Dans la męme rubrique

Honoré Rakotomanana sy Lalatiana Rakotondrazafy Hifampitady eny amin’ny fitsarana ?

22/06/2017

Hiakatra eny anivon’ny borigady misahana ny ady heloka bevava (B.C) eny Anosy ny talen’ny famoahana sy ny tonian’ny fanoratana ao amin’ny gazety mpiseho isan’andro Free News anio.

Honoré Rakotomanana sy Lalatiana Rakotondrazafy Hifampitady eny amin’ny fitsarana ?

Hamaky ny tohiny...

Mpiasan’ny ladoany Hiverina hitokona Taorian’ny fitokonan

22/06/2017

Taorian’ny fitokonana nandritra ny 2 andro nataon’ny Sendikan’ny mpiasan’ny ladoany (SEMPIDOU) ny 29-30 mey, narahin’ny fivoriambe tsy ara-potoana ny 01 jona dia nanome fe-potoana ny fanjakana hamaliana ny fitakiany hatramin’ny 26 jona ny sendika.

Mpiasan’ny ladoany Hiverina hitokona Taorian’ny fitokonan

Hamaky ny tohiny...

Fanjakana sy ny sendikan’ny mpitsara Tsy mbola milamina

22/06/2017

Hiitatra any andafin’ny riaka ny akon’ny fitakian’ny Sendikan’ny Mpitsara eto Madagasikara (SMM) noho ny teritery isan-karazany ataon’ny manampahefana amin’ny asan’ny mpitsara Malagasy.

Fanjakana sy ny sendikan’ny mpitsara Tsy mbola milamina

Hamaky ny tohiny...

Alain Ramaroson Nahemotra indray ny fitsarana azy

21/06/2017

Miitatra toy ny sima misioka ny raharaham-pitsarana an’i Alain Ramaroson.

Alain Ramaroson Nahemotra indray ny fitsarana azy

Hamaky ny tohiny...

Fitondran-dRajaonarimampianina Tambazan’ny Sinoa amin’ny vary

20/06/2017

Noraisina tany amin’ny seranan-tsambon’i Toamasina omaly alatsinainy 19 jona ny vary milanja 3100 taonina avy amin’ny governemanta sinoa, izay tonga indroa miantoana ny herinandro teo.

Fitondran-dRajaonarimampianina Tambazan’ny Sinoa amin’ny vary

Hamaky ny tohiny...

Hotsaraina anio Ramaroson Hafahana sa halentika ?

20/06/2017

Hiverina hiakatra fitsarana anio 20 jona i Alain Ramaroson rehefa nandamoka ny raharaham-pitsarana azy ny 6 jona lasa teo.

Hotsaraina anio Ramaroson Hafahana sa halentika ?

Hamaky ny tohiny...

Filaharambe eny amin’ny banky Efa tena fampijaliana vahoaka

19/06/2017

Velon-taraina ny mpanjifa eny amin’ny ankamaroan’ireo banky eto Antananarivo amin’izao fotoana noho ny filaharana lavareny.

Filaharambe eny amin’ny banky Efa tena fampijaliana vahoaka

Hamaky ny tohiny...


Actualités

Antananarivo renivohitra Ampianarina hanara-dalŕna ny olona

16/11/2016

Mitohy ny ezaky ny Ben’ny tanŕna Lalao Ravalomanana sy ny fiadidiana ny kaominina amin’ny fampandrosoana ny tanŕnan’Antananarivo.

 

Nanasa manampahaizana teratany Amerikanina momba ny lalàna iraisam-pirenena izy ireo mba hahafahana manarina sy mampivoatra ny renivohitr’i Madagasikara izay very hasina sy potika tanteraka vokatry ny gaboraraka nisy teo aloha. Omaly ihany dia efa nisy ny fifanakalozan-kevitra ka noresahina ny fitantanana ny kaominina amin’ny ankapobeny, ny fitohizan’ny fanadiovana ny tanàna. Taorian’ny fihaonana tamin’io manampahaizana io no nilazan’i Gabriel Harisson, lefitra voalohan’ny ben’ny tanàna fa mitohy hatrany ny fanadiovana sy fandaminana ny tanàna ka ao anatin’ny fampianarana ny olona hanara-dalàna ny fanaovana izany. Nanamafy io tompon’andraikitra io fa tsy nisy ny daroka na amboletra nataon’ny kaominina nanomboka ny volana janoary nanaovana ny asa fandaminana. Tsy manao herisetra ny polisy monisipaly izay tarihin’ny polisy nasionaly ary fehezin’ny lalàna izy ireo. Tsy mitondra fitaovam-piadiana, tsy mba mitaraina nefa saika isan’andro dia misy olona manambana antsy azy, misy olona na andian’olona manambana basy na  mitora-bato azy ireo… Hany ka polisy monisipaly miisa 15 mahery no naratra, vaky loha, nodidiana noho ny hetraketraka nisy hatramin’ny volana janoary. Manoloana ny fihetsiky ny miaramila teny amin’ny lapan’ny tanàna, nambarany fa tsy azo ekena amin’ny tany tan-dalàna, indrindra amin’ny tany Repoblikana ny olona manafika lapan’ny tanàna izany, helohin’ny lalàna toy ny fanafihana lapam-panjakana rehetra izany. Raha nisy ny fahadisoan’ny polisy monisipaly dia afaka manokatra fanadihadiana ny fitsarana. Ny famotorana rahateo dia azo atao foana.


Toky R.

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana