Fil d'actualités du 24/04/2017

  • 24/04/2017 - 16:00 : JCI (Jeune chambre internationale): Hitsidika eto Madagasikara i Ramatoa Dawn Hetzel, Filoha maneran-tanin'ny JCI ny 29 aprily hatramin'ny 01 may ho avy izao. Federasionina maneran-tany ny JCI ary misy mpkambana 200 000, ary efa manana ratsana eto Madagasikara hatry ny ela.

  • 24/04/2017 - 15:30 : Alliance Fran軋ise Antananarivo _Festival Arondihy andiany faha-6: Hatao ny 29 aprily izao eny amin'ny AFT Andavamamba ity hetsika mifandraika amin'ny dihy amin'ny endriny maro samihafa ity. Tsy misy vidim-pidirana ny hetsika ho an'izay te hijery sy hanatrika izany.

  • 24/04/2017 - 15:00 : Ambohimahasoa _Asan-dahalo: Omby 20 nangalarin'ny dahalo tafaverina tamin地y tompony tany Morafeno Ambohimahasoa androany maraina.

  • 24/04/2017 - 14:30 : Zandarimariam-pirenena: Tontosa androany ny fifamindram-pahefana teo amin地y Sekreteram-panjakana miadidy ny zandarimariam-pirenena teo aloha Jeneraly Paza Didier G駻ard sy ny mpisolo toerana azy, dia ny jeneraly Randriamahavalisoa Girard.

  • 24/04/2017 - 14:00 : Andohan'Ilakaka: Mbola mitohy ny fitrandrahana safira hatramin'izao na teo aza ny didy fampiatoana ny fanatsaharan'ny orinasa Gondwana harena an-kibon'ny tany, raha ny fanazavan'ny mponina, kanefa ny 21 aprily teo no namoahana didy fampiatoana. Mandeha ihany koa ny fandrahonana isan-karazany amin'ireo relijiozy nijoro vavolombelona amin'ny fandikan-dal瀟a.

  • 24/04/2017 - 13:30 : Antsohihy _Fanafihana Tobin-dry frera: Efa 13 no voasambotra tamin地y fanafihana izay nahafatesana mopera iray tany an-toerana ny sabotsy lasa teo.

  • 24/04/2017 - 13:00 : Amboasary Atsimo: Mirongatra ny andiam-balala any amin段zao fotoana izao. Ahiana mety hampitombo ny hanohanana mateti-piseho any an-toerana izany satria sarotra ny fifehezana sy ny famonoana ireo andiam-balala.

  • 24/04/2017 - 12:30 : Frantsa: Mankasitraka sy maniry ny hahalanian'i Emmanuel Macron ho filoham-pirenena Frantsay ny Chancheli鑽e Allemande Angela Merkel.

  • 24/04/2017 - 12:00 : Fizahantany: Mpiseradia miisa 51 miasa any amin'ny valan-javaboahary any Andasibe Mantadia nozaraina karatra maha matihanina tsy azo hatao dika mitovy ny faran'ny herinandro teo.

  • 24/04/2017 - 11:45 : Fianarantsoa _Soafianatsa 2017: Hatao ny 27 aprily-29 aprily any amin'ny Kianja mitafon'Ambatomena Fianarantsoa ny hetsika ara-toakerana ho an'ny faritra Matsiatra Ambony, izay fantatra amin'ny anarana hoe "Soafianatsa 2017"

Voir plus d'infos...

24/04/2017

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20161117

Misongadina

Alain Ramaroson Hanao krismasy ao Antanimora ?

17/11/2016

Telo volana any am-ponja izao i Alain Ramaroson. Fanaovana hosoka sy fampiasana hosoka amin地y taratasim-pandovana no nitorian地y fianakaviany azy ka namoahan地y Fampanoavana didy savaranonando fitazonana am-ponja vonjimaika nanomboka tamin地y 3 aogositra 2016.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Antenimierandoholona Nisintaka teny Ankorondrano

17/11/2016

Nanatanteraka atrikasa niaraka tamin段reo loholona teny amin地y Ibis Akorondrano, momba ny kaonty, ny fitsarana Malagasy omaly alarobia 16 novambra 2016.

Hamaky ny tohiny...

Fivorian地y Frankfnia Miaramila 7000 no ahetsika

17/11/2016

Efa hitovy amin段reny tany miady ireny ny eto Antananarivo mandritra ny herinandro hisian地y fivorian地y OIF.

Hamaky ny tohiny...

Didier Ratsiraka Andrasana any Toliara

17/11/2016

Taorian段 Fianarantsoa dia i Toliara no tan瀟a faha-5 hampiantrano ny fankalazana ny faha-40 taonan地y antoko Arema.

Hamaky ny tohiny...

Hery Rajaonarimampianina Nomen段 Fran輟is Hollande lesona

17/11/2016

Frankfnia ? Raikitra io ary filoham-pirenena maherin地y telopolo izao no efa nanamafy fa ho avy eto Madagasikara, hamonjy ny Fihaonana an-tampony faha-16 hotanterahina ny 22 ka hatramin地y 27 novambra 2016.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Hisitri-belona ?

17/11/2016

Ahoana mihitsy moa izahay ry Jean no tsy havelanareo hiaina ny fiainanay mahazatra fa tadiavinareo hisitri-belona amin地y frankofonia ?

Hamaky ny tohiny...

Actualit駸

Fifandraisana 200 taona ny fifankatiavana Malagasy-Anglisy

17/11/2016

Hankalazaina amin段o taona ho avy 2017 io ny faha-200 taona nanaovan-tsonia ny fifankatiavana Malagasy sy Anglisy, natomboka tamin地y Fanjakan-dRadama I

Hamaky ny tohiny...

TAPATAPANY

17/11/2016

ANOSIKELY Nandray ny delegasiona avy amin地y Fondation Friedrich Erbert (FFE) ny Filohan地y Antenimierandoholona.

Hamaky ny tohiny...

Pr駸colaire- EPP Ambodin棚sotry Nahazo efitrano vaovao

17/11/2016

Nahazo efitrano vaovao hahafahany mivelatra ireo kilonga madinika pr駸colaire manovo fahalalana eo anivon地y sekoly ambaratonga fototra etsy Ambodin棚sotry.

Hamaky ny tohiny...

Fidiran地y mpianatra Cisco Atsimondrano Teny Ampitatafika ny lanonana ofisialy

17/11/2016

Tontosa omaly teny amin地y fokontany Ankaditany, kaominina Ampitatafika ny fanokafana ny fidiran地y mpianatra amim-pomba ofisialy taom-pianarana 2015 -2016 ho an地y fari-piadidiam-pampianaran但ntananarivo Atsimondrano.

Hamaky ny tohiny...

GROUPE VIDY VAROTRA Notolorana fanomezana ireo zanaky ny mpiasa afa-panadinana

17/11/2016

Vondrona iray anisan地y mijery akaiky ny maha olona ny vondrona Vidy Varotra. Noporofoiny tamin地y alalan地y fanolorana mari-pankasitrahana sy fanomezana ho an段reo zanaky ny mpiasa miisa fito afa-panadinana CEPE sy BEPC tamin段ny taom-pianarana nivalona iny izany omaly, tetsy amin地y foiben-toerany etsy Soanierana.

Hamaky ny tohiny...

Sport

Rallye International de Madagascar andiany faha-37 Notoloran地y Airtel loka ireo mpamily mendrika indrindra

17/11/2016

Tsy namela fotsiny ireo mpamily sy ny mpanampy azy telo voalohany mendrika indrindra tamin地y RIM andiany faha-37 notanterahina teto amintsika ny faran地y herinandro teo ny orinasam-pifandraisana Airtel.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Hanarina sa hanarona ?

17/11/2016

ォ Raha tonga amin地y frankofonia ny fampandrosoana, arahaba soa, arahaba tsara. Raha tsy tonga, mitohy ihany ny fampandrosoana サ.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana