Fil d'actualités du 17/10/2017

  • 17/10/2017 - 18:00 : Ny Ministeran’ny fiarovam-pirenena sy ny Ministeran’ny Fitaterana sy Famantarana ny Toetr’Andro dia manao hetsika ho fankalazana ny andro ho an’ ny "Aéronautique 2017", tokony atao ny 21-20 Oktobra 2017 izao ao amin’ ny « Base Aéronavale Ivato » saingy hahemotra noho ny fifehezana ny pesta.

  • 17/10/2017 - 17:00 : FJKM: Hotanterahina ao amin'ny FJKM Ankadifotsy ny fankasitrahana ny mpitandrina Lala Rasendrahasina, filohan'ny FJKM teo aloha amin'ny Alahady 22 Oktobre 2017 amin'ny 3 ora tolakandro.

  • 17/10/2017 - 16:30 : Orinasan-tserasera: Hiroso amin’ny fanadiovana ny onjam-peo ny Antokon-draharaha misahana ny fanaraha-maso izany na ny ARTEC. Ho henjana ny fijerena ireo pitsopitsony rehetra momba ireo onjam-peo tsy ara-dalàna.

  • 17/10/2017 - 16:00 : Fenoarivo : Tsy mbola vita hatramin'izao ilay fefiloha vaky tamin’ny orambe farany teo kanefa vao avy ny orana omaly dia niakatra ny rano. Mihorohoro sahady ny mponina satria orana kely vao manomboka dia efa miakatra ny rano.

  • 17/10/2017 - 15:45 : KAOMININA IVATO : Asiam-panamboarana ny lalana ao amin'ny K7 hiditra eo amin'ny Cheval Blanc teo aloha. Ho vitaina ao anatin'ny iray volana ny asa, hoy ny ben'ny Tanànan'Ivato, Randrianarisoa Penjy.

  • 17/10/2017 - 15:30 : Mahanjanga: Nozaraina androany ny tambi-karaman'ireo Sefo fokontany rehetra ao Mahajanga. Efa nisitraka ny azy ihany koa ny ao anatin'ny faritra rehetra ao Boeny.

  • 17/10/2017 - 15:15 : Sabotsy Namehana: Nahazo Fiara Fitondrana marary vaovao manara-penitra tanteraka ny kaominina. Izany no nisy dia vokatry ny fiaraha-miasa matotra teo amin'ny Kaominina sy ny malala tanana avy any dilam-bato, izay zanaky ny Kaominina Sabotsy Namehana ihany.

  • 17/10/2017 - 15:00 : SYNAD (Syndicat National des Administrateurs Civils): Hisy ny fifidianana filoha vaovao hitantana ny SYNAD, ka 4 ny kandida ary manomboka anio 17 oktobra ny fampielezan-kevitra. Ny 27 oktobra kosa ny latsa-bato.

  • 17/10/2017 - 14:45 : Antenimieram-pirenena: Volavolan-dalàna 20 eo ho no hodinihina, ka tena hibahana ny mikasika ny tetibolam-panjakana 2018. Isan’ireo horesahina ny volavolan-dalàna momba fambolena, famatsiana herinaratra, ny famatsiam-bola madininka, fananan-tany.

  • 17/10/2017 - 14:30 : Ambatolampy: Nirefotra ny varatra omaly ka olona 3 no naratra ary nahitana fahasimbana ihany koa ny fitaovan-tserasera tany an-toerana.

Voir plus d'infos...

17/10/2017

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20161205

Misongadina

Tsipy kanetibe Tompondaka erantany ny Malagasy

05/12/2016

Voahosotra ho tompondaka erantany eo aminny taranja tsipy kanetibe ny ekipam-pirenena Malagasy notarihanAndrianiaina Christian na i Nanou misy ani Tita Mims Razakarisoa, Hery Razafimahatratra ary Lova Rakotondrazafy.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Fifidianana aminny 2018 Tsy maintsy mandresy ny HVM

05/12/2016

Mandeha sahady ny kajikajy politikanny antokonny fitondrana mba hanomanana ny fifidianana aminny 2018.

Hamaky ny tohiny...

Toeranny minisitry ny angovo Banga 4 volana

05/12/2016

Ny 20 aogositra 2016 teo no efa banga ny toeranny minisitry ny angovo, taorianny fodiamandrinny minisitra teo aloha, Ramanantsoa Rodolph.

Hamaky ny tohiny...

Mpanohitra eto aminny firenena Tsy antenaina intsony

05/12/2016

Mbola manomana paikady vaovao sa efa tofoky ny tsy fahombiazana ny mpanohitra eto amintsika ka aleo mangina sy mipetraka ? Tsy misy aloha hatreto ny fifandanjan-kery eo aminny mpitondra sy ny mpanohitra, ka manjaka tokana ny fanjakana HVM, izay toa tsy taitry ny fanoherana intsony.

Hamaky ny tohiny...

Fihaonana tany Paris Hampitombo indray ny trosani Madagasikara ?

05/12/2016

Maro aminireo famatsiam-bola ho azo taorianny fihaonanireo mpamatsy vola sy ny mpampindram-bola natao tany Parisy ny 1 sy 2 desambra teo no fanomezana, raha ny fanazavanny filoham-pirenena, Hery Rajaonarimampianina.

Hamaky ny tohiny...

Gangstabab Tsy ho kandida filoham-pirenena aminny 2018

05/12/2016

Nivoitra io nandritra ny fampahafantarana ny fijoroanny rantsanny Antoko Politika Madio (APM) tarihin-dRakotoarisoa Faniry Alban na Gangstabab ao Mahajanga ny sabotsy 03 desambra teo.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Mampidi-bingo !

05/12/2016

Arahabaina aloha fa nahomby ny dia naleha ry Jean a ! Mitohy indray ny fampiesonana.

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Andravoahangy Tsena Nobahananny mpivarotra amoron-dalana ny mpaka fako

05/12/2016

Tapaka nandritra ny fotoana naharitra ny lalana mandalo ny tsenanAndravoahangy omaly alahady 4 desambra misandratrandro.

Hamaky ny tohiny...

Andravoahangy Tsena Nobahananny mpivarotra amoron-dalana ny mpaka fako

05/12/2016

Tapaka nandritra ny fotoana naharitra ny lalana mandalo ny tsenanAndravoahangy omaly alahady 4 desambra misandratrandro.

Hamaky ny tohiny...

AndohanIlakaka, Fianarantsoa Mampihorohoro ny Gros Bras

05/12/2016

Velon-taraina ny olon-tsotra sy mpandraharaha sasany any aminny faritra noho ny afitsoky ny andianolona izay milaza fa hoe akaikinny filoham-pirenena ka tonga dia manao be midina sy manao izay tiany.

Hamaky ny tohiny...

Ala arovani Maromizaha Enin-dahy tra-tehaka nitrandraka tourmaline an-tsokosoko

05/12/2016

Nandritra ny fitsirihana tampoka nataonny ekipa niarahanny zandarimariam-pirenena sy ny avy aminny ala sy ny tontolo iainana tany aminny alani Maromizaha ny zoma 2 desambra teo, taorianny nahazoanizy ireo vaovao fa misy mitrandraka vato an-tsokosoko ao anaty ala arovana.

Hamaky ny tohiny...

Akany fitaizana zaza kamboty ao Mahajanga Noraisinny Airtel an-tanana ny fanitarana azy

05/12/2016

Nasiam-panitarana ny toerana fandraisana ireo zaza kamboty sy tsy manam-piahy beazina ao aminny ivontoerana Sainte Famille ao Antanimasaja Mahajanga.

Hamaky ny tohiny...

Fampirantiana momba ny omby gasy Averina ao aminny Tahala Rarihasina

05/12/2016

Be loatra ny halatra omby mitranga eto aminny firenena, indrindra fa ny any aminny faritra Atsimonny Nosy.

Hamaky ny tohiny...

Kaominina Andoharanofotsy Nofaritana mazava ny lalanny mpandeha an-tongotra

05/12/2016

Mba ho anny tombontsoam-bahoaka dia miroso aminny fanavahana ny lalnny mpandeha an-tongotra sy ny arabe aminizao fotoana izao ny kaominina Andoharanofotsy, distrikanAntananarivo Atsimondrano.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Miasa ho anao ny fanjakana.

05/12/2016

Manoatra noho ny hita talohanny frankofonia izao ny andavanandronireo mponina eto an-drenivohitra sy ny manodidina. Izay aleha rehetra na Ambohijatovo na Analakely.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana