Fil d'actualités du 29/05/2017

  • 29/05/2017 - 13:30 : Mpiraki-draharahaníny fitsarana: Hanatanteraka fivoriam-be ny mpiraki-draharahaníny fitsarana ny zoma 2 jona izao, ka mandritra izany no handraisaníizy ireo fanapahan-kevitra izay mety hirosoana aminíny fitokonam-be manoloana ny tolo-dalŗna mety hanafoanana ny fanatrehaníizy ireo ny fotoam-pitsarana.

  • 29/05/2017 - 13:00 : Fanadinana hidirana ao aminíny INFA: Hotanterahina ny 19-21 jona izao ny fifaninana hidirana eo anivoníny INFA (Institut Nationale de Formation Administrative), ka miisa 683 ireo ho raisina eo anivoníity Ivon-toeram-pirenena manofana momba ny fitantanana raharaham-panjakana ity.

  • 29/05/2017 - 12:00 : Iray volan'ny ankizy: Ny alakamisy 1 jona izao no hanokafana amin'ny fomba ofisialy ny volana ho an'ny ankizy hatao any amin'ny Gymnase Soavita Toamasina. Lohahevitra amin'izany ny hoe "Ankizy voaaro amin'ny herisetra, afaka hiaro ny hoaviny". Miahy mivantana ny hetsika ny Minisiteran'ny mponina.

  • 29/05/2017 - 11:30 : Toetr'andro: Somary hafana raha oharina amin'ny teo aloha ny ririnina amin'ity 2017 ity satria nitombo 0,3 ka hatramin'ny 0,5 įC ny maripana. Mijanona ho Antsirabe no faritra ahitana ny maripana ambany indrindra.

  • 29/05/2017 - 11:00 : Filankevitry ny Fampihavanana Malagasy: Voafidy ho filohan'ny Komity hanao ny sivana an'ireo olona handrafitra ny Filankevitry ny Fampihavanana Malagasy (FFM) ny Patora Emmanuel Jacob Tehindrazanarivelo. Tsiahivina fa ny 15 mey teo no notendrena ireo 9 miandahy mpikamban'ity komity ity, ka eny amin'ny Foiben'ny Frankofonia eny Ambohitsorohitra no handraisan'izy ireo ny antontan-taratasin'ireo te ho mpikamban'ny FFM ao anatin'ny 75 andro.

  • 29/05/2017 - 10:45 : Antsohihy _Fahatratrana lavanila tsy ara-dalŗna: Nahazo fahafahana vonjimaika ilay mpisolovava nahatrarana lavanila maintso tsy ara-dalŗna 220kg ny herinandro lasa teo. Nidoboka am-ponja vonjimaika kosa ny olona 2 niaraka taminy.

  • 29/05/2017 - 10:30 : Toamasina _Halatra taolam-paty: Sarona ny sabotsy lasa teo tao Mangarivotra ny 2 lahy nitondra taolam-paty iray sakaosy, ka taolan-dava 117 ny fitambaran'izy ireo. 600 000Ariary no voalaza fa saika hivarotan'izy ireo io taolam-paty io.

  • 29/05/2017 - 10:15 : Mpandraharahan'ny fadin-tseranana: Mitsahatra ny asa rehetra anio sy rahapitso 30 mey noho ny fitokonanan'ny mpiasan'ny ladoany. Ireo asa maika toy ny resaka fanafody sy entana mora simba ihany no horaisin'ny mpiasa an-tŗnana.

  • 29/05/2017 - 10:00 : Fanatanjahantena _Boxe Olympique :Hahemotra aminíny volana jona ny fiadiana ny tompondakaníI Afrika eo aminíny haiady boxe olympique tokony hatao any Congo Brazaville aminíity faraníny volana mey ity noho ny tsy fahatomombananíny fikarakarana. Miisa 7 ireo solontena Malagasy hiatrika ny lalao, ka lehilahy ny 5 ary vehivavy ny 2.

  • 29/05/2017 - 09:45 : Fitaterana aníhabakabaka : Ao anatin'ny fandaminana sy fametrahana ny rafitra iasana miaraka amin'ny ę partenaire stratťgique Ľ an'ny Air Madagascar ny fanjakana amin'izao fotoana, hoy ny Tale jeneraly Herinirina Rakotomalala ka aorian'izay vao ho fantatra ny fizotry ny asa atao rehetra.

Voir plus d'infos...

27/05/2017

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20161123

Misongadina

Ambasadaoroníi Maraoka Voaroaka fa nanodikodim-bola

23/11/2016

Nosoloina ny ambasadaoroníi Maraoka eto Madagasikara, Mohammed Amar.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Hery Rajaonarimampianina Anarany fotsiny no filoha Ö

23/11/2016

Matahotra mafy ny ho takona i Hery Rajaonarimampianina mandritra ny fivoriana an-tamponíny Frankofonia.

Hamaky ny tohiny...

Tabera Randriamanantsoa Fatiantoka ny frankofonia

23/11/2016

Fatiantoka ho aníny firenena izao fanatanterahana ny fihaonambeníny frankofonia eto amintsika izao, hoy ny mpanao politika, Tabera Randriamanantsoa.

Hamaky ny tohiny...

Depiote TIM - Rasoanoromalala Horace Mikarakara ny tanoraníAmbohimanarina

23/11/2016

Nikarakara fifaninanana ny ADA (Association des Arbitre Ambohimanarina) izay mpikambana ao aminíny ę Firaisankina Ambohimanarina Ľ niaraka taminíny depiote Rasoanoromalala Horace mpikambana TIM sady filoham-boninahitry ny fikambanana rahateo.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Taratasiníi Jean Mahatsikaiky ahy ianareo

23/11/2016

Miarahaba ry Jean a ! Tapa-tsinay aho raha tafaresaka taminíny mpiara-miasa aminareo omaly maraina. Hay ve ka ireo rindrina ety an-tokotany ihany no lokoina aminíizao fandalovaníny vahiny manan-kaja izao e !

Hamaky ny tohiny...

Actualitťs

Fitantanana ny Omda Tsy hita noanoa ny fatiantoka

23/11/2016

Tontosa soa aman-tsara omaly tetsy aminíny foibeny etsy Faravohitra ny famerenana aminíny toerany ny taleníny ofisy malagasiníny zoníny mpamorona (OMDA), Haja Ranjarivo.

Hamaky ny tohiny...

Hetsika mandritra ny frankofonia Raikitra ny aníny mpanao gazetyÖ

23/11/2016

Efa ho enim-bolana izao ny olaníny mpano gazety sy ny mpitondra manoloana ny amboletra nataoníny fanjakana ka nampandaniana ny lalŗna mifehy ny serasera taminíny fomba tsy dia ara-dalŗna loatra.

Hamaky ny tohiny...

"Antananarivo tsiahy sary" Aranty eo aminíny zaridainan'Andohalo

23/11/2016

Hamaky ny tohiny...

Frankofonia - CCI Ivato Lesoka ny fikirakiram-baovao

23/11/2016

Hamaky ny tohiny...

BNI MADAGASCAR Hanolo-tanana ny mpandraharaha

23/11/2016

Mitohy hatrany ny ezaky ny banky BNI Madagascar. Hanolo-tanana ireo mpandraharaha tsy ankanavaka eto amintsika indray izy ireo mba hiarovana ireto farany tsy ho matiantoka

Hamaky ny tohiny...

FARITRA ANALAMANGA Manampy aminíny fitandroana ny fandriampahalemana eto an-drenivohitra

23/11/2016

Mifanome tanana hitandroana ny fandriampahalemana eto an-drenivohitra sy ny manodidina ny Faritra Analamanga sy ny prefektiora ary ny polisim-pirenena.

Hamaky ny tohiny...

Voafonja tsy ampy taona Kamboty ny 70%

23/11/2016

Araka ny tatitra azo teo anivona sampandraharaha iray misahana ny fanarenana ireo zaza nania ho ao anaty fiarahamonina indray dia kamboty avokoa ny 70%-níireo zatovo tsy ampy taona 115 voafonja ao Antanimora.

Hamaky ny tohiny...

Fivorian'ny Frankofonia Hitondra fanovana ho aníny firenena Malagasy, hoy ny FFT

23/11/2016

Taorianíny fananganana ny vovonana ďFiraisankina ho Fampandrosoana ny TanindrazanaĒ na ny FFT

Hamaky ny tohiny...

Finoana

Kolejy Teolojika Ivato Mihazakazaka ny asa fanorenana

23/11/2016

Efa miroso tanteraka ny asa eny aminíny kolejy teolojika Ivato aminíny fanitarana ny fotodrafitrasa ho vavolombeloníny faha-50 taona nijoroaníny Fjkm.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Samia maka lesona e !

23/11/2016

Na inona na inona tsy fitovian-kevitra sy tsy fitoviam-pijery manoloana ny frankofonia, dia tokony hisy foana ny lesona tsoahina avy aminíizany mba tsy ho lany andro aminíny adihevitra tsy mitondra mankaiza eto isika.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana