Fil d'actualités du 24/04/2017

  • 24/04/2017 - 16:00 : JCI (Jeune chambre internationale): Hitsidika eto Madagasikara i Ramatoa Dawn Hetzel, Filoha maneran-tanin'ny JCI ny 29 aprily hatramin'ny 01 may ho avy izao. Federasionina maneran-tany ny JCI ary misy mpkambana 200 000, ary efa manana ratsana eto Madagasikara hatry ny ela.

  • 24/04/2017 - 15:30 : Alliance Fran軋ise Antananarivo _Festival Arondihy andiany faha-6: Hatao ny 29 aprily izao eny amin'ny AFT Andavamamba ity hetsika mifandraika amin'ny dihy amin'ny endriny maro samihafa ity. Tsy misy vidim-pidirana ny hetsika ho an'izay te hijery sy hanatrika izany.

  • 24/04/2017 - 15:00 : Ambohimahasoa _Asan-dahalo: Omby 20 nangalarin'ny dahalo tafaverina tamin地y tompony tany Morafeno Ambohimahasoa androany maraina.

  • 24/04/2017 - 14:30 : Zandarimariam-pirenena: Tontosa androany ny fifamindram-pahefana teo amin地y Sekreteram-panjakana miadidy ny zandarimariam-pirenena teo aloha Jeneraly Paza Didier G駻ard sy ny mpisolo toerana azy, dia ny jeneraly Randriamahavalisoa Girard.

  • 24/04/2017 - 14:00 : Andohan'Ilakaka: Mbola mitohy ny fitrandrahana safira hatramin'izao na teo aza ny didy fampiatoana ny fanatsaharan'ny orinasa Gondwana harena an-kibon'ny tany, raha ny fanazavan'ny mponina, kanefa ny 21 aprily teo no namoahana didy fampiatoana. Mandeha ihany koa ny fandrahonana isan-karazany amin'ireo relijiozy nijoro vavolombelona amin'ny fandikan-dal瀟a.

  • 24/04/2017 - 13:30 : Antsohihy _Fanafihana Tobin-dry frera: Efa 13 no voasambotra tamin地y fanafihana izay nahafatesana mopera iray tany an-toerana ny sabotsy lasa teo.

  • 24/04/2017 - 13:00 : Amboasary Atsimo: Mirongatra ny andiam-balala any amin段zao fotoana izao. Ahiana mety hampitombo ny hanohanana mateti-piseho any an-toerana izany satria sarotra ny fifehezana sy ny famonoana ireo andiam-balala.

  • 24/04/2017 - 12:30 : Frantsa: Mankasitraka sy maniry ny hahalanian'i Emmanuel Macron ho filoham-pirenena Frantsay ny Chancheli鑽e Allemande Angela Merkel.

  • 24/04/2017 - 12:00 : Fizahantany: Mpiseradia miisa 51 miasa any amin'ny valan-javaboahary any Andasibe Mantadia nozaraina karatra maha matihanina tsy azo hatao dika mitovy ny faran'ny herinandro teo.

  • 24/04/2017 - 11:45 : Fianarantsoa _Soafianatsa 2017: Hatao ny 27 aprily-29 aprily any amin'ny Kianja mitafon'Ambatomena Fianarantsoa ny hetsika ara-toakerana ho an'ny faritra Matsiatra Ambony, izay fantatra amin'ny anarana hoe "Soafianatsa 2017"

Voir plus d'infos...

24/04/2017

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20161209

Misongadina

Kajikajin地y mpanjanaka Kandida 3 hahintsana amin地y 2018 ?

09/12/2016

Antomotra ny 2018 hanatanterahana ny fifidianana filoham-pirenena eto amintsika. Misy ireo efa nanambara ny firotsahany ary ao ihany koa no efa miomana fatratra na tsy mbola naneho ampahibemaso aza. Misy koa anefa ireo miketrika mangina.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Kaominin段 Tsaraeso Tsy fantatra intsony ny tena ben地y tan瀟a

09/12/2016

Misavoritaka ambony ambany amin段zao fotoana izao ny zava-misy ao amin地y kaominina ambanivohitra Tsaraeso, distrikan段 Betroka

Hamaky ny tohiny...

Fivorian地y mpamatsy vola tany Paris Tsy misy tombontsoa ho an地y vahoaka, hoy ny Aro Riaka

09/12/2016

Mbola trosa ihany fa tsy omena fotsiny ilay famatsiam-bola nampanantenain段reo mpamatsy vola nivory tany Paris ny fiandohan地y herinandro teo sady tsy misy tombontsoa ho an地y vahoaka Malagasy velively,

Hamaky ny tohiny...

Lehiben地y Faritra Alaotra Mangoro Hapetraka ofisialy amin地y alatsinainy izao

09/12/2016

Hotanterahina amin地y alatsinainy 12 desambra ho avy izao ny lanonana hametrahana amin地y toerany ny lehiben地y faritra Alaotra Mangoro vaovao, Ranarisoa Desir.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Tsaboy aloha ny tenanareo !

09/12/2016

Salama tsara ve ry Jean sa mbola lanadanaky ny dia tany Parisy a ? Efa elaela ihany isika tsy niresaka momba ireo afera maromaro tsy nisy tohiny ka dia mba hangata-baovao indray na dia efa zatra mahazo ilay valy boraingina matetika hoe ォ efa mandeha ny fanadihadiana サ aza e !

Hamaky ny tohiny...

Actualit駸

Lasan地y sinoa ny tan瀟an但mbodimangamamy Trano 623 tsy maintsy harodana

09/12/2016

ff Zary fomba fiteny sy fomba firesaka ny hoe fiandrianam-pirenena eto amintsika. Tsy misy ary tsy hisy mihitsy izany raha ny zava-misy ankehitriny no mitohy.

Hamaky ny tohiny...

Oniversite Ambohitsilaozana Voatery naato herinandro ny fampianarana

09/12/2016

Ny minisiteran地y fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa sy ny minisiteran地y fambolena sy fiompiana no tsy mahay mifandamina dia ny tanora mpianatra no sahirana.

Hamaky ny tohiny...

Mifamono an-kolaka

09/12/2016

Tafiditra ao anatin地y vaninandro fety isika mianakavy izao.

Hamaky ny tohiny...

Didier Ratsiraka Miandry azy ny ao Toliara

09/12/2016

Taorian段 Fianarantsoa dia ny tan瀟an段 Toliara indray no handray ny fankalazana ny faha-40 taonan地y antoko AREMA.

Hamaky ny tohiny...

Misaona ny tontolon地y sarimihetsika Nodimandry Randrenja

09/12/2016

Nodimandry omaly alakamisy 8 desambra hariva ilay kintan地y sarimihetsika Malagasy Gerard Razafindrakoto, fantatry ny rehetra tamin地y anarana Randrenja, tao amin段lay sarimihetsika mitohy malok段la.

Hamaky ny tohiny...

Sakafo lany daty miparitaka etsy sy eroa Manaitra ny rehetra ny mpiaro ny zon地y mpanjifa

09/12/2016

Manomboka miparitaka eny an-tsena sahady amin段zao ankatoky ny fetin地y krismasy sy ny faran地y taona izao ireo karazan弾ntana lany daty, hoy Rabetsara Lita filohan地y fikambanana mpiaro ny zon地y mpanjifa ( RNDC).

Hamaky ny tohiny...

STAR Nanamora ny fifandraisany amin地y rehetra

09/12/2016

Nanamora ny fifandraisany amin地y rehetra ny vondrona Star. Lohalaharana amin段zany ny fanomezana tombony ireo tanora maniry ny hiara-kiasa aminy manokana.

Hamaky ny tohiny...

Sport

Tsipy kanetibe Notolorana 4 tapitrisa ariary avy izy efa-dahy

09/12/2016

Taorian地y resabe niparitaka momba ny tokony hankasitrahana manokana ireo mpilalao miisa 4 niaro ny voninahi-pirenena ka nahavoahosotra an段 Madagasikara tompondaka erantany teo amin地y taranja tsipy kanetibe, dia noraisin地y filoham-pirenena teny Iavoloha ireo maherifo omaly.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana