Fil d'actualités du 24/01/2017

  • 24/01/2017 - 19:05 : FIVMPAMA: Nitombo iray indray ny masoivohon'ny Fivondronan'ny Mpandraharaha Malagasy eny anivon'ny faritra. Nijoro nanomboka ny 19 janoary 2017 teo mantsy ny rantsamangaikan'ny FIVMPAMA faritra faha-6 ao Menabe.

  • 24/01/2017 - 18:40 : Haiady: Misaona ny tontolon'ny haiady Malagasy. Nodimandry omaly teo amin'ny faha-80 taonany ny sensei Charles Rambeloson. Nahafantaran'ny besinimaro azy moa ny taranja aikido. Azo ambara fa isan'ny raiben'ity haiady ity rahateo ny tenany eto Madagasikara.

  • 24/01/2017 - 18:10 : Fampiofanana: Nampahafantarina androany ny boky fampahalalana ireo ivontoeram-piofanana matihanina misy eto amin'ny faritra Analamanga. Tanjona ny fanohanana ireo tanora hiatrika ny tontolon'ny asa.

  • 24/01/2017 - 17:45 : Fampianarana: Hampiantrano ny "Salon des Etudes en France" andiany faharoa ny 2 sy 3 febroary 2017 ny Alliance francaise Andavamamba. Ho hita mandritra io hetsika io ireo karazana fampiofanana any Frantsa sy ny eto amin'ny Ranomasimbe Indianina.

  • 24/01/2017 - 17:20 : Fizahantany: Hotontosaina ny 8 hatramin'ny 11 jiona 2017 ny hetsika "International Tourism Fair Madagascar" andiany faha-6. Hampiantrano izany ny tanana Voara eny Andohatapenaka.

  • 24/01/2017 - 16:50 : Sokatra Angonoka: Mihalany tamingana ny sokatra Angonoka, biby tsy hita afa-tsy eto Madagasikara. Manodidina ny 400 sisa ireo lehibe mihoatra ny 20 taona afaka miteraka, araka ny tarehi-marika farany talohan'ny taona 2015.

  • 24/01/2017 - 14:00 : Tovolahy 2 no matin'ny fitsaram-bahoaka omaly. Ny iray namono olona ny 18 janoary, ka voasambotra ary notazonina tao anaty "Violon" an'ny polisy. Nopotehin'ny fokonolona ny toerana nitazonana azy, ka rehefa vaky dia saika handositra izy sy ny tovolahy iray hafa efa notazonina tao, saingy novonoin'ny fokonolona. Maty teo ho eo ilay vao nampidirina ary androany maraina ilay iray efa teo aloha.

  • 24/01/2017 - 13:30 : HCC _Jean Eric Rakotoarisoa: Milaza ity filohan'ny Fitsarana avo momba ny lalŗm-panorenana ity fa mety hiditra amin'ny fanasaziana ireo tompon'andraiki-panjakana ambony mbola tsy nahavita fanambaram-pananana ny HCC. Olana ny tsy fisian'ny fitoriana mikasika izany.

  • 24/01/2017 - 13:00 : Behintsy Ambohimangakely: Olona 9 voasambotra noho ny resaka halatra omby. Tratry niaraka tamin'izy ireo ihany koa ny fiara marika Renault nisy hena sy ny taratasin'omby hosoka. Atolotra ny fampanovana anio izy ireo.

  • 24/01/2017 - 12:30 : "Paramedicaux": Manomboka anio ny fitsarana ny taratasim-panadinana nandritra ny fifaninana hidirana ho mpiasam-panjakana natao ny 18 janoary teo. Miisa 300 amin'ireo 2805 niatrika fifaninana teny Ankatso omaly no ho raisina mpiasam-panjakana, ka 150 infirmiera, 110 mpampivelona ary 40 teknisianina amina laboratoara.

Voir plus d'infos...

24/01/2017

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20161107

Misongadina

Mampikony Nifandona ny zandary sy ny vahoaka

07/11/2016

Savorovoro tsy nifankahitana ny tao Mampikony ny sabotsy teo. Tohiníny raharaha nafahatesana dokotera iray tany an-toerana ny volana oktobra no fototry ny olana ka niteraka fifandonana teo aminíny mpitandro ny filaminana sy ny vahoaka.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Didier Ratsiraka Nanao antso avo ho aníny Dahalo

07/11/2016

Nosafidianíi Didier Ratsiraka manokana hankalazana ny faha-80 taona nahaterahany ny tanŗnaníi Fianarantsoa ny sabotsy 5 novambra lasa teo.

Hamaky ny tohiny...

Fanavotana ny firenena Tafatsangana ny vovonana FFT

07/11/2016

Nanao tohivakana tato ho ato ireo karazana fikambanana milaza ho miaro ny fitondram-panjakana mijoro ankehitriny. Nipoitra indray ny vovonana ďFiraisankina ho Fampandrosoana ny TanindrazanaĒ na ny FFT ny sabotsy teo, tarihiníireo minisitra efatra am-perinasa ankehitriny, ny solombavambahoaka avy aminíny faritra sy ny loholona.

Hamaky ny tohiny...

Fahasahirananíny firenena Mila mahay miaiky heloka ny mpitondra

07/11/2016

Notakianíny vahoaka any Korea Atsimo ny fametraham-pialaníny filohany Rtoa Park Geun-hye noho ny resaka tsy fahaiza-mitantana ny firenena.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Aleo mifandamina e !

07/11/2016

Mba hampita hafatra sy hananatra kely fa ohatraníny efa mivaona mihitsy isika ry Jean ! Ekena fa tsy mahavita ny asany ry bebaoty sy ry be kolikoly saingy aleo mitady vahaolana hafa e !

Hamaky ny tohiny...

Actualitťs

Mpikarakara ny fivorianíny Comesa Sahy nandainga tsotra izao

07/11/2016

Hatraminíizao dia mbola mifandrirarira hatrany ny avy eo anivoníny sampandraharaha nisahana ny fifandraisana na ny DRM taminíny fihaonambeníny Comesa izay natao teto amintsika farany teo sy ny avy eo anivoníny minisiteraníny raharaham-bahiny izay tomponíandraikitra voalohany aminíny fikarakarana fihaonambe iraisam-pirenena tahaka itony.

Hamaky ny tohiny...

Filohaníny TAMAMI Hifaninana ho lehibeníny mpanohitra

07/11/2016

Anisaníny raharaha mitana ny sainíny maro eto aminíny firenena indray tato ho ato ny fanomezana toerana ny mpanohitra eo anivoníireo andrim-panjakana roa mijoro, indrindra taorianíny nanambaraníny filohaníny antoko Malagasy Miara Miainga ny maha mpanohitra azy ireo.

Hamaky ny tohiny...

Fanohanana ny maha olona Sekoly roa nahazo fanampiana tany Antsiranana

07/11/2016

Sekoly Kristianina roa, dia ny sekoly ďSoeur des filles de la charitť du sacre cúur de JťsusĒ sy ny ivontoeram-piofanana arakíasa ďSúur UrsulinesĒ

Hamaky ny tohiny...

Mpianatra Malagasy tany Sina Nody maina tsy nahazo diplaoma

07/11/2016

Ela ny ela fa misy eto amintsika ankehitriny ireo mpianatra nandranto fianarana tany ivelany, nody maina tsy nahazo diplaoma.

Hamaky ny tohiny...

Mpianatry ny EPP Mahavelona Notoloraníny Airtel fitaovam-pianarana

07/11/2016

Tsy nanadino ireo mpianatra manovo fahalalana eny anivoníireo sekoly ahiany mivantana ny orinasam-pifandraisana Airtel aminíizao fiandohaníny taom-pianarana 2015-2016 izao.

Hamaky ny tohiny...

Finoana

Fitondram-panjakana Manambitamby mafy ny Katolika

07/11/2016

Nofaranana taminíny alalaníny fiombonam-bavaka teny aminíny Esca Antanimena omaly alahady 6 novambra ny fankalazana ny taon-jaobily ho aníny fivondronambeníny Eveka sy ny mpino katolika.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Samy valalabemandry

07/11/2016

Atao hoe tompontrano mihono toy ny vahoaka madinika miha leo politika aminíizao fotoana izao koa ny mpitondra, mahamenatra tsy misy toy izany.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana