Fil d'actualités du 18/01/2018

  • 18/01/2018 - 09:00 : FITATERANA: Mandrahona ny hitokona ny mpitatitra mampitohy an'Antananarivo dy Anjozorobe noho ny haratsian-dalana 30 km.

  • 18/01/2018 - 08:45 : RAHARAHA HOUCINE ARFA: Mitaky ny hamoahana ireo niambina ity vazaha ity mpandraharahan'ny fonja miisa 3 ny sendika misy azy ireo.

  • 18/01/2018 - 08:30 : SMM: Mangataka amin'ny Bianco ny hanokafana fanadihadiana lalina momba ny filazan'i Houcine Arfa fa nanolotra volabe ho an'ny Minisitry ny fitsarana, ny Tonian'ny mpampanoa lalana, ny Tale kabinetran'ny minisitra ny SMM.

  • 18/01/2018 - 08:15 : NOSY MAORISY: Mandravarava ny rivo-doza Berguitta amin'izao fotoana izao, ka zavatra maro no efa potika ary tanana maro no efa dibo-drano.

  • 18/01/2018 - 08:00 : RAHARAHA HOUCINE ARFA: Manimba tanteraka ary mandoto ny fitsarana ny fanambarana resaka kolikoly goavana nataony na marina na tsy marina, hoy ny sendikan'ny mpitsara na ny SMM.

  • 17/01/2018 - 17:00 : RAHARAHA HOUCINE ARFA: Miantso ny rehetra ho tony ny praiminisitra ary nilaza fa hanao fanambarana tsy ho ela momba iny raharaha iny ny Tonian'ny mpampanoa lalana.

  • 17/01/2018 - 16:00 : SYGMA: Lavin’ireto solontenan’ny mpiasa mivondrona ao amin’ny SYGMA ihany koa ny fanambarana fa nanodikodina vola mitentina 7OO tapitrisa ariary ny sekretera jeneralin ny sigma, izay vola avy amin’ny ITF.

  • 17/01/2018 - 15:30 : FAMPIANARANA: Ho fanatsarana ny foto-drafitrasa eo amin’ny sehatry ny fanabeazana dia nametraka fanamby ny ministeran’ny fanabeazam-pirenena amin’ity taona 2018 ity, fa efitra fianarana 2 054 no haorina ary 711 no havaozina, miampy fanorenana ivon-toerana fampianarana mamaky teny sy manoratra miisa 8.

  • 17/01/2018 - 15:00 : ARIVONIMAMO: Tsy nisy kara-panondro vaovao intsony tany amin'ity distrika ity nanomboka ny taona 2013, ary tsy misitraka ny hetsika fizarana kopia sy fanaovana kara panondro izay tanterahin'ny fanjakana koa ny vahoaka hoy i Rakotomanjato Rodin solombavambahoaka voafidy tany amin'ity distrika ity.

  • 17/01/2018 - 14:30 : SYGMA: Nanambara ireo mpiasa mivondrona ao amin’ny SYGMA(Syndicat General Maritime de Madagascar), fa ny filan-kevitra nasiônaly ihany no afaka manapa kevitra @ fanalana mpikambana, ary mpisoloky ireo mpiasa taloha izay mbola mitondra ny anaran’ity sendika ity.

Voir plus d'infos...

17/01/2018

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20161108

Misongadina

Savorovoro, delestazy, asan-dahalo Malemy ny fanjakana

08/11/2016

Hita taratra taminny fanambarana nataonny filoham-pirenena tany Vohipeno sy ny valin-teninny praiminisitra teny Mahazoarivo raha niresaka taminny mpanao gazety izy omaly fa difotry ny olana ny fitondram-panjakana ka sahirana mikaroka vahaolana.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Fikambanana Grand-Tana Voafidy ho filoha i Lalao Ravalomanana

08/11/2016

Nivory voalohany omaly tolakandro tetsy aminny lapanny tanna Analakely ny fikambananireo benny tanna eto Antananarivo sy ny manodidina.

Hamaky ny tohiny...

Fitsaram-bahoaka Naneho ny heviny ny filoham-pirenena

08/11/2016

Naneho ny heviny tany Vohipeno, omaly, taorianny fitsaram-bahoaka nifanesisesy tamina faritra maro teto aminny nosy ny filoha Hery Rajaonarimampianina.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Loza aminatambo !

08/11/2016

Salam ave ry Jean ? Efa loza aminatambo anie ity mitranga ity e ! Tsy henonao sy tsy hitanao mihitsy ve ireny dorodoro sy kantsankantsana eranny tanna ireny ?

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Fitrandrahana safira any Bemainty Gaboraraka tanteraka

08/11/2016

Ankoatra ny fitsaram-bahoaka etsy sy eroa dia mirongatra koa ny fitrandrahana harena ankibonny tany tsy ara-dalna eto amintsika.

Hamaky ny tohiny...

Zarazarao hanjakana foana ve ?

08/11/2016

Mitana ny sainny olona maro maneran-tany ny zava-misy any Etazonia aminizao fotoana izao. Hotanterahina anio ny fifidianana filoham-pirenena izay tsy misy afa tsy kandida roa dia ny repoblikanina sy ny demokraty.

Hamaky ny tohiny...

Fitsaram-bahoaka mirongatra Misy ambadika politika ?

08/11/2016

Matetika ny minisi-panjakana, Narson Rafidimanana sy ny filoham-pirenena,

Hamaky ny tohiny...

Nivadika ny fanjakana Hitokona indray ny SECES

08/11/2016

Mananontanona indray ny fitokonanny SECES (sendikanny mpampianatra mpikaroka sy ny mpikaroka-mpampianatra).

Hamaky ny tohiny...

Ady tany ao Ambohimanarivo-Antsirabe Miha mafy ny fitakianireo mponina

08/11/2016

Mihamafy ny fitakianny mponina ao aminny fokontany Ambohimanarivo Antsirabe.

Hamaky ny tohiny...

Fiakaranny vidin-tsolika Mety hiafara aminny fiakaranny saran-dalana ihany

08/11/2016

Mety hiafara aminny fiakaranny saran-dalana ho 500 Ar ihany ny fiakaranny vidin-tsolika tsy miato, hoy Andriantsolomora Bernardin, filohanny vondronireo mpitatitra eto an-drenivohitra, indrindra raha tsy tonga ny fanampiana nampanantenainny fitondram-panjakana.

Hamaky ny tohiny...

Sendikanny Taxi Mety haverina ny fifidianana izay ho filohany

08/11/2016

Mety haverina ny fifidianana izay ho filohanny sendika hivondronanny fikambananireo fiarakaretsaka matihanina eto an-drenivohitra

Hamaky ny tohiny...

Ozinina Miaramila ao Moramanga Hiverina hiasa indray

08/11/2016

Nijery ifotony ny zava-misy momba ilay ozinina miaramila any Moramanga ny faranny herinandro teo ny delegasiona avy aminny foloalindahy notarihanny minisitry ny fiarovam-pirenena ny jeneraly Kaxier Bni Rasolofonirina.

Hamaky ny tohiny...

Finoana

Pasitora Rakotonirina David Tsy manao politika na manohana antoko politika ny fiangonana

08/11/2016

Tontosa soa aman-tsara tsy nisy tomika teny Antsahamanitra ny alahady faha-6 novambra lasa teo ny fametrahana tamim-pomba ofisialy ny komity Foibenny Flm vao voafidy farany teo tany antsirabe.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana