Fil d'actualités du 16/01/2018

  • 16/01/2018 - 15:30 : Nody mandry omaly teo amin’ny faha 74 taonany ilay mpihira Amerikana Edwin Hawkins, fantatra amin’ilay hira hoe”Oh Happy day”.

  • 16/01/2018 - 15:00 : CACAO : Nihena ny vokatra cacao noho ny fandalovan’ny rivodoza Ava ary ny vidiny koa dia nihena 600 Ariary raha ny nambaran’ireo mpamboly any Sambava.

  • 16/01/2018 - 14:30 : SOLIDARITE DES JOURNALISTE MORONDAVA : Nanao fanambarana izy ireo fa tokony hisy zavatra hivoaka ny fakana am-bavany ny mpanao gazety 1 tamin’ny famoahana vaovao momba ny fanondranana sokatra any amin’ny zandary fa tsy fampihorohorona mpanao gazety fotsiny hoy ireo mpanao gazety any Morondava.

  • 16/01/2018 - 14:00 : BORIBORITANY FAHA-2 : Hitsahatra tsy hiasa intsony ireo mpiasa ao rampitso raha tsisy ny fanapahan-kevitra raisin’ny kaominina mahakasika ilay Delegué hoy ny sendikan’ny mpiasa ao.

  • 16/01/2018 - 13:30 : MPIANATRA ENY ANKATSO : Nolavin’ny mpianatra ny andininy faha-2 tamin’ilay fehin-kevitra nivoaka izay milaza fa ny vatsim-pianarana ny volana hitsahina ihany no ho azo.

  • 16/01/2018 - 13:00 : FAMPIANARANA : Ahemotra 2 herinandro amin’ny daty voatondro ny fanadinam-panjakana sahanin’ny Ministeran’ny fanabeazam-pirenena toy ny CEPE, BEPC,CAE, CAPE.

  • 16/01/2018 - 12:30 : MAHAJANGA: Mpianatra 3 no nosamborina omaly noho ny fanakorontanana ireo mpiantra hafa manao fanadinana.

  • 16/01/2018 - 12:00 : RIVODOZA AVA : Tafiakatra 51 no maty ary 22 tsy hita popoka tamin’ny fandalovan’ny rivodoza Ava teto raha ny tatitra navoakan’ny BNGRC ny alatsinainy teo.

  • 16/01/2018 - 11:30 : JIRAMA : Araka ny tatitry ny tale jeneralin’ny Jirama dia mpanjifa 2000 amin’ny 20 000 natao fanadihadiana nanomboka ny volana Oktobra no tratra nangalatra herin’aratra.

  • 16/01/2018 - 11:00 : MPIANATRA ANKATSO : Tsy eken’ny mpianatra mipetraka enyamin’ny cité ny hananganana cybercafé ao amin’ny salle d’étude noho ny fahateren'ny toerana.

Voir plus d'infos...

16/01/2018

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20161203

Misongadina

Kolonely Lylison Voasava trano indray

03/12/2016

Nidina vao maraina teny Ambohipo misy ny toeram-ponenanny kolonely Lylison ny mpitandro filaminana omaly tokony ho taminny 5 ora.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Lalatiana Ravololomanana Miantso ny IGE hanadihady ao aminny CUA

03/12/2016

Nanizingizina omaly ny mpanolotsaina monisipaly Lalatiana Ravololomanana fa tsy manara-dalna sy tsy mangarahara ny fitantanam-bola ao aminny kaominina Antananarivo Renivohitra.

Hamaky ny tohiny...

Raharaha Ambohimahamasina Avotra ny praiminisitra

03/12/2016

Avotra taminny ora farany ny praiminisitra lehibenny governemanta, Solonandrasana Mahafaly, taorianny fivoahanny didim-pitsarana ny alakamisy teo mikasika ilay raharaha tetikasa fanamboarana tranobe ao aminny kaomininAmbohimahamasina.

Hamaky ny tohiny...

Vovonanny Kristianina Malagasy Manana kandida ho filoham-pirenena

03/12/2016

Tsy azo lambolamboina ny raharaham-pirenena fa mila kristianina tena sahy mijoro aminny maha kristianina azy. Izay no ventin-kevitra nentin-dry zareo avy eo anivonilay Vovonanny

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Taratasini Jean Miditra aminny tsy tokony hidirana

03/12/2016

Manakory Jean a ! Elaela tsy hita ianao a ! Nahagaga fa dia nipoitra indray omaly. Dia tsy mba mahay miteny mihitsy ve ianareo raha tsy hanakorontana e ?

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Volabe 6,4 miliara dolara Hampandrosoana ny firenena tokoa ve ?

03/12/2016

Nifarana omaly ny fikaonan-dohanny mpitondra Malagasy sy ny mpamatsy vola nandritra ny roa andro tany Paris, renivohitra Frantsay.

Hamaky ny tohiny...

Rufin Rakotomaharo Voatendry ho Talenny seraseranny CUA

03/12/2016

Notendrena ho talenny serasera ao aminny kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA) taminity herinandro ity ny mpanao gazety, Rufin Rakotomaharo.

Hamaky ny tohiny...

FAMINDRANA LOVA MAIMAIMPOANA Mitombo isa ny olona voasarika aminy

03/12/2016

Nitombo avo roa heny ireo olona tonga nanatona ny sampandraharaha sahaniny mahakasika ilay famindrana lova maimaimpoana karakarainny fitondram-panjakana, araka ny fanazavanAndriamatoa Hasimpirenena, tale jeneralinny fananantany, omaly.

Hamaky ny tohiny...

Kolikolinny eny aminny fitsarana Tarazon'ny afera eny amin'ny oniversite

03/12/2016

Vao miditra taona voalohany eny aminny anjerimanontolo dia efa malaza ny kolikoly sy ny serasera ara-bola, ka tsy mahagaga raha voasokajy ho lohalaharana aminny fanaovana kolikoly ny mpitsara eto amintsika.

Hamaky ny tohiny...

ANALOGH Hanangana trano 400 manomboka aminny 2017

03/12/2016

Trano fonenana miisa 400 indray no kasainny ANALOGH ( Agence National dAppuie au LOGement et Habitat) hatsangana manomboka aminny taona 2017 ho avy io.

Hamaky ny tohiny...

Mpiasanny CNFPPSH Manana fahasembanana ny 70%

03/12/2016

Mahavita ny asa ampandraiketana azy avokoa ireo mpiara-miasa amiko izay manana fahasembanana ny 70%, hoy ,

Hamaky ny tohiny...

OLONA MANANA OLANA ARA-PIHAINOANA Latsaky ny 1 % ireo voakarakara

03/12/2016

Mbola latsaky ny 1 %-nireo olona manana olana ara-pihainoana eto amintsika no fantatra fa misy mandray an-tanana toy ny asa tanterahinny AKAMA ( Akaninny Marenina ) etsy 67 ha ankehitriny.

Hamaky ny tohiny...

Sport

Tsipy kanetibe Tafakatra aminny dingana manaraka ny Malagasy

03/12/2016

Niatrika ny fifanintsanana isam-bondrona toy ireo mpifaninana rehetra ny ekipam-pirenena Malagasinny taranja tsipy kanetibe aminny fiatrehana ny lalao fiadiana ny ho tompondaka eran-tany faha-47 tontosaina eto Madagasikara nanomboka ny alakamisy 1 desambra teo.

Hamaky ny tohiny...

Federasionny Fanatanjahantena an-tsekoly Naseho ampahibemaso tetsy Anosy ireo mpikambana

03/12/2016

Naseho ampahibemaso ho fantatry ny besinimaro omaly, tetsy aminny trano fivorianny MEN etsy Ampefiloha, ireo mpikambana hitantana ny rafitra Federasionny Fanatanjahantena an-tsekoly (Fdration Omnisports Scolaire de Madagascar).

Hamaky ny tohiny...

Edito

Tsara raha manaja tena

03/12/2016

Sanganehana ny rehetra nandre ny fanambaranny Filoha Frantsay Franois Hollande, herinandro taorianny niverenany avy eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana