Dans la m麥e rubrique

Fizama Hapetraho eto ny Teokrasia

16/01/2017

Mitaky amin地y fitondrana ankehitriny hametraka ny fitantanana Teokrasia eto Madagasikara , amin段zay ny FIZAMA na na FIkambanana ZAnaka Malagasy.

Fizama Hapetraho eto ny Teokrasia

Hamaky ny tohiny...

Orinasa Jirama Banga 40% ny fampidiram-bola

16/01/2017

Mitotongana tanteraka ny orinasa Jirama amin段zao fotoana izao, hany ka tsy mandeha amin地y laoniny intsony ny fampiodinana ity orinasam-panjakana ity.

Orinasa Jirama Banga 40% ny fampidiram-bola

Hamaky ny tohiny...

Miharitra ny reniranon棚kopa Efa azo handehanan-tongotra ny etsy Tanjombato

16/01/2017

Miharitra hatrany ny ranon棚kopa taorian地y tsy nisian地y ranon弛rana intsony.

Miharitra ny reniranon棚kopa Efa azo handehanan-tongotra ny etsy Tanjombato

Hamaky ny tohiny...

Fikambanan段reo kaomisera Hanampy ny namany niharam-boina tany Ambatolampy

16/01/2017

Ny zoma teo no notontosaina tetsy amin地y Live Hotel etsy Andavamamba ny fihaonambe voalohan段reo manamboninahitry ny polisim-pirenena mivondrona ao anatin段lay antsoina hoe

Fikambanan段reo kaomisera Hanampy ny namany niharam-boina tany Ambatolampy

Hamaky ny tohiny...

Mpivaro-tena eto Madagasikara Miisa 170.000 manerana tanan-dehibe 37

16/01/2017

Miisa 170.000 ankehitriny ny isan段reo mpivaro-tena eto amintsika, raha araka ny fanisana nataon地y komity nasionaly miady amin地y aretina SIDA na ny CNLS manerana ireo tan瀟-dehibe miisa 37.

Mpivaro-tena eto Madagasikara Miisa 170.000 manerana tanan-dehibe 37

Hamaky ny tohiny...

Horohorontany Maro no simba tao Antsirabe

13/01/2017

Nihovitrovitra ny tany omaly tokony ho tamin地y 1 ora sy 7 minitra maraina ka tao anatin地y 40 segaondra ny faharetany, ary teo amin地y 5,9 amin地y mari-pandrefesana 迭ichter ny tanjany,

Horohorontany Maro no simba tao Antsirabe

Hamaky ny tohiny...

Mpitatitra ao amin地y UCTU Nanome ォ Ultimatum サ ny fanjakana indray

13/01/2017

Tsy hita intsony izay tena marina amin地y zavatra tadiavin地y avy eo anivon地y vondron地y mpitatitra eto Antananarivo Renivohitra na ny UCTU.

Mpitatitra ao amin地y UCTU Nanome ォ Ultimatum サ ny fanjakana indray

Hamaky ny tohiny...


Actualit駸

AAA - TIKO Miverina amin地y heriny

25/11/2016

Hiverina amin地y heriny tsy ho ela ny orinasa TIKO, taorian地y taona 2009 izay nanapotehana tanteraka ity orinasa Malagasy iray ity.

 

 Ny 50 ka hatramin’ny 80 %-n’ny orinasa mantsy ankehitriny no efa mihodina, hoy ny tale jeneralin’ny A A A Rabenatoandro Lanto miaraka amin’ny orinasa TIKO  tamin’ny mpanao gazety omaly. Efa manomboka mamokatra ireo karazam-bokatra nahafantarana ny orinasa hatramin’izay izy ireo. Nambarany fa tsy miova ny kalitaony ary tsy mena-mitaha amin’ny an’ny hafa ny tsirony. Anisan’ireny ny school milk, ny dibera, ny fromazy, ny glasy Corn’ico, ny ronono, ny zava-pisotro Classiko Cola, Classiko orange…, eny hatramin’ny vary.

Efa manao vary koa

Efa mihodina ihany koa ilay milina fitotoam-bary ao Ambatondrazaka amin’izao fotoana izao  hahafahana mamatsy ny varotra anatiny sy hoenti-miady amin’ny fidangan’ny vidim-bary eny an-tsena. Vokatra maro tsy tambo isaina no hiparitaka eny an-tsena  mialohan’ny faran’ny taona  mba hanomezana fahafaham-po ny mpanjifa mandritra ny fety. Tsiahivina fa anisan’ny mandray anjara amin’ny Salon de l’Industrie de Madagascar tanterahina etsy Tanjombato izy ireo nanomboka omaly. Tsy diso anjara amin’izany ireo tantsaha mpamokatra avy amin’ny faritra maro izay miara-miasa amin’izy ireo. Anisan’ireny Andriamatoa André, tantsaha avy any Faratsiho izay maniry mafy ny hiverenan’ny orinasa TIKO amin’ny heriny hahafahan’ity orinasa iray ity mandray ny vokatra ronono sy ny katsaka izay vokarin’izy ireo. Tena nitotongana tokoa mantsy ny fari-piainan’izy ireo nanomboka ny taona 2009 no ho mankaty  satria voatery namidy mora avokoa ny vokatra rehetra. Hiitatra miandalana moa ny fisokafan’ny orinasa TIKO manerana ny Nosy.

Pati


 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana