Fil d'actualités du 21/09/2017

  • 21/09/2017 - 16:20 : Politika:tsy misy demokrasia izany eto Madagasikara,hoy ny pastera Randriamisata Roger.Sakantsakanana ny olona haneho hevitra an-dalambe fa tsy avela hiteny tahaka ny fanao any amin'ny firenena demokratika.

  • 21/09/2017 - 16:10 : Fitsarana:nitory ny tafika frantsay noho ny daroka sy vono natao azy ireo tany amin'ny nosy juan de nova, ao anatin'ny Iles Eparses ireo mpanjono mivondrona ao amin'ny "Mpanarato Miray Ambalambalamanga.

  • 21/09/2017 - 10:43 : Lalampanorenana:anisan'ireo tsy mankasitraka ny hikitihana ny lalampanorenana ny praiminisitra tamin'ny tetezamita Atoa Jean Omer Beriziky izay namoaka fanambarana ofisialy niaraka tamina vondrona mpanao politika ahitana an-dry Hajo Andrianainarivelo sy Hery Raharisaina.Ny fifidianana filohampirenena amin'ny 2018 no laharampahamehana aminy.

  • 21/09/2017 - 10:40 : Omavet:andalam-panavaozana ny fitaovana ao aminy ny Omavet eny Ampasampito ankehitriny.Ho vita afaka efa-bolana ny asa ary ny volana janoary 2018 no hiasa amin'izay ity ivotoeram-pitsirihana sy fanamboarana fiara maoderna ity.

  • 21/09/2017 - 10:25 : Zandarimariam-pirenena:tsy isafidianana galona ny fanasaziana ireo zandary mandika lalテna hoy ny sekreteram-panjakana miadidy ny zandarimariam-pirenena.Voasazy avy hatrany ireo voaporofo fa nanao ny tsy mety ka 25 izao ireo zandary nampidirina am-ponja tamin'ity taona ity.

  • 21/09/2017 - 09:20 : Pesta:azo ambara fa efa voafehy ny aretina pesta eto amintsika amin'izao fotoana noho ny fandraisan'andraikitra nataon'ny mpiasan'ny fahasalamana hoy ny minisitry ny fahasalamana omaly.Arahamaso manokana ireto faritra nisian'ireo olona maty na nararin'ny pesta, mandeha ihany koa ny fanadiovana tanteraka ireo faritra tena maloto eto an-drenivohitra mba isorohana ny mety ho fihanaky ny pesta.

  • 21/09/2017 - 09:05 : RN7:efa miverina amin'ny laoniny ny fifamoivoizan'ny fiara ao Vohiposa amin'ny lalampirenena faha-7.Tsy maintsy miainga aloha anefa ireo taksibrosy amin'izay tsy mandalo maizina eo amin'ilay "dテゥviation".Amin'ny 1 ora atoandro ohatra no miainga ireo taksibrosy eny amin'ny fasan'ny karana raha tamin'ny 3 ora tolakandro izany teo aloha.

  • 21/09/2017 - 08:55 : FTAR:manizingizina Rtoa Clテゥmence Raharinirina fa tsy hifampidinika amin'ny kaominin'Antananarivo renivohitra izany ny mpamily taxi ary tsy eken'izy ireo hatramin'ny farany ny famindrana ny fanaovana contre visite eny amin'ny Omavet.

  • 21/09/2017 - 08:45 : Taxi-ville:hisy ny fifampiresahana eo amin'ny kaominin'Antananarivo renivohitra sy ireo mpamily taxi ny sabotsy ho avy izao.Hifampiresahana izay zavatra mbola tsy mazava ary inoanay fa hiravona ny olana momba ny fanaovana contre visite eny amin'ny Omavet Ampasampito,hoy i Julien Andriamorasata lefitra faharoan'ny ben'ny tanテna.

  • 20/09/2017 - 15:00 : OMAVET:nanamafy indray androany ny kaominin'Antananarivo renivohitra fa zavatra tsy maintsy atao ny contre visite eny amin'ny Omavet ho an'ireo mpitatitra miasa eto an-drenivohitra.Efa nanaiky ary nanao an'io avokoa ny mpitatitra entana sy ireo koperativa mpitatitra fa ny Taxi sasany ihany no mitsivalana aminy

Voir plus d'infos...

21/09/2017

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20161114

Misongadina

Baomba teny Mahamasina Hafenina ny tena marina

14/11/2016

Nitsingerina omaly ny 13 novambra nisian地y asa fampihorohoroana mahatsiravina tany Parisy, izay nahafatesana olona 130 sy naharatrana 413 nandritra ny fampisehoan地y tarika Amerikanina Eagles of Death Metal tao Bataclan sy tamina toerana 4 hafa.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Marc Ravalomanana Mihetsiketsika any Alaotra Mangoro

14/11/2016

Nitohy tany Alaotra Mangoro ny fanetsehana ny mpikambana sy fanavaozana ny biraom-paritry ny antoko Tiako i Madagasikara, taorian地y kongresy nasionaly tamin地y mey 2015, ka nandraisan但toa Marc Ravalomanana ny fitantanana ny antoko.

Hamaky ny tohiny...

Antoko AKFM Manohitra ny fitondrana mpivarotra tanindrazana

14/11/2016

Nankalazaina teny amin地y foibeny teny Andrahavoahangy ambony ny sabotsy 10 novambra teo ny faha-58 taona nijoroan地y Ankoton地y Kongresin地y Fahaleovantenan段 Madagasikara na ny AKFM.

Hamaky ny tohiny...

Gaby Vakiniadiana Miantso fahatongavan-tsain地y tsirairay

14/11/2016

Lesona goavana no azo tsoahana tamin地y tenin地y filoham-pirenena amerikanina vaovao, hoy i Gaby Vakiniadiana, izay mpanao politika sady sekretera jeneralin地y antoko Vahoaka Miray na VAMI, izay ao anatin段lay vondron地y mpanohitra rodoben地y vahoaka tia tanindrazana ho amin地y fanorenana ifotony (RMTF).

Hamaky ny tohiny...

Ratsimbazafy Jean Paul Manjavozavo ny hoavin地y fikambanana AV 7

14/11/2016

Tafaresaka fohy tamin地y mpanao gazety teto Antananarivo omaly ny filoha lefitry AV 7 na ny ォ Association des victimes du 7 f騅rier 2009 サ, Jean-Paul Ratsimbazafy na Tsimirehadava.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Taratasin段 Jean Hidororororo ve e !

14/11/2016

Miarahaba anao aho Jean ! Toa arakaraka ny itenenana anareo ity no toa vao mainka mampitrifana anareo a ! Sa hoe mitenena eo foana fa raha mihaino koa ny vato dia maheno anareo e !

Hamaky ny tohiny...

Actualit駸

Famarotana tany amin地y vahiny Tena famonoan-tena, hoy ny SIF

14/11/2016

Tsy nihafahafa ny fomba filazan地y avy eo anivon段lay sampana iombonana ho an地y fananantany na ny (SIF),

Hamaky ny tohiny...

Sofia Htel Fianarantsoa Nandalo Ratsiraka, notapahin地y Jirama ny jirony

14/11/2016

Vitsy ny mofo dipaina teny an-tsena, tsy nandeha ny radio sy ny televiziona, maizina tampoka ny hotely sy ny toeram-pisakafoanana.

Hamaky ny tohiny...

Aretina diabeta Mitombo hatrany ny voany, ireo matavy no tena lasibatra

14/11/2016

Mitombo hatrany ireo olona voan地y diabeta eto amintsika. Ankoatra ny zaza madinika vao valo volana monja dia tsy mifidy taona intsony ny aretina, indrindra fa ho an段reo mitombo lanja loatra na matavy.

Hamaky ny tohiny...

Taksibe miasa eto an-drenivohitra Manodidina ny 1.000 ireo efa voaisa

14/11/2016

Taorian地y fanisana sy fitsirahana ireo fiarakaretsaka ara-dal瀟a eto an-drenivohitra dia miroso amin地y fanisana ireo taksibe indray ankehitriny ny ivontoerana fitsirihana etsy Antsakaviro tantanan-dRasoloarivelo Pinout

Hamaky ny tohiny...

Fiahiana ara-tsosialy any Atsimo 35 tapitrisa dolara ho an地y olona 320 000

14/11/2016

Hatramin地y faran段ty taona 2016 ity, olona 320 000 any amin地y faritra Atsimon地y nosy dia any Tsihombe, Beloha, Ambombe, Bekily ary Amboasary no hahazo sy hisitraka ilay fanampiana ara-tsosialy antsoina hoe牌atsin誕nkohonana.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Mifandray tendro

14/11/2016

Fomban地y mpitondra ankehitriny ny mifampiaro amin地y tsy mety ataony.

Hamaky ny tohiny...

Apercu Journal

Kaominin段 Betafo Mirongatra ny asan-dahalo

14/11/2016

Mirongatra ny asan-dahalo any amin地y kaominina ambonivohitr段 Betafo, distrikan段 Betafo. Ankoatra ny lahatr弛mby dia nambaran地y Ben地y tan瀟a Rakotonarivo Ramanoarivelo fa ripaka avokoa izay rehetra ren段reo mpanao ratsy fa manam-bola ao an-trano ankoatra ireo manana fitaovana toy ny bisikileta.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana