Fil d'actualités du 26/03/2017

  • 26/03/2017 - 17:00 : Politika _Mpanohana an'i Marc Ravalomanana: Eny amin'ny kianjan'i Magro no hanamarihan'ny zanak'i Dada ny fahatsiarovana ny tolona nataon'ireo mahery fo tamin'ny taona 1947. Ho avy eny an-toerana ny Filoha teo aloha Marc Ravalomanana mivady mandritra io fotoana io.

  • 26/03/2017 - 16:30 : Baolina kitra _Fifanintsanana CAN 2019: Taorian'ny fandresena 1-0 tany an-tanin'olona dia mbola lavon'ny ekipam-pirenena tamin'ny isa 3-2 ny ekipan'i Sao Tome teo amin'ny lalao miverina eo dingana savaranonando hiakarana any amin'ny dingana famaranan'ny CAN 2019 hatao any Camerourn. Hiditra amin'ny fifanintsanana isam-bondrona ny Malagasy ka hifanandrina amin'i Sťnťgal, Soudan ary Guinťe Equatorial.

  • 26/03/2017 - 15:00 : Politika _Mpanohana an'i Marc Ravalomanana: Hiverina ny hetsika fanaon'ny mpanohana ny filoha Marc Ravalomanana mba hitakiana ny fanokafana ny orinasan-tserasera MBS. Nanomboka omaly ny hetsika ary hitohy isaky ny asabotsy mandra-pivalin'ny fangatahana.

  • 26/03/2017 - 14:00 : Iraisam-pirenena _Afghanistan: Maty vokatry ny daroka baomba nalefan'ny Amerikanina tamin'ny alalan'ny "drone" ny 19 septambra teo ny lohandohan'ny mpisorona eo anivon'ny vondrona mpampihorohoro Al-QaÔda antsoina hoe Qari Yasin, araka ny vaovao navoakan'ny Sekreteram-panjakana miandraikitra ny fiarovam-pirenena any Etazonia Qari Yasin omaly sabotsy.

  • 26/03/2017 - 11:00 : Fitaterana an'habakabaka: Hanatanteraka sidina in-telo isan-kerinandro mampifandray an'Antananarivo sy Addis Abeba Ethiopie ny Kaompania Etiopianina Ethiopian Airlines manomboka ny 28 martsa 2017, ka fiaramanidina Boeing 737-800 no hisahana izany.

  • 24/03/2017 - 18:30 : Fanambana Vohemar _Trangam-piarahamonina: Raim-pianakaviana iray nihanika teo ambony andrin-jiro androany atoandro ary namono tena nitsambikina avy any ambony avy eo, ka ny lohany no notatazan'ny arabe godorao, ary maty tsy tra-drano. Niparitaka eraky ny arabe mihitsy ny raha noho ny lohany nipotsaka tanteraka.

  • 24/03/2017 - 17:30 : Taom-baovao Malagasy: Hotanterahina ny Talata 28 Martsa sy ny 29 Martsa ho avy izao ny taom-baovao Malagasy ho aníny trano koltoraly Malagasy sy ny fikambanana Fitohasina. Etsy Mahamasina no hanatanterahana ny hetsika, izay hiantsoana ny Malagasy rehetra. Hampiavaka ny hetsika ny fampianarana ny Malagasy rehetra mikasika ireo karazana fomba tokony hajaina hisianíny fampandrosoana ho aníny isan-tokantrano.

  • 24/03/2017 - 16:30 : Orinasa Jirama: Mifarana rahapitso 25 janoary ny fametrahana antontan-taratasy ho an'ireo olona te hahazo ny toeran'ny Tale jeneralin'ny Jirama.

  • 24/03/2017 - 15:30 : Fanatanjahantena _Baolina kitra: Hatao eny Carionrahapitso sabotsy 25 martsa ho avy izao ny fivoriamben'ny Federasionina Malagasin'ny baolina kitra (FMF). Amin'io fotoana io no hanapahana ny hoavin'ny FMF taorian'ny nahalanian'Ahmad ho filohan'ny CAF.

  • 24/03/2017 - 15:00 : Ambodiarana Maroantsetra: Tanŗna iray manontolo nihotsahan'ny tany sy ny vato avy eny an-tendrombohitra, ka traboina tanteraka ny mponina satria potika ny ankamaroan'ny trano ary maro ihany koa ny olona naratra vokatr'izany.

Voir plus d'infos...

24/03/2017

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20161104

Misongadina

Madama deba ao Iavoloha Manimbazimba minisitra

04/11/2016

Miseho tsikelikely ny ady an-tranoníny mpitondra noho ny fanjakazakana ataoníny olona sasany akaiky ny filoha, izay ny namany ihany no ataony mahita faisana.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Minisitry ny vola Gervais Rakotoarimanana Ankasitrahaníny depiote MAPAR

04/11/2016

Mety tsara aminay ny nataoníny minisitry ny tetibolam-panjakana Atoa Rakotorimanana Gervais,

Hamaky ny tohiny...

Savorovoro eto aminíny firenena Ny HCC no fositra, hoy ny jeneraly Ramakavelo

04/11/2016

Noho ny lalŗmpanorenana tsy voahaja no antoníny savorovoro politika misy aminíizao fotoana izao ary tomponíandraikitra aminíizany ny fitsarana avo momba ny lalŗmpanorenana (HCC), hoy ny jeneraly Dťsirť Ramakavelo.

Hamaky ny tohiny...

Hoporetina indray ny vahoaka Hampandoavina 5 000Ar isaníolona

04/11/2016

Raha tsy hisy ny sampona ka holaniana ny volavolan-dalŗna mifehy ny tetibolam-panjakana 2017 dia ho raikitra fa tsy maintsy handoa hetra 5 000Ar ao anatiníny iray taona ny olona eo anelanelaníny 21-60 taona.

Hamaky ny tohiny...

Honorť Rakotomanana ďTena misy mpitsoa-ponenana tonga etoĒ

04/11/2016

Nitsidika tamim-pomba fanajana ny Filohaníny Antenimierandoholona Rakotomanana Honorť, tetsy aminíny LapaníAnosikely omaly alakamisy, ny fikambanana miahy ireo mpitsoa -ponenana avy aminíny faritra Atsimoníi Afrika notarihaníny Filoham-paritra lefitra Veronica Irima Modey ĖEbi.

Hamaky ny tohiny...

Asandratro ny fireneko ďMbola zanatany Frantsay isikaĒ

04/11/2016

Nivoaka taminíny fahanginany indray omaly ny fikambanana Asandratro ny fireneko taminíny alalaníny filoha lefiny Ranaivo Sata manoloana ny fampiantranoantsika ireo fivoriana sy lalao karakarainíny Frantsay.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Fahavalo iraisana

04/11/2016

Manahoana ry Jean a ! Toraka voninkazo aloha taminíilay fandefasana taratasy tany aminíny matanjaka sy ry reny malala e ! Tena henjana mihitsy ríise ry Jean ity ataon-dry be sitrapo sy be di-doha a ity a !

Hamaky ny tohiny...

Actualitťs

Raharaha Soamahamanina Hivoaka anio ny didim-pitsarana

04/11/2016

Hivoaka anio ny didim-pitsarana ireo olona 5 mianaka nosamborina sy nampidirina am-ponja vonjimaika noho ny raharaha Soamahamanina.

Hamaky ny tohiny...

Distim Boriborintany Voalohany Hikarakara ny vahoaka mialoha ny orana

04/11/2016

Noho ny fangatahaníireo mponina eny aminíny faritra iva eny Andranomanalina sy eny Andohatapenaka dia nidina nijery ifotony ny tatatra tsentsiníny loto isan-karazany teny aminíireo toerana ireo ny alarobia 2 novambra

Hamaky ny tohiny...

Fandravana trano teny Tsarasaotra-Ivato Arirarira hatrany ny vahoaka

04/11/2016

Mampimenomenona ny olona ny fanonerana ny fandravana trano sy fanotofana tanimbary teny Tsarasaotra-Ivato noho ny fanamboaran-dalana ilaina aminíny frankofonia.

Hamaky ny tohiny...

Village de la Francophonie Ho vita aminíny 10 novambra ny asa

04/11/2016

Miasa andro amaníalina tato anatiníny roa volana latsaka kely izao ny eny aminíny tanŗnaníny FrankŰfŰnia Andohatapenaka ary nambara omaly fa ho voahaja ny datiníny 10 novambra hahavitaníny asa rehetra.

Hamaky ny tohiny...

Vidim-panafody Miankina aminíny sandaníny Ariary

04/11/2016

Ankoatra ny kojakoja fampiasa aminíny fiainana andavanandro, ny jiro, ny rano dia anisaníny mampitaraina ny maro ihany koa ankehitriny ny fiakatry ny vidim-panafody. Karazany vitsy monja no fantatra fa tsy dia mihetsika firy ny vidiny.

Hamaky ny tohiny...

Tetibolaní ny fety 200 000 Ar isam-pianakaviana raha kely indrindra

04/11/2016

Roa hetsy ariary isam-pianakaviana raha kely indrindra ny vola tsy maintsy homanina hiatrehana ny fetiníny Krismasy sy ny faraníny taona. Samy manana ny fomba hahazoany manangona io mari-bola io ny tsirairay aminíny ankapobeny.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Alaivo ny lesona !

04/11/2016

Mila ovaina indray angamba ny fomba filazana azy sao mba izay no mety hampiditra kokoa ny tiana ambara any an-doha sy ny tsikalam-pieritreretaníny tsirairay avy.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana