Fil d'actualités du 26/03/2017

  • 26/03/2017 - 17:00 : Politika _Mpanohana an'i Marc Ravalomanana: Eny amin'ny kianjan'i Magro no hanamarihan'ny zanak'i Dada ny fahatsiarovana ny tolona nataon'ireo mahery fo tamin'ny taona 1947. Ho avy eny an-toerana ny Filoha teo aloha Marc Ravalomanana mivady mandritra io fotoana io.

  • 26/03/2017 - 16:30 : Baolina kitra _Fifanintsanana CAN 2019: Taorian'ny fandresena 1-0 tany an-tanin'olona dia mbola lavon'ny ekipam-pirenena tamin'ny isa 3-2 ny ekipan'i Sao Tome teo amin'ny lalao miverina eo dingana savaranonando hiakarana any amin'ny dingana famaranan'ny CAN 2019 hatao any Camerourn. Hiditra amin'ny fifanintsanana isam-bondrona ny Malagasy ka hifanandrina amin'i Sťnťgal, Soudan ary Guinťe Equatorial.

  • 26/03/2017 - 15:00 : Politika _Mpanohana an'i Marc Ravalomanana: Hiverina ny hetsika fanaon'ny mpanohana ny filoha Marc Ravalomanana mba hitakiana ny fanokafana ny orinasan-tserasera MBS. Nanomboka omaly ny hetsika ary hitohy isaky ny asabotsy mandra-pivalin'ny fangatahana.

  • 26/03/2017 - 14:00 : Iraisam-pirenena _Afghanistan: Maty vokatry ny daroka baomba nalefan'ny Amerikanina tamin'ny alalan'ny "drone" ny 19 septambra teo ny lohandohan'ny mpisorona eo anivon'ny vondrona mpampihorohoro Al-QaÔda antsoina hoe Qari Yasin, araka ny vaovao navoakan'ny Sekreteram-panjakana miandraikitra ny fiarovam-pirenena any Etazonia Qari Yasin omaly sabotsy.

  • 26/03/2017 - 11:00 : Fitaterana an'habakabaka: Hanatanteraka sidina in-telo isan-kerinandro mampifandray an'Antananarivo sy Addis Abeba Ethiopie ny Kaompania Etiopianina Ethiopian Airlines manomboka ny 28 martsa 2017, ka fiaramanidina Boeing 737-800 no hisahana izany.

  • 24/03/2017 - 18:30 : Fanambana Vohemar _Trangam-piarahamonina: Raim-pianakaviana iray nihanika teo ambony andrin-jiro androany atoandro ary namono tena nitsambikina avy any ambony avy eo, ka ny lohany no notatazan'ny arabe godorao, ary maty tsy tra-drano. Niparitaka eraky ny arabe mihitsy ny raha noho ny lohany nipotsaka tanteraka.

  • 24/03/2017 - 17:30 : Taom-baovao Malagasy: Hotanterahina ny Talata 28 Martsa sy ny 29 Martsa ho avy izao ny taom-baovao Malagasy ho aníny trano koltoraly Malagasy sy ny fikambanana Fitohasina. Etsy Mahamasina no hanatanterahana ny hetsika, izay hiantsoana ny Malagasy rehetra. Hampiavaka ny hetsika ny fampianarana ny Malagasy rehetra mikasika ireo karazana fomba tokony hajaina hisianíny fampandrosoana ho aníny isan-tokantrano.

  • 24/03/2017 - 16:30 : Orinasa Jirama: Mifarana rahapitso 25 janoary ny fametrahana antontan-taratasy ho an'ireo olona te hahazo ny toeran'ny Tale jeneralin'ny Jirama.

  • 24/03/2017 - 15:30 : Fanatanjahantena _Baolina kitra: Hatao eny Carionrahapitso sabotsy 25 martsa ho avy izao ny fivoriamben'ny Federasionina Malagasin'ny baolina kitra (FMF). Amin'io fotoana io no hanapahana ny hoavin'ny FMF taorian'ny nahalanian'Ahmad ho filohan'ny CAF.

  • 24/03/2017 - 15:00 : Ambodiarana Maroantsetra: Tanŗna iray manontolo nihotsahan'ny tany sy ny vato avy eny an-tendrombohitra, ka traboina tanteraka ny mponina satria potika ny ankamaroan'ny trano ary maro ihany koa ny olona naratra vokatr'izany.

Voir plus d'infos...

24/03/2017

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20161122

Misongadina

Fikambanan'ny Zanak'Androy Hihetsika aorian'ny Frankofonia ?

22/11/2016

Namory mpanao gazety tetsy aminíny Telozoro AndrefaníAmbohijanahary omaly ny avy eo anivoníny fikambanana zanakíAndroy, nilaza ny ahiahiny fa mety hirongatra ny herisetra sy korontana raha tsy mandray fepetra mikasika ny raharahana habibiana niseho taminíny mpiray fiaviana tamin-dry zareo ny volana oktobra teo ny fitondram-panjakana aorianíny fihaonana an-tamponíny frankofonia

Hamaky ny tohiny...

Politique

Minisitry ny serasera Mihozongozona ny sezany ?

22/11/2016

Toy ireo namany teo aloha izay samy nitana toerana teo anivoníny minisiteraníny serasera sy ny fifandraisana aminíny andrim-panjakana dia mandeha ankehitriny ny resaka fa efa ambivitra ihany koa ny fialaníny minisitry ny serasera aminíizao fotoana izao, Andrianjato Vonison, eo aminíny toerany.

Hamaky ny tohiny...

Fifidianana savaranonando tany Frantsa Nangoron-damba sahady i Sarkozy

22/11/2016

Betsaka aminíny Malagasy, indrindra ny mpanao politika no manaraka ny raharaha politika any Frantsa noho ny fifamatorana ara-politika eo aminíny tany roa tonta.

Hamaky ny tohiny...

Depiote TIM - Rasoanoromalala Horace Mikarakara ny tanoraní Ambohimanarina

22/11/2016

Nikarakara fifaninanana ny ADA (Association des Arbitre Ambohimanarina) izay mpikambana ao aminíny ę Firaisankina Ambohimanarina Ľ niaraka taminíny depiote Rasoanoromalala Horace mpikambana TIM sady filoham-boninahitry ny fikambanana rahateo.

Hamaky ny tohiny...

Raikitra ny Frankofonia Miala any koa ny savorovoroÖ

22/11/2016

Tsy mety tapitra ny tsy fifankahazoan-kevitra momba ny frankofonia. Ny mpanao politika tsy mitovy fijery aminíny mpitondra dia efa iaraha-mahalala ny tsy fankasitrahana sy fanakianana ny fanatanterahana azy.

Hamaky ny tohiny...

Lalaina BerthnŤs Voahosihosy ny soatoaviníny FrankŰfŰnia

22/11/2016

Manao ranolava ny fanehoan-kevitry ny olompirenena manodidina ny FrankŰfŰnia aminíizao fampiantranoaníi Madagasikara ny fihaonana an-tampony faha-16 izao.

Hamaky ny tohiny...

Sarisary

Mpanohitra Tsy re feo intsony

22/11/2016

Fotoana elaela izay no tsy dia nandrenesam-peo intsony ireo vondrona politika mitonona ho mpanohitra eto aminíny firenena.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Aza misalobokomana !

22/11/2016

Manahoana ry Jean a ! Efa tonga daholo ve ny vahinintsika sa mbola misy andrasana ? Arahabaina aloha fa tonga soa ny andro malaza a !

Hamaky ny tohiny...

Actualitťs

Kolikoly tao DIANA Manampahefana teo aloha nosamborina

22/11/2016

Notanana am-ponja vonjimaika ny beníny tanŗnaníAndranovondronina teo aloha sy ny PDS-níny kaominina ambanivohitra Ambondrona teo aloha izay samy ao aminíny faritríi DIANA taorianíny fanadihadiana nataoníny vaomiera misahana ny kolikoly na ny Bianco tao an-toerana.

Hamaky ny tohiny...

Malagasy eto Madagasikara 0,57% no tsy miteny afa tsy ny teny Frantsay

22/11/2016

Tafiditra tanteraka anatiníny fihaonana an-tamponíireo firenena miteny aminíny ampahany na manontolo ny teny Frantsay na ny ę Frankofonia Ľ isika aminíizao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny...

FrankŰfŰnia 2016 Navotan-dRavalo i Hery

22/11/2016

Raikitra ny FrankŰnia 2016. Fivorianíny filankevitra maharitra no hisantatra ny fihaonambe anio.

Hamaky ny tohiny...

FIKAMBANANíNY MPIKABARY MALAGASY Tonga hatrany Maorisy

22/11/2016

Mba ho fampiroboroboana ny teny Malagasy hatreny ifotony, indrindra ho fampitana ny kolontsaina aminíny taranaka faramandimby dia niitatra manerana ny faritra maro indray ny sampaníny FIMPIMA ( Fikambananíny mpikabary Malagasy) raha araka ny fanazavaníny filohany Hanitra Andriamboavonjy.

Hamaky ny tohiny...

KAOMININA ANDOHARANOFOTSY Mitsinjo hatrany ireo mpandeha an-tongotra

22/11/2016

Mila tsy hisy lalana ho aníny mpandeha an-tongotra intsony aminíizao fotoana izao ny eny aminíny lalam-pirenena fahafito.

Hamaky ny tohiny...

ONG TSARAMANASOA

22/11/2016

Hamerina an-tsekoly ireo ankizy niala an-daharana

Hamaky ny tohiny...

Edito

Ambadiky ny hita maso

22/11/2016

Voninahi-pirenena no tandrovana aminíizao fandalovaníny fihaonambeníny frankofonia eto amintsika eto izao dia samy milaza avokoa ny rehetra fa aleo aloha milamina, mitony,

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana