Fil d'actualités du 16/01/2018

  • 16/01/2018 - 09:30 : MIALITIANA CLERC: Natsangana mpivady frantsay, izay mpilalao ski izy teo amin’ny fahaherintaona sy tapany ary nipetraka any Frantsa hatramin’izao, ka ka dia mizaka ny zom-pirenena frantsay sy milalao any Frantsa aza izy dia nisafidy ny hiaro ny voninahi-pirenena Malagasy.

  • 16/01/2018 - 09:15 : LALAO OLIMPIKA: Tovovavy iray16 taona antsoina hoe Mialitiana Clerc no hisolo tena an’i Madagasikara eo amin’ny taranja Ski, amin’ny lalao olimpika atao any Korea Atsimo amin’ny volana febroary izao.

  • 16/01/2018 - 09:00 : VEHIVAVY NAONDRANA TANY SINA: Vehivavy mihoatra ny 400 no efa lasibatry ny tambajotra tarihin'i Mina nanomboka ny taona 2014 ary vola manodidina ny 24 tapitrisa ariary isaky ny vehivavy no alain'izy.

  • 16/01/2018 - 08:45 : FANONDRANANA OLONA MAKANY SINA: Vehivavy antsoina hoe Mina na Emilienne izay lehiben'ny mpanondrana vehivavy Malagasy any Sina. Tamin'ny herinandro izy no naverina teto rehefa nialokaloka tany Sina nandritry ny 5 taona.

  • 16/01/2018 - 08:30 : SIDINA ANTSIRANANA-NOSY BE: Mpandeha Réunionais 20 sy olon'i Nosy Be 06 no hisantatra ity sidina an'habakabaka voalohany hampifandray ny tanana roa tonta ity anio.

  • 16/01/2018 - 08:15 : FITATERANA AN'HABAKABAKA: Hotokanana anio any amin'ny Seranampiaramanidina Arrachart, Antsiranana ny sidina vaovaon'ny Air Madagascar mampifandray an'Antsiranana sy Nosy Be.

  • 16/01/2018 - 08:00 : FANADINAM-PANJAKANA: Nanomboka omaly 15 janoary hatramin'ny 15 mattsa ny fisoratana anarana amin'ny fanadinana BEPC 2018.

  • 15/01/2018 - 16:00 : ANDOHATAPENAKA: Rangahy iray sahabo ho 30 taona no vaky loha tanteraka amin'izao fotoana eny Ambodimita,vokatry ny ady teo aminy sy ny namany. Marihina fa samy mamo ny roa tonta.

  • 15/01/2018 - 15:30 : JIRAMA: Mety hisy fiakarany koa ny vidin’ny rano izany hoe raha vidiana 395 Ariary ny 1 metatra tora-3 dia mety ho vidiana 1000 Ariary zany.

  • 15/01/2018 - 15:00 : ONIVERSITE ANTANANARIVO: Tonga teny an-toerana ny tompon’andraikitra ny ministeran’ny fampiananrana ambony, ka hivoaka rahampitso ny lisitry ny fandoavana ny vatsim-pianaran’ny mpianatra eny Ankatso.

Voir plus d'infos...

15/01/2018

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20161129

Misongadina

Kolikolini Claudine A&C Sahirana ny Bianco

29/11/2016

Mbola voatana hanaovana fanadihadiana eny aminny foibenny birao mahaleotena momba ny kolikoly na ny Bianco eny Ambohibao aminizao fotoana izao, ny benny tannanny kaomininAmbohimahamasina, Tsabo Pierre, raha ny vaovao farany.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Hetsika ara-tsosialim-bahoaka Mihetsika indray ny Depiote Rasoanoromalala Horace

29/11/2016

Vita ny fivoriana isan-tsokajiny tetsy sy teroa natrehana izay azo ambara fa mandalo avokoa dia mitodika aminny fikarakarana ny vahoaka ifotony

Hamaky ny tohiny...

Frankofonia 2016 Ny hevitrizy ireo

29/11/2016

Tontosa ny fanambini Madagasikara nampiantrano ny fihaonana an-tamponny Frankofonia 2016 izay niteraka resabe sy fanehoan-kevitra samihafa manoloana ny fahantrana mianjady aminny vahoaka Malagasy.

Hamaky ny tohiny...

Fiarahamonim-pirenena Hitety faritra hametraka ny dina hifampifehezany

29/11/2016

Hitety faritra hametraka ny dina hifampifehezanizy ireo ny fiarahamonim-pirenena.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Taratasini Jean Veloma ry vahiny !

29/11/2016

Manakory e ! Tsy andrinareo mihitsy ry Jean izay nandaozanireny havantsika ireny ny tanna an ! Vao vita ilay fety makotrokotroka nandraisana an-dry zareo dia naverinareo nararaka niaraka taminireo oram-be omaly daholo indray ny kitoatoa rehetra.

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Vita ny frankofonia Miverina ny gaboraraka

29/11/2016

Nimasoanny mpitondra ny fandrindrana ny tann-dehibe nialoha sy nandritra ny frankofonia, ary nilamindamina ny renivohitra tao anatinizay fotoana izay.

Hamaky ny tohiny...

Asa taminny frankofonia Voafitaka ny mpitandro ny filaminana

29/11/2016

Mipoitra tsikelikely ny marina momba ny fanatanterahana ny fivoriana an-tamponny frankofonia.

Hamaky ny tohiny...

Orana iray andro Dibo-drano sahady Antananarivo

29/11/2016

Efa niakatra ambony sahady ny rano omaly taminny faritra maro teto Antananarivo Renivohitra, toa ani Besarety, Petite Vitesse, Ampefiloha, Isotry, Ankazomanga, Andravoahangy

Hamaky ny tohiny...

Epp Ambohipeno-Ambohimanambola Nahazo fanavaozana avy aminny fiaraha-miasa 3 P

29/11/2016

Hanovonana ny fanampiana azy avy aminny fanjakana malagasy eo aminny fikarakaranny sosialinny mponina isam-pokontany

Hamaky ny tohiny...

Minisitra Onitiana Realy Nanolotra masomboly ho anny any Atsimo

29/11/2016

Taminny fitsidihana nataony tany aminny faritra Atsimonny nosy iny taminity tapatapaky ny volana novambra ity, dia nanolotra masombolina katsaka sy antaka (dolique) ho anny mponina tany Androy

Hamaky ny tohiny...

Manarintsoa afovoany Porofonny fahantranny Malagasy

29/11/2016

Ankoatra ani La Runion kely etsy Ampefiloha izay ahitana fianakaviana manodidina ny 400 isa mipetraka aminny trano sachet dia anisanny ahitana taratra ny fahantrana lalina mianjady aminny Malagasy ihany koa ny etsy Manarintsoa afovoany, andrefani La Runion kely.

Hamaky ny tohiny...

Mpianatry ny oniversite Tokony ho vahaolana nefa lasa olana

29/11/2016

Mampiavaka ny tontolonny fianarana ambony eto amintsika ny fisianny vondronny mpianatra mitsitokotoko ho fikambanana avy aminny faritra izay maro tokoa.

Hamaky ny tohiny...

Halatra findany eny aminny 67 Ha Voasambotra i Pascal

29/11/2016

Lehilahy iray no tonga nametraka fitoriana tao aminny kaomisarianny polisy etsy aminny Boriborintany fahafito 67 ha ny 27 novambra lasa teo noho ny sinto-mahery nihatra taminy.

Hamaky ny tohiny...

Fikambanana Demoiselles de Keur Hanampy ireo fianakaviana sahirana

29/11/2016

Mijaly ny vahoaka Malagasy ary mila tsy ho tazana intsony raha ny fahitanny fikambanana Feonny tany sy ny Aide humanitaire 2 AH azy.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Ataovy fifaninana masina e !

29/11/2016

Vita iny ny frankofonia ! Na inona na inona hadisoanny mpitondra dia nisy ny ezaka sy ny fanamby ka nahatontosana azy hatraminny farany, ary mendrika hiderana azy ireo izany.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana