Fil d'actualités du 27/04/2017

  • 27/04/2017 - 18:00 : Antsohihy _Fanafihana sy famonoana relijiozy: Navotsotra ireo olona 13 voasambotra taorian'ny famotorana azy ireo. Niampy 1 kosa ny zandary nosamborina, ka 2 izany izy ireo voasambotra ary mbola hatao famotorana amin'izao fotoana izao

  • 27/04/2017 - 15:30 : Fonja eto Madagasikara Antontan'isa: 20241 ireo voafonja tanana amina fonja 82 eto Madagasikara, ka 8205 ireo naiditra am-ponja vonjimaika miandry ny fotoam-pitsarana. 1236 kosa ireo nofonjaina taorian'ny fitsarana.

  • 27/04/2017 - 15:00 : Frantsa:Aníarivony androany no nanao fihetsiketsehana tany Rennes Frantsa momba ny fifidianana filoham-pirenena fihodinana faharoa hatao ny 7 mai izao. Sady tsy mankasitraka aníI Emmanuel Macron izy ireo no tsy miandany aminíI Marine Le Pen aminíny alalaníny fivoizana ny foto-kevitra hoe ďNi Pen ni MacronĒ.

  • 27/04/2017 - 14:30 : Kaominin'i Mandritsara: Misy ny fampidiram-bola tsy mazava tsy nandalo filan-kevitra monisipaly, hoy ny Filohan'ny Filan-kevitra monisipaly.

  • 27/04/2017 - 14:00 : Raharaham-pirenena: Mitaky ny hanovana ny lalŗm-panorenana mialohaníny hanatanterahana ny fifidianana ny Rodobe Malagasy ho aníny Fanorenena (RMTF) sy ny Sendika maro, ary mitaky ny antsoina hoe tetezana miampita izy ireo aminíny fitantanana ny firenena.

  • 27/04/2017 - 13:30 : Toetr'andro: Vokatry ny tangoron-drahona matevina amin'ny faritra Antsinanan'i Madagasikara no nampiteraka ny havandra namotika zavatra maro halina, raha ny fanazavan'ny sampan-draharaha mpamantatra ny toetr'andro.

  • 27/04/2017 - 13:00 : Any ivelany _Chine: Nahavita "porte-avions chinois" voalohany namboariny manokana ny sinoa ary notokanana omaly izany. Mahatratra 315 m ny halavany ary 75 m ny sakany, ka vita sinoa 100% izy io. Faharoa amin'ireo hananany izy io fa ny iray voalohany kosa dia tany amin'ny Firaisana Sovietika na URSS teo aloha no nanamboarana ny ampahany.

  • 27/04/2017 - 12:30 : Distrikan'i Betiooky _Aretina tazomoka: Ankizy miisa 35 no efa matin'ny tazomoka nanomboka ny volana janoary. Manodidina ny 6 volana - 6 taona ny salan-taonan'izy ireo.

  • 27/04/2017 - 12:00 : Fetiníny asa: Hisy ny diabe hotanterahiníny mpiasa miala eny Mahamasina mihazo aníAntsahamanitra ny 1 may izao, ka samy hitondra ny mari-pamantarana azy avokoa ny orinasa sy ny sendika isan-tsokajiny.

  • 27/04/2017 - 11:45 : Fianarantsoa _Soafianatsa 2017: Tanterahina manomboka anio 27 aprily-29 aprily any amin'ny Kianja mitafon'Ambatomena Fianarantsoa ny hetsika ara-toakerana ho an'ny faritra Matsiatra Ambony, izay fantatra amin'ny anarana hoe "Soafianatsa 2017"

Voir plus d'infos...

27/04/2017

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20161210

Misongadina

BIANCO Tsy matahotra tsindry

10/12/2016

Manana ny lalŗna tsara indrindra eto Afrika isika raha ny ady aminíny kolikoly no resahana, hoy ny tale jeneraliníny BIANCO (Bureau Indťpendant Anti-Corruption) Andriamifidy Jean Louis nandritra ny fanamarihana ny andro iraisampirenena iadiana aminíny kolikoly teny Anosy omaly.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Firaisamonim-pirenena Rohy Nanameloka aníi Claudine A&C sy Riana Andriamandavy VII

10/12/2016

Tsy mbola tapitra hatreo ny raharaha mikasika ilay fanodinkodinam-bola mitentina 390 tapitrisa ariary tany aminíny kaominina Ambohimahamasina.

Hamaky ny tohiny...

Mpamatsy vola Tsy dadabe noely akory , hoy I Doudou

10/12/2016

Porofoníny fahombiazana taminíny fanangonan-tsonianíny vondrona politika dinika fanavotam-pirenena na DFP, hoy ny filohaníizany vondrona izany, Tolojanahary Maharavo na Doudou, ny fisianíny dinika politika fanindroany izay notontosaina teny Iavoloha omaly.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Taratasiníi Jean Mangalatra depara ve e ?

10/12/2016

Manahoana ianao izao namana Jean ? Mangalatra depara ? Sa manao lalao maloto ? Inona indray moa izany ry Jean ity hevitrareo manalanala olona aminíny toerany any ambanivolo ity a ?

Hamaky ny tohiny...

Actualitťs

Ady aminíny kolikoly Mbola lavitríezaka

10/12/2016

Notanterahina teny aminíny Minisiteraníny raharaham-bahiny Anosy ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho aníny ady aminíny kolikoly omaly

Hamaky ny tohiny...

Lasa mersenera i Berija sy Jean Pierre Mahavita mandrahona ho faty

10/12/2016

Tsy tapitra hatreo ny raharaha mampifanolana ireo mpianatra avy aminíny faritra 22 sy ny avy aminíny SOLEMA (Solidaritť des Leaders de Madagascar) tarihiníi Berija Ravelomanantsoa sy Jean Pierre Randrianamboarina.

Hamaky ny tohiny...

Permis biometrika Fampijaliana vahoaka !

10/12/2016

Mampahory vahoaka ny fanoloana ny fahazoan-dalana mamily tsotra ho ę biometrika Ľ.

Hamaky ny tohiny...

Famatsiambola vahiny Tsy hanala ny fahantraníny Malagasy

10/12/2016

Mbola matoam-baovao hatreto ny fampanantenana avy aminíireo mpamatsy sy mampiasa vola vahiny ilay famatsiambola mitentina 10,2 miliara dolara tao Paris ny herinandro lasa teo.

Hamaky ny tohiny...

Hopitaliníny reny sy ny zaza Tsaralalana Hikatona ao anatiníny fotoana tsy voafetra

10/12/2016

Hakatona ao anatiníny fotoana tsy voafetra ny hopitaliníny reny sy ny zaza eny Tsaralalana manomboka izao.

Hamaky ny tohiny...

Mpamerin-keloka Tokony hailika, hoy ny croix díor

10/12/2016

Mpamerin-keloka Tokony hailika, hoy ny croix díor

Hamaky ny tohiny...

Mpamerin-keloka Tokony hailika, hoy ny croix díor

10/12/2016

Mpamerin-keloka Tokony hailika, hoy ny croix díor

Hamaky ny tohiny...

Fahalasanan-dRandrenja Afaka mamangy eny aminíny tranompokonolona ny rehetra

10/12/2016

Betsaka ireo olona te-hahita farany ny nofo mangatsiakan-dRandrenja sy te hitsapa alahelo ireo fianakaviany.

Hamaky ny tohiny...

Sport

Tsipy kanetibe Hanolotra kianja filalaovana ny tanŗnaníAntananarivo

10/12/2016

Tonga tao aminíny lapaníny tanŗna Analakely nanome voninahitra sy nisaotra ny Beníny tanŗnaníAntananarivo Lalao Ravalomanana, omaly,

Hamaky ny tohiny...

Ekipaníny CNaPS Sport Noraisina taminíny fomba manetriketrika

10/12/2016

Nigadona omaly teny Ampefiloha misy ny foibeníny CNaPS ny ekipaníny CNaPS Sport avy any Itasy rehefa avy niatrika ny lalao farany teo aminíny fiadiana ny anaram-boninahitra taminíny fifaninanam-pirenena ę THB Championís league Ľ.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Domina tapany handoa erany !

10/12/2016

Nampanantenainíny vahiny ny mpitondra fa hampindramina vola mitentina 10,2 miliara dolara ny Malagasy.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana