Dans la mÍme rubrique

Kaominina Antananarivo Renivohitra Tsy miditra ny haban-tsena, tsy azo ny ďsubventionĒ

18/01/2017

Mikatso ny famohana ďquittanceĒ eo anivoníny trano printim-pirenena aminíizao fotoana izao, ary anisaníny mibaby ny voka-dratsiny ny kaominina Antananarivo Renivohitra.

Kaominina Antananarivo Renivohitra Tsy miditra ny haban-tsena, tsy azo ny ďsubventionĒ

Hamaky ny tohiny...

Ady aminíny delestazy Mila 750 miliara Ar ny Jirama

18/01/2017

Naharitra ora 4 ny fivorianíny filankevitry ny governemanta teny Mahazoarivo omaly.

Ady aminíny delestazy Mila 750 miliara Ar ny Jirama

Hamaky ny tohiny...

Paompin-drano Manomboka aminíny 1 ora maraina ny filaharana

18/01/2017

Niova endrika tanteraka ny filaharan-drano teny aminíny paompy nanomboka omaly.

Paompin-drano Manomboka aminíny 1 ora maraina ny filaharana

Hamaky ny tohiny...

Volkano ao Antsirabe Ahiana hipoaka

17/01/2017

Mahoraka be ao Antsirabe ao aminíizao fotoana izao ny fiakaraníny maripana tsy tahaka ny mahazatra ny rano ao aminíny tobin-dranomafana na ny ďstation thermaleĒ, ao Andranomafana.

Volkano ao Antsirabe Ahiana hipoaka

Hamaky ny tohiny...

Miha ritra i Mandroseza Atahorana ny krizin-drano

17/01/2017

Namoaka fanambarana ho aníny mpanjifa aminíny tokony hitsitsiana ny rano ny orinasa Jirama manoloana izao tsy fisianíny rotsakíorana izao.

Miha ritra i Mandroseza Atahorana ny krizin-drano

Hamaky ny tohiny...

LABIERA GUINNESS Tafaverina eny an-tsena indray

17/01/2017

Tafaverina eny an-tsena indray ankehitriny ny labiera guinness raha tao anatiníny tavoahangy mirefy 45 sl no nahitana azy farany ny taona 2015.

LABIERA GUINNESS Tafaverina eny an-tsena indray

Hamaky ny tohiny...

Delestazy sy vono olona Nirefotra ny basy sy lakrimŰzena tao Vangaindrano

17/01/2017

Nitangoronaníny olona teo aminíny manodidina ny biraoníny zandary Vangaindrano omaly, nitaky ny hamoahana hampiharana fitsaram-bahoaka ireo olona voarohirohy tamina famonoana tovovavy iray, 19 taona, mpianatra amina sekoly tsy miankina iray ao an-toerana.

Delestazy sy vono olona Nirefotra ny basy sy lakrimŰzena tao Vangaindrano

Hamaky ny tohiny...


Actualitťs

Antananarivo Renivohitra Hiezaka ny tsy hanala mpiasa

29/12/2016

Miatrika fivoriana ara-potoana ny filankevitra Monisipaly mandinika ny vinavinan-tetibola taona 2017.


 Nanomboka ny talata 27 desambra teo, izay tanterahina ao amin’ny lapan’ny tanàna ary haharitra ny 10 andro ny fivoriana. Mbola niandry ny lalàna mifehy ny tetibola avy any amin’ny fanjakana izay vao afaka notanterahina ny fivoriana. Tsy mbola nahazo « subvention » tamin’ny fanjakana faobe ny kaominina Antananarivo Renivohitra. Na izany aza dia hisy fiakarany 28 % ny tetibola 2017 mihoatra ny tamin’ity, noho ny loharanom-bola vaovao, sy ireo hetra ary haba vaovao. Anisan’ny vinavina ny tokony hanampiana isa ireo « Agent de recette » eto amin’ny kaominina Antananarivo Renivohitra fa vitsy. Na dia eo aza ireo sakana sy ny olana maro izay mianjady amin’ny kaominina dia nilaza ny eo anivon’ny fiadidiana ny tanàna fa tsy hisy ny fanalana mpiasa fa ezahina aza ny hitazonana azy ireo.

Jean D.

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana