/ 2016 tamin地y 29 novambra 2016 ho fanomezan-dalana ny fifanarahana fampindramambola hamatsiana ny tetikasa ho fanatsarana ny Seha-panjakana na PAPSP ;

Hamaky ny tohiny...

Augustin Andriamananoro Taraiky ary miady irery

15/12/2016

Tsy dia mazava intsony ny raharaha Augustin Andriamananoro amin段zao fotoana izao, fa ny heno dia efa nentina mangingina aty an-drenivohitra ny tenany, ka na ny mpisolovava azy aza dia tsy mahalala ny antsipirihan地y zava-drehetra.

Hamaky ny tohiny...

Raharaha Claudine A&C Takon地y fisamborana mpanohitra

15/12/2016

Somary nangingina, takona tanteraka mihitsy aza ny mikasika ilay raharaha kolikoly avo lenta naha voarohirohy ny mpandraharaha tompon地y hotely goavambe A&C eny Ivato sady mpanolotsain地y filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina, Claudine Razaimamonjy.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Taratasin段 Jean Lany andro amin地y zesta

15/12/2016

Manakory ry Jean ! Miala tsiny aloha fa hanisy sira ny fanaonareo indray aloha anio na dia efa mba maniry fatratra ny handoka ihany aza.

Hamaky ny tohiny...

Actualit駸

Distrikan段 Betafo Ataon地y dahalo fialam-boly tanteraka

15/12/2016

Ataon地y dahalo fialam-bony tanteraka ny distrikan地y Betafo. Ankoatry ny vaky trano madinidinka amin地y vanim-potoanan地y fahavaratra dia manao ny ataony ihany koa ny dahalo amin地y halatr弛mby

Hamaky ny tohiny...

Antananarivo Renivohitra Hampiantrano ny faha-50 taonan地y fiaraha-miasa amin段 Vatican

15/12/2016

Noraisin地y ben地y tan瀟an但ntananarivo Renivohitra Lalao Ravalomanana teny amin地y toeram-piasany Analakely omaly ny solontenan段 Papa, ny ォnonce apostoliqueサ monsenera Paolo Rocco Gualtieri.

Hamaky ny tohiny...

Antananarivo Renivohitra Hampiantrano ny faha-50 taonan地y fiaraha-miasa amin段 Vatican

15/12/2016

Noraisin地y ben地y tan瀟an但ntananarivo Renivohitra Lalao Ravalomanana teny amin地y toeram-piasany Analakely omaly ny solontenan段 Papa, ny ォnonce apostoliqueサ monsenera Paolo Rocco Gualtieri.

Hamaky ny tohiny...

Fandehanan地y mpitondra tany Paris Famatoran-tena, hoy ny DFP

15/12/2016

Nanaporofo ny namalian地y fitondram-panjakana Malagasy ny antson段reo mpamatsy vola hanatrika ny fivorian段reo mpamatsy vola izay natao tany Paris farany teo fa mbola vonona hiara-kiasa amin段reo mpamatsy vola mahazatra ny mpitondrantsika, hoy ny DFP na ny vondrona politika dinika fanavotam-pirenena.

Hamaky ny tohiny...

Faritra atsimon地y nosy Nahazo lakandrano mirefy 25 km

15/12/2016

Notokanan地y filoha Rajaonarimampianina omaly tany Bezaha ny lakandrano mirefy 25 km ahafahana mamatsy rano ireo tanimbary any amin段ny faritra atsimon地y nosy iny.

Hamaky ny tohiny...

BNI Madagascar Hanampy ny olon-drehetra amin地y fiatrehana ny fety

15/12/2016

Betsaka ireo very hevitra amin段zao ankatoky ny fetin地y Krismasy sy ny faran地y taona izao. Ny tsy fisian-dRavola no tena antony, ka nanosika ny Banky BNI Madagascar hanomana tolotra fampindramam-bola ho an地y rehetra nanomboka ny 6 desambra

Hamaky ny tohiny...

Edito

Adin地y kanosa !

15/12/2016

Tsy manomboka akory ny ady dia efa mipararetra ny fanjakana ankehitriny.

Hamaky ny tohiny...

Tapatapany

Tapatapany Blueline TV

15/12/2016

Miketrika hatrany ny fahafaham-pon段reo mpanjifa ny orinasa ォbluelineサ. Misongadina manokana ny hetsika fampihenana ny vidin段reo vokatra haroson段ty orinasa fifandraisan-davitra ity eo amin地y lafiny fampisitrahana ireo fandaharana hita ao amin地y fahitalavitra amin段zao ankatoky ny fetin地y Noely 2016 izao

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana